Amazing Grace Radio 103.8 Fm

Amazing Grace Radio 103.8 Fm Amazing Grace Radio est une station radio évangélique. "Nous annonçons l'évangile de Jésus-Christ et Jésus Christ crucifié"

Mirary tolakandro mahafinaritra ho anaony onja-peo 103.8 fm miaraka amin'ny ireo hira maro isan-karazany ampahery anao.N...
14/02/2023

Mirary tolakandro mahafinaritra ho anao
ny onja-peo 103.8 fm miaraka amin'ny ireo hira maro isan-karazany ampahery anao.

Ny onja-peo dia manomboka amin'ny 04 ora maraina ka atramin'ny 10 ora alina.

Auteur/Compositeur/Interprète : Anne-Laure SérySingle disponible sur iTunes !https://itunes.apple.com/us/album/maitre-de-lunivers-single/1461862665© Cris de ...

Tononona amintsika hatrany ny fiadanana avy amin'ny Tompo!Mitohy hatrany ny fanarahantsika ny Conférence « Le Secret du ...
10/02/2023

Tononona amintsika hatrany ny fiadanana avy amin'ny Tompo!

Mitohy hatrany ny fanarahantsika ny Conférence « Le Secret du Roi David », nadika tamin'ny teny Malagasy eto amin'ny onjam-peo

☑️Lohahevitra anio : Fo mangorakoraka

☑️ Anio amin'ny 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 08 ora alina

☑️ Ny Alatsinainy 13 Febroary 2023 kosa no andro famaranana izany.

📣Ny Onjam-peo 103.8 fm sy ny Radio internet "Fahasoavana Mahagaga" dia faly manolotra antsika mpihaino rehetra ny "Confé...
06/02/2023

📣Ny Onjam-peo 103.8 fm sy ny Radio internet "Fahasoavana Mahagaga" dia faly manolotra antsika mpihaino rehetra ny "Conférence internationale" nampitondraina ny lohahevitra hoe : "Le Secret du Roi David" niarahana tamin'i Pasteur Miki Hardy (CTMI) ny volana Oktobra 2022 lasa teo.

Mandritra ity herinandro ity no anarahantsika izany eto @ onjam-peo amin'ny teny Malagasy

☑️- Alatsinainy 06 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8 ora alina
☑️-Talata 07 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8 ora alina
☑️- Alarobia 08 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8ora alina
☑️- Alakamisy 09 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8 ora alina
☑️- Zoma 10 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8 ora alina
☑️-Sabotsy 11 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8 ora alina
☑️-Alahady 12 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8ora alina
☑️- Alatsinainy 13 Feb : 10 ora maraina | Famerenana amin'ny 8ora alina.

Mihainoa finaritra Tompoko! Samia ho tahian'i Jesosy.


Address

Ampasapito, Antananarivo/
Antananarivo
101

Telephone

+261349453687

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amazing Grace Radio 103.8 Fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Amazing Grace Radio 103.8 Fm:

Share

Category