13/06/2026
Eeeeeeeeohhhh๐จ โ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ "๐๐๐๐๐๐๐๐" ๐๐ "๐๐๐๐" ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐?โ ๐จ
๐ Mbola tsy nisy toy izany teo aminโny tantaranโny baolina kitra! Fantatrareo ve fa ity baolina ofisialy hampiasaina aminโny Mondial 2026 ity dia tsy baolina tsotra fotsiny intsony, fa tena milina kely mihitsy? Fakafakainay kely ny tsiambaratelo any ambadika any:
๐ Misy ๐๐๐ฉ๐ญ๐๐ฎ๐ซ kely milanja ๐๐ ๐ fotsiny any anatiny. Ary, alohanโny lalao tsirairay dia tsy maintsy "fenoina" (charger-na) aminโny alalanโny โ๐ข๐ง๐๐ฎ๐๐ญ๐ข๐จ๐งโ (tsy misy tariby, tahaka ny finday raha jerena) ilay baolina mba handehanan'ny herinaratra ao anatiny!
โก๏ธ Io puce io dia afaka mandefa โ๐๐๐ญ๐โ in-500 isan-tsegondra any aminโny efitranonโny ๐๐๐ (Video Assistant Referee) na ilay Mpitsara Mpanampy amin'ny Video. Izany hoe, raha vao mikasika ny tanana na ny tongotry ny mpilalao ny baolina, dia fantatry ny solosaina avy hatrany ny segondra sy ny firy milimetatra nitranganโizany. Tsy misy resaka ๐ก๐จ๐ซ๐ฌ-๐ฃ๐๐ฎ lany andro intsony!
๐ Raha taloha dia mbola mijery sary miadana (ralenti) adiny vitsivitsy vao manapa-kevitra ny mpitsara ao amin'ny VAR, amin'ity indray mitoraka ity dia miara-miasa amin'ny ๐๐ง๐ญ๐๐ฅ๐ฅ๐ข๐ ๐๐ง๐๐ ๐๐ซ๐ญ๐ข๐๐ข๐๐ข๐๐ฅ๐ฅ๐ (IA) sy fakan-tsary (cameras) manokana miisa 12 mipetrapetraka eny amin'ny tafo kianja ny VAR.
Raha vao misy hors-jeu na daka tsy ara-dalร na, dia ny solosain'ny VAR mihitsy no mandefa bip mivantana any amin'ny famantaranandron'ny mpitsara eny ambony kianja, latsaky ny 5 segondra! Tsy misy fijanonana lava be mankaleo intsony eny ambony kianja.
๐ฒ Raha efa mahazatra ny mahita an'io any amin'ny mpitsara, dia ny tena digital amin'ity Mondial ity dia ity: ianao mpijery any an-trano na mpanaraka amin'ny finday dia hahazo mivantana (latsaky ny 3 segondra) ny sary mihetsika ๐๐ avy amin'ny solosain'ny VAR, mampiseho ny prรฉssion sy ny hafainganam-pandehan'ny daka isaky ny misy baolina tafiditra! ๐.