A.M 3719

A.M 3719 "Âme Motivée - Aventure et Manifestation - Ambition Magnifique - Audace et Mouvement"
ici on ne parle que de la motivation et de la positivité...

30/09/2025

Tandrinesinareo eky 'zaho 🥺

29/09/2025

🇲🇬
TSY MAINTSY AFAKA
TSY MAINTSY TAFITA
TSY MAINTSY SITRANA🇲🇬

29/09/2025

😤🥵😭😭😭😭💔❤️‍🩹🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥵🥵
Tena izao mihitsy ve ny baiko azonareo

𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗩𝗔𝗞𝗬 𝗜𝗦𝗜𝗞𝗔. 🇲🇬❤🫂''An'ny VAHOAKA NY FAHEFANA, Avereno amin'ny VAHOAKA NY FAHEFANA''Anisan'ny HIKA GOAVANA toko...
29/09/2025

𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗩𝗔𝗞𝗬 𝗜𝗦𝗜𝗞𝗔. 🇲🇬❤🫂

''An'ny VAHOAKA NY FAHEFANA,
Avereno amin'ny VAHOAKA NY FAHEFANA''

Anisan'ny HIKA GOAVANA tokony ho takiana androany izany satria mila mahazo hery ny vahoaka fa betsaka loatra ny tsindry azo lena sy ny fanambaniana nahazo antsika teto amin'ity Tanindrazantsika ity.

Aza avotsotra intsony io firaisankina io ry zareo aaa... 'Ndao fa mitaky amin'ny rariny isika. Ary mandroso amin'ny fahitsina foana.

________ 𝓐.𝓜 ________

🙄 ... Euh 🙈🙈
28/09/2025

🙄 ... Euh 🙈🙈

28/09/2025

| Ao anaty tononkira ny HAFATRA ✊🇲🇬

"Atsangano ny tanana dia avokony ny totondry, dia 'ndao hiara-hamindra. 'Ndao handroso fa tanjona iray ihany anie no iarahana miady e. 'Ndao fa fitakiana iray ihany no ilaintsika''
________
Amin'ny maha olom-pirenena malagasy manana ny safidiko manokana dia miray fo ary manohana ireo izay mitolona ho an'ny FANOVANA sy ireto mpitarika tolona ireto ihany koa aho :
GenY Madagascar sy ny Gen Z Madagascar

28/09/2025

🇲🇬❤✊

28/09/2025
𝗠𝗕𝗔 𝗛𝗘𝗡𝗢𝗛𝗬 𝗥𝗘... ‼️Ny tady efa mihenjana dia ilay mba natao ho Ray aman-dreny ve izany tsy afaka mandefitra mihitsy, sat...
28/09/2025

𝗠𝗕𝗔 𝗛𝗘𝗡𝗢𝗛𝗬 𝗥𝗘... ‼️

Ny tady efa mihenjana dia ilay mba natao ho Ray aman-dreny ve izany tsy afaka mandefitra mihitsy, satria mitaky ny zohany ilay zanaka dia avy hatrany dia daroka alika no omena azy 😢😭

Efa leo tanteraka ilay ankizy satria ampanantenaina zavatra tsy misy foana mandrindra ny firy taona, ny rano sy ny hazavana no tadiavina de afo miredareda mandoro mavaivay mamono no omena azy 🔥😳

✍️ Chacha Randriamalala
_______________
FOTOANA IZAO
Manova ifotony no tena zava-dehibe.
(Miova ray aman-dreny izany, aleo tezain'ny hafa ny zanakao raha ho ampijaliana sy ampahoriana)

𝗧𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗦𝗜𝗞𝗔 🫂❤🇲🇬𝗠𝗶𝗼𝗺𝗯𝗼𝗺-𝗽𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗲𝗹𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆. 🇫🇷 FRANCE 🇺🇸 AMÉRIQUE🇩🇪 ALLEMAGNE🇮🇹...
28/09/2025

𝗧𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗦𝗜𝗞𝗔 🫂❤🇲🇬
𝗠𝗶𝗼𝗺𝗯𝗼𝗺-𝗽𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗲𝗹𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆.

🇫🇷 FRANCE
🇺🇸 AMÉRIQUE
🇩🇪 ALLEMAGNE
🇮🇹 ITALIE
🇨🇭 SUISSE
🇨🇦 CANADA
Sy ny any amin'ny firenena hafa rehetra any.

Address

67ha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.M 3719 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share