
28/07/2025
❤️ Ilay SAVOKA VERNIS tena tsara tsy hanenenao :
- Tsy mila kosehina intsony fa Tonga dia mangirana
- Mora maina sady tsy manaraka tongotra
- Tsy matahotra rano
- Maharitra 2 hatramin'ny 3 volana vao Miala
- 15 min ihany dia maina tsara
- Mateza tsara
tsara ianao raha ato aminay no manjifa azy ka aza misalasala Ary, tsy hanenenao io fa tena ilay qualité tsara be.
Savoka 1L + vernis 0,5L = 30000ar
Savoka 0,5L + vernis 0,25L = 15000ar
Savoka 0,25L + vernis = 7 500 ar
Savoka 0,25L fotsiny = 6000 ar
🥰Trano madio dia fahafinaretan'ny maso Sady mahatamana.
Mandefa en gros
Récupération Ambanidia
Manao livraison sady mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay.