S24 WebtV

S24 WebtV " Ravoravo fa Malagasy โค๏ธ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ "

โ€ผ๏ธAMPITAMPITAO...โ€ผ๏ธREHEFA AMIN'NY FOTOANA TOY IZAO....na   na   dia tsara foana ny   aminโ€™ny Manampahefana na     hahazo...
01/01/2026

โ€ผ๏ธAMPITAMPITAO...โ€ผ๏ธ

REHEFA AMIN'NY FOTOANA TOY IZAO....na na dia tsara foana ny aminโ€™ny Manampahefana na hahazoana fitsaboana sahaza sy ny ' ny valanaretina.

Eo aminโ€™ny sehatry ny fitsaboana dia misy ny atao hoe: " " ary anjaran'ny Mpitsabo no ilay tranga ny

Sary: Mickaelys Kamy Ndiamahazo - Toamasina

Ny andinindininy:
https://www.facebook.com/share/p/1ZnkGnYRgr/
--------
Araho hatrany pejintsika:
S24 WebtV - Ravoravo fa Malagasy โค๏ธ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ ๐‘น๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘น๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ ๐‘ญ๐‘จ ๐‘ด๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐’€ ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚.๐‘ฏ๐’ ๐’•๐’‚๐’๐’๐’‚ ๐’›๐’Š๐’๐’‚...
31/12/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ ๐‘น๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘น๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ ๐‘ญ๐‘จ ๐‘ด๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐’€ ! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚.

๐‘ฏ๐’ ๐’•๐’‚๐’๐’๐’‚ ๐’›๐’Š๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’†๐’๐’ ๐’‡๐’‚๐’‰๐’๐’Ž๐’ƒ๐’Š๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’๐’Š๐’† ๐’Š๐’•๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’๐’‚ 2026 ๐’Š๐’•๐’š, ๐’‰๐’Š๐’•๐’๐’๐’…๐’“๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’๐’•๐’†๐’๐’‚๐’๐’‚, ๐’‡๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’Œ๐’Š๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’โ€™๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’…๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚, ๐‘ป๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

2026
๐‘ฌ๐’Œ๐’Š๐’‘๐’‚ S24 WebtV

31/12/2025

โ€ผ๏ธ NY 'NY โ€ผ๏ธ

๐Ÿ‘‰ FAMPITAM-BAOVAO avy aminโ€™ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka , hofehezintsika tsy hiparitaka ny aretina hoy ny Tale Jeneralinโ€™ny Fisorohana ara-pahasalamana, Dr RAKOTOARIMINO Andrianina Desirรฉ.

๐Ÿ‘‰ Araho hatraminโ€™ny farany ny fanazavana
---------

Ekipa S24 WebtV

โ€ผ๏ธSAMIA MAILO HATRANY...โ€ผ๏ธAraka ny vaovao miely ety anivon'ny tambazotran-tsosialy dia nahitana tranga ahiana no   ihany...
31/12/2025

โ€ผ๏ธSAMIA MAILO HATRANY...โ€ผ๏ธ

Araka ny vaovao miely ety anivon'ny tambazotran-tsosialy dia nahitana tranga ahiana no ihany koa eto Antananarivo Renivohitra.
๐Ÿ‘‰ https://www.facebook.com/share/1GQeyvzf64/

Indro ary zaraina amintsika ny fisehon'ity aretina ity ahafahantsika mandray fepetra mifanandrify aminโ€™ny izany. 5 andro hatramin'ny 21 andro eo no fotoana iotrehany ary aorian' izay vao miseho ny fambaran' aretina.

Ny moa dia aretina avy aminโ€™ny , ary mifindra aminโ€™ny olombelona aminโ€™ny alalanโ€™ny fifampikasohana akaiky taminโ€™ny olona na biby nitondra ny tsimokaretina, na taminโ€™ny zavatra na faritra izay nokasihinโ€™ny olona voanโ€™ny mpox.

Mirary fahasalamana ho antsika mandrakariva ny ekipa S24 WebtV , mirary fetin'ny faran'ny taona finaritra sy taom-baovao 2026 feno Fahombiazana ๐Ÿ™๐ŸŽ‰๐Ÿ†๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Raha misy
ny manampahefana

๐Ÿšจ   | AROVY NY TENANAO โ€“ AROVY NY HAVANA โ€“ AROVY NY FIRENENA ๐ŸšจNy   dia isanโ€™ny fomba mahomby indrindra   miaraka ny  โ€™ny...
31/12/2025

๐Ÿšจ | AROVY NY TENANAO โ€“ AROVY NY HAVANA โ€“ AROVY NY FIRENENA ๐Ÿšจ

Ny dia isanโ€™ny fomba mahomby indrindra miaraka ny โ€™ny valanaretina eto Madagasikara.

๐Ÿงผ Sasao matetika aminโ€™ny rano sy savony ny tanana
๐Ÿ˜ท Mampiasร  arovava - orona
โš ๏ธ Hajao ny elanelana 1m - Alaviro ny fitangorongoronana

๐Ÿ“ž Ampahafantaro avy hatrany ny tomponโ€™andraikitra ara-pahasalamana raha misy soritrโ€™aretina na tranga mampiahiahy

โ€ผ๏ธ โ€œALAO HERY NAMAKOโ€ โ€“ โ€˜NDAO HIFANOME TANANA ISIKA REHETRA

SAMIร€ MIZARA
--------
- Ekipa S24 WebtV ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐ŸšจMahajanga : Tafakatra 16 ireo olona tratran'ny Variole du Singe/ Nendran-drajakoโš ๏ธ Miisa 16 ireo voamarina fa mitondr...
31/12/2025

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐ŸšจMahajanga : Tafakatra 16 ireo olona tratran'ny Variole du Singe/ Nendran-drajako

โš ๏ธ Miisa 16 ireo voamarina fa mitondra tsimok'aretina, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny DSRP Boeny. Raisin'ny Fanjakana an-tanana ny fitsaboana ireo marary ireo.

๐ŸคฐMisy vehivavy bevohoka 3 volana amin'ireo marary. Ireo "Cas Grave" dia raisina eny amin'ny Hopitaly Manarapenitra Mahavoky Atsimo.

โ›”๏ธโ›”๏ธโ›”๏ธFampitandremana : Samia manaja ny "Gestes Barriรจres", na fety aza ny andro ! Manantona toeram-pitsaboana avy hatrany raha misy mibotsimbotsina mampiahiahy amin'ny hoditra !

Moov.mg

30/12/2025

๐Ÿšจ โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ๐Ÿšจ

โš ๏ธ VOAMARINA FA MISY TRANGA (Variole de Singe) ETO MADAGASIKARA
------
๐Ÿ‘‰ FANAMBARANA OFISIALY AVY AMIN'NY Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
-----
ny ( )
Raha - ny .
910
-----
ny Tenanao, koa ny hafa
โ€ผ๏ธ
Ekipa S24 WebtV

โ€ผ๏ธRAHARAHA AMBOHIMALAZA | ANTSO TOLO-TANANA MIANTEFA AMIN'NY    AVY AMIN' I TOJO RAHAMEFY๐Ÿ’–Voalohany indrindra, mirary ta...
29/12/2025

โ€ผ๏ธRAHARAHA AMBOHIMALAZA | ANTSO TOLO-TANANA MIANTEFA AMIN'NY AVY AMIN' I TOJO RAHAMEFY

๐Ÿ’–Voalohany indrindra, mirary taona 2026 ๐ŸŽ†feno fahendrena, fahamarinana ary fitiavana ho anโ€™ny Malagasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ rehetra aho.

๐Ÿ’–Manantena๐Ÿ™ izahay fa ny fitondrana fanavaozana dia hifantoka bebe kokoa aminโ€™ny olona sy ny ainy, indrindra fa ireo victime taminโ€™ny raharaha Ambohimalaza.

๐Ÿ’–Betsaka aminay no mbola mila fitsaboana๐Ÿš‘ manokana, satria mbola marefo ara-pahasalamana hatraminโ€™izao, ary mitaky fanaraha-maso ๐Ÿฉบakaiky sy mitohy ny toe-pahasalamanay.

๐Ÿ’–Maro aminay ihany koa no tsy anโ€™asa, ary mbola tsy afaka miasa ara-dalร na noho io fahasahiranana ara-pahasalamana io. Ho ahy manokana, raha vao manao fihetsika mafimafy na miakatra tohatra ๐Ÿชœfotsiny aza, dia sempotra sy manempotra avy hatrany, ka manasarotra ny fiainana andavanandro. Ankoatra izany, voatery hiverina any Maorisy โœˆ๏ธโœˆ๏ธaho aminโ€™ny 15 janoary 2026 hanaovana fanaraha-maso ara-pitsaboana, kanefa tsy manana ny enti-manana๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ต hanatanterahana izany aho aminโ€™izao fotoana izao.

๐Ÿ’–Na eo aza ireo zava-tsarotra ireo, mitana fanantenana aho fa tsy hamela anay ho adino ny fitondrana vaovao, fa hijery ๐Ÿ‘€manokana sy hanampy anay victime rehetra, na aminโ€™ny lafiny fitsaboana๐Ÿฃ, na aminโ€™ny fanohanana ara-tsosialy, mba hahafahanay miaina indray am-pahamendrehana.

๐Ÿ’–Izany no hetahetanay aminโ€™ny taona 2026: fiahiana, rariny ary fanantenana vaovao ho anโ€™ireo tra-boina.

Mankasitraka indrindra.

Ilay isanโ€™ny victime taminโ€™ny raharaha Ambohimalaza
Rahamefy Tojo
---------

Ekipa S24 WebtV

28/12/2025

โšกTANDREMO !!!
"Mety ny tosi-drร  ka ho tapaka lalan-drร  ao anatin'ny fety toy izao...

๐Ÿ‘‰FANTARO ireo izany ho an'ny olona manana areti-mitaiza toy ny Fiakaran'ny Tosi-drร  sy diabeta...

Araho hatramin'ny farany ny fanazavana iarahana hatrany amin'i Prof. Mamy RANDRIA, Filohan'ny Sociรฉtรฉ de Pathologie Infectieuse de Madagascar - SPIM

SAMIA MIZARA dia mirary fety finaritra!
Ekipa S24 WebtV

CHUTE DE LA LILY : FANJAVONANA MISTERY TAO AM-PEFY,   โ€“ Ao anatinโ€™ireo toerana be mpitsidika sy feno hatsaran-tarehy eto...
28/12/2025

CHUTE DE LA LILY : FANJAVONANA MISTERY TAO AM-PEFY,

โ€“ Ao anatinโ€™ireo toerana be mpitsidika sy feno hatsaran-tarehy eto Madagasikara, ny Chute de la Lily dia tsy vitanโ€™ny hoe riandrano manintona mpizaha tany, fa koa mitahiry tantara iray mbola mampametra-panontaniana hatraminโ€™izao.
Araka ny tantara nifandimby nolazaina am-bava, taloha ela be dia nisy teratany vahiny nipetraka tany Ampefy niaraka taminโ€™ny zanany vavy kely antsoina hoe . Indray andro, raha nilalao teo amoronโ€™ny renirano akaikinโ€™ny riandrano ilay zaza, dia nanjavona tampoka izy, tsy nisy nahita ny zava-nitranga.

Nitatitra ireo olo be tao an-tanร na fa nitady tsy an-kijanona ny rainy sy ny mponina. Na izany aza, tsy nisy vatana, tsy nisy fitafiana, ary tsy nisy porofo hita afaka nanazava ny fanjavonanโ€™ilay zazavavy. Toe-javatra izay niteraka tahotra sy fanontaniana lalina teo aminโ€™ny fiarahamonina taminโ€™izany fotoana izany.

