Fantatrao ve

Fantatrao ve 𝑀𝑎𝑛𝑎𝑜𝑣𝑎 𝑛𝑦 𝑠𝑜𝑎❤️

10/09/2025

Aiza ny zon’ny vehivavy
Aiza ny fihavanana
Aiza ny soatoavina maha Malagasy
Ary aiza ilay vidéo??🤧

🚨C’est officiel : Apple lance le 𝐢𝐏𝐡𝐨𝐧𝐞 𝟭𝟳 ✨ — iPhone 17 à partir de 5 044 000 Ar 💎, iPhone Air à partir de 6 396 000 Ar...
09/09/2025

🚨C’est officiel : Apple lance le 𝐢𝐏𝐡𝐨𝐧𝐞 𝟭𝟳 ✨ — iPhone 17 à partir de 5 044 000 Ar 💎,
iPhone Air à partir de 6 396 000 Ar 💎,
iPhone 17 Pro à partir de 6 916 000 Ar 💎
et iPhone 17 Pro Max à partir de 7 696 000 Ar 🔥

🥵Mentionneo ilay namanao tokony hividy ho anao iny😍🚀


𝘗𝘳𝘪𝘹 𝘤𝘰𝘯𝘷𝘦𝘳𝘵𝘪𝘴 𝘥𝘦𝘱𝘶𝘪𝘴 €

🚨 𝗠𝗔𝗜𝗦 𝗤𝗨𝗘𝗟𝗟𝗘 É𝗤𝗨𝗜𝗣𝗘 ! 🇲🇬Madagascar s’impose 3–1 face au Tchad et prend la 2e place du Groupe I ⚽️ Les Barea continuent ...
08/09/2025

🚨 𝗠𝗔𝗜𝗦 𝗤𝗨𝗘𝗟𝗟𝗘 É𝗤𝗨𝗜𝗣𝗘 ! 🇲🇬Madagascar s’impose 3–1 face au Tchad et prend la 2e place du Groupe I ⚽️ Les Barea continuent de rêver à la Coupe du Monde 🤩❤️

31/08/2025

´zay coupe kelinlah iny koa ve, ny anay nahazo villa🫶🏼

"Alefa Barea, Madagasikara tsy maintsy mandroso" -Fenohasina
31/08/2025

"Alefa Barea, Madagasikara tsy maintsy mandroso" -Fenohasina

"Tsy manan-kotenenina betsaka fa Thankkk youu soo muchhh ehhh" - Daxx🙏
31/08/2025

"Tsy manan-kotenenina betsaka fa Thankkk youu soo muchhh ehhh" - Daxx🙏

"Nisy nanao fanamby mihitsy arany hoe ho resy 4-0 isika, fa za niteny hoe Ho hitanareo eo zany"- Andry Rajoelina
31/08/2025

"Nisy nanao fanamby mihitsy arany hoe ho resy 4-0 isika, fa za niteny hoe Ho hitanareo eo zany"
- Andry Rajoelina

Désolé TotalEnergies Africa Cup of Nations mais pour nous le vrai Best Goalkeeper c’est TOLDOOO 🧤🇲🇬🔥Quel mur dans les ca...
30/08/2025

Désolé TotalEnergies Africa Cup of Nations mais pour nous le vrai Best Goalkeeper c’est TOLDOOO 🧤🇲🇬🔥Quel mur dans les cages ! 💪
Un grand vol 😤⚡

🙏🐂❤️💚

MISAOTRA Coach Roro 🙏🇲🇬Vous avez écrit une page d’histoire en menant Madagascar jusqu’en finale de la CHAN 🏆✨.- 🇲🇬 Madag...
30/08/2025

MISAOTRA Coach Roro 🙏🇲🇬
Vous avez écrit une page d’histoire en menant Madagascar jusqu’en finale de la CHAN 🏆✨.

- 🇲🇬 Madagascar 0-0 Mauritanie 🇲🇷
- 🇹🇿 Tanzanie 2-1 Madagascar 🇲🇬
- 🇲🇬 Madagascar 2-0 Centrafricaine 🇨🇫
- 🇧🇫 Burkina Faso 1-2 Madagascar 🇲🇬
- 🇰🇪 Kenya 1-1 Madagascar 🇲🇬 (TAB 3-4)
- 🇲🇬 Madagascar 1-0 Soudan 🇸🇩
- 🇲🇬 Madagascar 2-3 Maroc 🇲🇦

⚽ 9 buts marqués en 7 matchs
🔥 Invaincus 6 matchs sur 7 avant la finale

Résultat : VICE-CHAMPION d’Afrique 🥈

Un parcours héroïque, une fierté immense pour tout le peuple malagasy ❤️💚.

Tantara mipetraka !🐂🇲🇬

🇲🇬✨ C'est terminé ! Madagascar termine VICE-CHAMPION de la CHAN. Une fierté immense pour le peuple malagasy : vous avez ...
30/08/2025

🇲🇬✨ C'est terminé ! Madagascar termine VICE-CHAMPION de la CHAN. Une fierté immense pour le peuple malagasy : vous avez porté haut nos couleurs et écrit une nouvelle page d’histoire. Bravo les Barea ! 🐂Misaotra !🔥

Toky kosa rangaaaa🇲🇬🇲🇬Alefa foana zalahhhh😍😍
30/08/2025

Toky kosa rangaaaa🇲🇬🇲🇬
Alefa foana zalahhhh😍😍

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fantatrao ve posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fantatrao ve:

Share

TANTARA

Miarahaba antsika mpanaraka,

Ity pejy ity dia entina hizarana ireo teny mahasoa, mampalahelo, mahafinaritra rehetra hiatrehanao ny tontolo andronao. Raha hojerena ny tantara dia tamin’ny 24 Aogositra 2018 ity pejy ity no niforona ary nitondra avy hatrany ny anarana FANTATRAO VE hatramin’izao. Tamin’izany izahay dia tokana, nandeha irery. Rehefa taty aoriana nefa dia niara niasa tamin’ny pejy @NyEtyanieka izahay, raha dinihinareo ny sary famantarana na Logo dia misy endrika Ny Ety anie ka. Hisaorana manokana io pejy io izay nanampy tena nanampy ka nahatratraranay ny 100.000 Abonné(s) nandritra ny fotoana fohy. Ankehitriny anefa dia niverina nandeha irery izahay! Tantara vaovao, Sary famantarana vaovao, Endrika vaovao no ahitanao anay manomboka anio. Hisaorana ireo niara nisalahy tamin’ity Pejy ity, Hisaorana ianareo mpanaraka. Tsapanay ny fitiavanareo ity pejy ity! Misaotra Eh! Tsy mandà fiaraha-miasa ny amin’ny ho avy izahay!

01 Juillet 2020 Fantatrao ve