Naba Gena

Naba Gena 🖤 NABA GENA STUDIO 💛

🎧HIP HOP MUSIC🎧

😎102👌🏿

🖤💛
08/08/2025

🖤💛

Tsy hay oe ditra ve sa zavatra ho anina fa miteraka olana ho any fiarahamonina🙏Na dia tsy olondratsy aza dia voaheloka,😴
04/08/2025

Tsy hay oe ditra ve sa zavatra ho anina fa miteraka olana ho any fiarahamonina🙏
Na dia tsy olondratsy aza dia voaheloka,😴

Marina fa misy zavatra natao mapanenina.😴Ny fiainana nefa mitoy ihany💛🖤Le passer c'est le passer, le future nous apparti...
31/07/2025

Marina fa misy zavatra natao mapanenina.😴
Ny fiainana nefa mitoy ihany💛🖤

Le passer c'est le passer, le future nous appartient🤑

Mila miangona rehefa alahady😇Tsy voatery oe any apiangonana fa rehefa miaraka am jah dia mety fona.Bon dimanche  daoly n...
27/07/2025

Mila miangona rehefa alahady😇
Tsy voatery oe any apiangonana fa rehefa miaraka am jah dia mety fona.

Bon dimanche daoly nigga🥲😎👍🏿🏿

Aza avela ho adalainy olona ny sainao am zavatra tinao💛🖤Fiainana mandalo, tiavo ze tinao fa mety ho azy fona io farany👊🏾...
01/07/2025

Aza avela ho adalainy olona ny sainao am zavatra tinao💛🖤
Fiainana mandalo, tiavo ze tinao fa mety ho azy fona io farany👊🏾

Na dia tapitra aza ny fetim-pirenena☝🏿Na dia misy ny fanapozinana ara-tsakafo✌🏿Ny zoma dia andro voatokana analazina mia...
27/06/2025

Na dia tapitra aza ny fetim-pirenena☝🏿
Na dia misy ny fanapozinana ara-tsakafo✌🏿

Ny zoma dia andro voatokana analazina miaraka amin'ireo namana ka tsy mahavoasakana ny izany rehetra izany.😎

Tsy misy tsy maty am tsy androny ka aza matahotra poizina😂

✋Aza manavakavaka gadon-kira✋Tsy ampoizinao manko fa mety ho ilay gadona tsy tianao indrindra mihintsy no niteraka ainga...
20/06/2025

✋Aza manavakavaka gadon-kira✋

Tsy ampoizinao manko fa mety ho ilay gadona tsy tianao indrindra mihintsy no niteraka aingam-panahy olona iray ka nahatonga ny hira tinao indrindra misy🤔

Tiavo ny anao dia ajao ny hafa fa ny 💛🖤

Address

Lot IJ 335 Ambavahaditokana
Antananarivo
102 ATSIMONDRANO

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naba Gena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category