Fahefana

Fahefana Content Creator || Cheveux & Visage 🧚🏽‍♀️

Collab : Whatsapp au +261344230909 💌 Salut ! C'est la page officielle de Fahefana. E-mail : [email protected]

05/05/2026

VOLO || Menaka mifanaraka amin’ny porosité an’ny volo 🤎
Merci pour les 85K abonnés 🥹❤️

Fantatrao amin’izay ve ny type de porosité an’ny volonao ?
Ireto ary ny menaka tokony ampiasaina aminy 🥰

Raha tinao hangirana be sy ho salama ny volonao dia menaka mifanaraka aminy ampiasaina. Tsy ny menaka rehetra mantsy no mety amin’ny volo rehetra 😁

📞 Collaboration sur WhatsApp uniquement au 034 42 309 09

Ho voninahitr’Andriamanitra,Ho an’i Dada sy Neny 🎓❤️Bouquet : 𝑺𝑾𝑬𝑬𝑻𝑰𝑬𝑺 𝑴𝑫𝑮
22/04/2026

Ho voninahitr’Andriamanitra,
Ho an’i Dada sy Neny 🎓❤️
Bouquet : 𝑺𝑾𝑬𝑬𝑻𝑰𝑬𝑺 𝑴𝑫𝑮

19/04/2026

TAREHY || Fantatrao ve ny type de peau anao ? 🤎
Mialohan’ny ampiasana produit dia mila fantatra aloha hoe inona ny type de peau anao. Mety animba ny oditrao mantsy ny fampiasana produits tsy mifanaraka amin’ny zavatra ilainy 🥹

Tena ilaina ny mikarakara tarehy sady malaza izao ny resaka skincare dia ndao aloha fantarina hoe inona ny type de peau amzay afaka mamantatra ny besoin any 🥰

Sorato ao @ commentaire ary hoe inona ny type de peau anao 💌

12/04/2026

VOLO || Test Porosité & Type de cheveux 💚

Raha te hanana volo salama ianao dia mila fantatrao voalohany indrindra hoe inona ny porosité an’ny volonao sy ny type de cheveux anao 💇🏽‍♀️
Satria miankina amin’izay ny produits tokony ampiasainao fa tsy hoe rehefa mampiasa produits tsara be na lafo be dia tokony hahazo résultat tsara be foana 🤭

Sorato ao @ commentaire ary hoe inona ny porosité an’ny volonao sy ny type de cheveux anao dia ataoko vidéo ny soin mifanaraka aminy 💌

10/04/2026

VOLO || Iza daholo ilay nahamarina hoe resaka « volo sy tarehy » ? 🥰

Hiresaka momban’ny fikarakarana volo isika androany 🥰
Io voloko io dia efa nandalo coloration be dia be ary tena hoe potika tanteraka, tapatapaka, vakivaky tsisy noraisina intsony. Efa nieritreritra hoe tsy ho avotra intsony 🥺
Dia niezaka namerina azy mainty sy salama tsara toy ny taloha na dia tsy dia zatra mainty volo intsony ary taty aoriana 💇🏽‍♀️ Fa hafa ihany ny volo salama eh 🥰

Inona indray no atao vidéo manaraka ? Porosité sy type de cheveux sa ny fahazarana tokony atao raha te hanana volo salama ? 💚

Dia hitako ilay tian’ny fanahiko, ka nohazoniko izy.. 🥰Tsy mbola resaka fanambadiana aloha ilay izy fa resaka contenus e...
08/04/2026

Dia hitako ilay tian’ny fanahiko, ka nohazoniko izy.. 🥰

Tsy mbola resaka fanambadiana aloha ilay izy fa resaka contenus eh 😝
Tsy aiko nareo raha nahatsikaritra hoe nandritran’izay firy taona be naha Fahefana an’i Fahefana teto @ réseaux sociaux zay dia tsy hita mazava hoe inona ny ligne directrice nitondrako ny contenus teto.
Otrany hoe izay ataon’ny olona dia atao koa, manao mapme ny olona dia manao koa 😅 Nefa indraindray tsy talentanao sy tsy manavanana anao akory ilay izy 🤭

Ka androany dia hitako ilay tian’ny fanahiko.. manomboka androany dia zavatra vaovao no entiko aminareo, hiresaka, hifampizara, hifanasoa eto isika 🥰

Mety hoe resaka inona re zany eh ? ☺️
Sorato ao @ commentaire hoe mety ho inona ny resaka vaovao ato, hisafidy vitsivitsy amin’izay valiny marina ao za ho zaraiko crédit 😁

01/04/2026

GRWM 💋
C’est quoi ton indispensable de tous les jours ? Rouge à lèvres 💄 ? Anti-cernes ? Eyeliner ?

Lotion nettoyante :
Pommade réparatrice : CeraVe Skincare
Sérum anti-tâches : Topicrem by Paramad 💚
Écran solaire : Eucerin Oil Control

25/03/2026

Valiako ato amin’ity vidéo ity daholo ny fanontanianareo tamin’ilay vidéo transformation chambre ako iny 🥰

Zany eo ihany fa sode mba manana astuce mampangirana gorodona aingana be nareo ? Dia manala aingana ilay fofona vernis amin’ny plafond ? 😁

16/03/2026

Parfois il suffit de changer son espace pour se retrouver soi-même 🤍
Pas parfaite mais je prends le temps d'améliorer les choses petit à petit ✨

« Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy » Filipiana 4:13 🤍
08/01/2026

« Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy » Filipiana 4:13 🤍

10/12/2025

😮‍💨🔥🔥

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fahefana:

Share