Canapé Jaune by REIX TV

Canapé Jaune by REIX TV 🚨 We are pop culture 🚨
follow us
Youtube : https://youtube.com/?si=L_1ZsCEURpu1tRPJ
https://www.tiktok.com/?lang=en

12/08/2025

UNE COHESION COMME ÇA OU RIEN moa ilay fiteny ?🥹❤️
Avec notre beau couple préféré KIM JAH et Mie Lantou Mirindra sur Canapé Jaune avec Christinah R.🎬
📅 Rendez-Vous ce Vendredi à 18h
STAY TUNED!…😍

Une nouvelle semaine, un nouvel épisode pour te poser, réfléchir ou juste t’évader. Installe-toi, respire un bon coup… e...
11/08/2025

Une nouvelle semaine, un nouvel épisode pour te poser, réfléchir ou juste t’évader. Installe-toi, respire un bon coup… et bonne semaine à toi 🧘‍♂️✨

SALAMAA!✨Izany aloha ny mampiraraka hivy kely amin’izao Sabotsy izao!🫢Mentionneo ao amin’ny commentaire ao ilay namanao ...
09/08/2025

SALAMAA!✨
Izany aloha ny mampiraraka hivy kely amin’izao Sabotsy izao!🫢
Mentionneo ao amin’ny commentaire ao ilay namanao tsy mahavita mijery fa rehefa avy eo izao izy dia efa hanambotra? 😃😂
Ilay TikTokeur tsara tarehy ireny😂
Raha ianareo :
Team : TCHIKRI 👍 sa VOAMADILO❤️ sa SAKOA😂 sa LASARY MANGA😲?
Samy tsara daholo anefa!

Mba ohatrany aona re raha ireny olona manao parfait amin’ny sary ireny no ampihinana an’ireto eh?🤣

HO AVY TSY HOE ELA ETO AMIN’NY CANAPÉ JAUNE‼️

08/08/2025

« HOMME DE PRINCIPES ZA satria PAS DE SEXE AVANT LE MARRIAGE🔞 »
Nahafinaritra be ny fiarahana tamin’i Armel Patrick 🤩
Araho hatramin’ny farany ny horonantsara raha te-aheno karaoke miaraka amin’i Armel ianareo🤯
📌ABONNEZ-VOUS POUR PLUS DE VIDEO
LET’S GOO!!

07/08/2025

Miteniteny foana fotsiny i Christinah fa i Armel Patrick manotra noho i Ramora🫢😂
🎬VIDEO INTÉGRALE DISPONIBLE DEMAIN
À 18H!!✨
Tsy aiza fa eto amin’ny Canapé jaune ihany‼️
À demain…

06/08/2025

🚌BUS AFAKA ALAINA RAHA MAKANY AMIN’IRETO TOERANA MANARAKA IRETO.
Forello, Tanjombato, Anosizato, Alarobia amboniloha, Mahatony, Analakely
Ity resaka bus ity dia tena hoe mampi- saviritaka antsika foana.😀
LAZAO AO AMIN’NY COMMENTAIRE NY TOERANA TINAREO HO FANTATRA NY BUS MAKANY !🤩
Hiezaka ny hizara amintsika misimisy kokoa amin’ny manaraka fa ireto aloha ny masaka eh!
Araho hatramin’ny farany ary ny horonantsary

05/08/2025

HEY! 😀
Aza adino ny fotoanantsika miaraka amin’i Armel Patrick amin’ny Zoma ho avy izao , tsy aiza fa eto amin’ny Canapé jaune by Reix Tv.
À très bientôt…..🎬

Araho tsikitsiky foana kambony ny fiainana na banga na feno nify fa ilaina io🫢Betsaka ny horonantsary ho arahantsika ami...
04/08/2025

Araho tsikitsiky foana kambony ny fiainana na banga na feno nify fa ilaina io🫢
Betsaka ny horonantsary ho arahantsika amin’ity herinandro ity fa izao aloha.
Mirary semaine milay be ho anareo rehetra✨

Tchaooo!!💋

01/08/2025

«Mety mbola lalana Tiana hitondrana anao io misy anao amin’izao io, fa aza kivy fa manaova ny tsara foana amin’ny fiainana »
Hoy i MC et animateur Florent pagny ofisialy
Betsaka marina ny zavatra tsy haintsiaka ao ambadik’ireny hitantsika ivelany ireny .💫
Aza adino ny manaraka ny pejy sy mizara ny horonantsary raha nahafinaritra anao✨🎬

RENDEZ-VOUS DEMAIN A 18H00 🎬Alors Stay tuned😉
31/07/2025

RENDEZ-VOUS DEMAIN A 18H00 🎬
Alors Stay tuned😉

30/07/2025

VOAKANZO DIMY MAMPAFANA NY VATANA HO AZY🍌🍋‍🟩

SALAMAA EH!✨
Tena hoe ao anatin’ny antsika tena amin’ilay « je suis congélateur » isika izao🫢
Dia ireto ary misy « FRUIT » dimy afaka hoaninao , izay manome hafanana voaajanahary ny vatanao✨
•Lazao ao amin’ny commentaire rehefa avy manandrana ianareo 😍

Aza adino manaraka ny page sy mizara ny horontsary anh✨
Tchaoo!!👋

29/07/2025

À trés bientôt avec notre MC et Animateur préféré ……🎬

Address

Lot 111 G Ankadievo By-Pass - Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Canapé Jaune by REIX TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share