Manoloana ny tsy fahitana fanazavana mazava, dia nivily tany aminโ€™ny finoana nentim-paharazana ny eritreritry ny olona. Ho anโ€™ny , ny rano, indrindra ny riandrano sy ny toerana lalina, dia heverina ho toerana masina ifandraisanโ€™ny velona sy ny razana. Noho izany dia nino ny maro fa โ€œnalainโ€™ny razanaโ€ ny fanahinโ€™i Lily, fa tsy loza tsotra fotsiny no nahazo azy.

Misy ireo manam-pahaizana milaza fa azo heverina ho loza voajanahary tanteraka ny zava-nitranga, noho ny herinโ€™ny rano sy ny toetry ny riandrano. Etsy ankilany, misy kosa ireo mihevitra fa ny tsy fisianโ€™ny porofo ara-batana dia manamafy ny lanjanโ€™ny fanazavana ara-panahy sy ara-kolontsaina. Teo anelanelanโ€™ireo hevitra roa ireo no niforonanโ€™ny angano.

Ho fitahirizana ny fahatsiarovana ilay zazavavy sy ho fankatoavana ny zava-nitranga, dia nomena ny anarany ilay riandrano: de la Lily. Hatraminโ€™izao, mitondra io anarana io ilay toerana, lasa mariky ny tantara tsy hay hazavaina tanteraka, sady porofonโ€™ny fomba ifandraisanโ€™ny Malagasy aminโ€™ny natiora sy ny tontolo ara-panahy.

Ankehitriny, ny Chute de la Lily dia tsy mijanona ho toerana fizahantany fotsiny, fa koa lova ara-kolontsaina velona, mampahatsiahy fa ao ambadiky ny hatsaranโ€™ny natiora dia misy tantara, finoana ary fahatsiarovana mampiray ny olona aminโ€™ny lasa.

Ny raharaha Lily dia mijanona ho tantara iray eo anelanelanโ€™ny zava-nisy sy ny angano. Tsy fantatra hatraminโ€™izao raha loza voajanahary na zava-nitranga ara-panahy no tena nahavery azy. Na izany aza, ny fahatsiarovana azy dia mbola velona ao aminโ€™ny anaranโ€™ilay riandrano, mampahatsiahy fa indraindray ny tantara tsy voavaha no lasa lova maharitra indrindra.

Mankasitraka anao namaky hatraminโ€™ny farany
Ranty nindramina tao aminโ€™ny pejy Haizina ( )
--------
Araho hatrany ny pejintsika
S24 WebtV - Ravoravo fa Malagasy โค๏ธ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

โ€ผ๏ธ๏ธ MPIASAM- PANJAKANA: Hahazo tambim-pankasitrahana: 310 000 Ar....โ€ผ๏ธโœ…๏ธ Hisitraka izany avokoa na ireo efa raikitra na ...
28/12/2025

โ€ผ๏ธ๏ธ MPIASAM- PANJAKANA: Hahazo tambim-pankasitrahana: 310 000 Ar....โ€ผ๏ธ

โœ…๏ธ Hisitraka izany avokoa na ireo efa raikitra na ireo mbola tsy raikitra, ankoatran'ny mpiasan'ny Minisiteran'ny toe-karena sy ny fitantanam-bola izay efa misitraka "prime de rendement".

Loharano: Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika

28/12/2025

โ€ผ๏ธ -TALENTA โ€ผ๏ธ

โœ…๏ธ Resa-dresaka niarahana tamin' i Toky ANDRIANAIVOARIVONY, mandeha aminโ€™ny 'NY .

๐Ÿ‘‰ Araho hatraminโ€™ny farany
------
Nanatontosa: Ekipa S24Web Tv - Fahombiazana Mรฉdia & Communication
| - -
-----
โœ…๏ธ Misokatra ho antsika rehetra tiana ho ampahafantarina ny pejy.
Laharana ifandraisana: 034 92 736 21
-----
S24 WebtV
Ravoravo fa Malagasy โค๏ธ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261334998637

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S24 WebtV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to S24 WebtV:

Share