20/05/2026
𝑪𝙤𝒖𝙘𝒐𝙪 𝙙𝒂𝙝𝒐𝙡𝒐 😍
“Retouche écran solaire eny rehetra eny? 😍☀️
✨ Easy Stick Sun Secure SPF50
Ahosotra fotsiny dia ok 👜🤍
▫️Format 10g pratique be, tafiditra tsara anaty poketra
▫️Fini invisible tsy mamela tasy fotsy miaraka amin’ilay fini gras kely manome confort ny hoditra 👌🏻
▫️Sady miaro tena soin koa amin’izao andro manomboka mangatsiaka izao 🫶🏻
▫️Mety amin’ny zone exposé rehetra : tarehy, molotra, tenda, … 💛
▫️Protection SPF50 tena ilaina isan’andro ☀️
📍Disponible ato amin’ny boutique en ligne
Mode Mora Antsirabe 🛍️
✔️Authentique hatrany 🤍”
Mirary soa hatrany o