TIA MUSIC

TIA MUSIC TIA MUSIC
Mandray prise de son
Création instruments
Manafana lanonana (animateur+DJ)
manao ny resaka montage video;maka clips

contact 034.37.773.71

Dao Hizara mozika eeeee
22/08/2025

Dao Hizara mozika eeeee

Tonga mandeha avy hatrany tsy misy fepetra❤️
Raha te ahita anah enao dia fotaona iray ahitanao anah ity ❤️

Fa  tena mambabo sy mba  tena tiako akia💗😊Rehefa ianao miteny na mihira tononkira 😄Dia ilay feonao mamy, toy ny lokanga ...
20/08/2025

Fa tena mambabo sy mba tena tiako akia💗😊
Rehefa ianao miteny na mihira tononkira 😄
Dia ilay feonao mamy, toy ny lokanga sy valiha💟
Toy ny anjely mandalo ka ny foko lasa tia💖

Misokatra fona ny studio ho an izay tia amoka vokatra mahafa_po😊💗
11/08/2025

Misokatra fona ny studio ho an izay tia amoka vokatra mahafa_po😊💗

Ato am studio ndray lou tsika miketrika vokatra💟😊
08/08/2025

Ato am studio ndray lou tsika miketrika vokatra💟😊

01/08/2025

Izany ndray ary Tuto manaraka ka raha mahalina anao dia araho tsy tapaka ny page😊💪💪

Iza no vonona😊😭😂
28/07/2025

Iza no vonona😊😭😂

Tarika Odeamson 😇😊💟
23/07/2025

Tarika Odeamson 😇😊💟

24/02/2025

vokatra manaraka

araho tsy tapaka ny page😘

09/02/2025

tonga ilay fotoana
ANT'S (odeam) x LEGEND GANG
TITRE: LOVE😍
mankasitraka anareo mpanaraka😁

ho avy tsy ho ela   ANT'S (odeam) x LEGENDES GANG       omano credit anlisany😅🙃
09/02/2025

ho avy tsy ho ela
ANT'S (odeam) x LEGENDES GANG
omano credit anlisany😅🙃

Address

AMBOHIDRATRIMO
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIA MUSIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category