Tia Tanindrazana

Website

Tia Tanindrazana Malagasy tia tanindrazana
(1)

14/10/2026

FANAVAOZANA AN’I MADAGASIKARA

Mila omena ny toerany ny fokonolona hoy ny VFKF sy ny HFKF

14/10/2026

NANAFATRA NY AMBALAMBAHOAKA

Manohana ny fanavaozana, manana olona...

πŸ”ŠπŸ”₯ENY sa TSIAπŸ“ŒMbola miankin-doha amin’ny fanampiana avy any ivelany ve ireo sehatra sosialy eto Madagasikara toa ny Famp...
14/10/2026

πŸ”ŠπŸ”₯ENY sa TSIA

πŸ“ŒMbola miankin-doha amin’ny fanampiana avy any ivelany ve ireo sehatra sosialy eto Madagasikara toa ny Fampianarana, fanabeazana, fiahiana ara-tsosialy, famatsian-drano.. ?

VALINY : ENY

πŸ‘‰Manodidina ny 70% n’ny tetibola ampiasaina amin’ny sehatra sosialy eto Madagasikara dia miankina mivantana amin’ny tohana ara-bola na findramam-bola avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena.

πŸ‘‰Nahatratra 15 125,2 miliara ariary na 3,25 miliara dolara ny sorabola ho an’ny tohana ara-bola, findramam-bola, avy any ivelany ho an’i Madagasikara amin’ity taona 2026 ity araka ny voasoratra ao amin’ny lalana fanitsiana ny teti-bola (LFR).

🎯πŸ”₯HITA TANY HO ANY πŸ“ŒMinisitry  Mponina sy Firaisankina , Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana ary ny Minisitry ny Fizaha...
14/10/2026

🎯πŸ”₯HITA TANY HO ANY

πŸ“ŒMinisitry Mponina sy Firaisankina , Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana ary ny Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa-tanana .

πŠπŽπ‹πŽππ„π‹π˜ π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€ πŒπˆπ‚π‡π€π„π‹ πŸ”΄πŸŽ™οΈπŒπ’π₯𝐚 𝐦𝐒𝐟𝐨𝐑𝐚 𝐒𝐬𝐒𝐀𝐚, 𝐦𝐒π₯𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚, 𝐦𝐒π₯𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨π₯𝐚 𝐬𝐲 π‘πšπ«πžπ§π­π¬π’π€πšπŸ‡²πŸ‡¬ Β« Misy ...
14/10/2026

πŠπŽπ‹πŽππ„π‹π˜ π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€ πŒπˆπ‚π‡π€π„π‹
πŸ”΄πŸŽ™οΈπŒπ’π₯𝐚 𝐦𝐒𝐟𝐨𝐑𝐚 𝐒𝐬𝐒𝐀𝐚, 𝐦𝐒π₯𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚, 𝐦𝐒π₯𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨π₯𝐚 𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐫𝐞𝐧𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚

πŸ‡²πŸ‡¬ Β« Misy dikany manokana amiko ny fifanojoan'ity daty 14 oktobra ity. Tsy kisendrasendra ny zava-mitranga tahaka izao. Β»

πŸ‡²πŸ‡¬ Β« Mila mifoha indray isika, hijoro hahaleo tena i Madagasikara, tsy hisy hanindrinindry intsony. Β»

πŸ‡²πŸ‡¬ Β« Mila mahaleo tena isika, mila miaina amin'ny volantsika sy ny harentsika isika. Β»

πŸ‡²πŸ‡¬ Β« Tsy mora ny fahaleovantena. Ilaina ny fahaleovantena ara-toekarena, fa tsy maintsy arovana koa ny maha-firenena antsika sy ny haren-tsaintsika. Β»

🎯πŸ”₯14 OKTOBRA 1958πŸ“ŒNatao sonia teny amin’ny LycΓ©e Gallieni (LycΓ©e Andohalo ankehitriny) ny fijoroan’ny Repoblika Malagasy...
14/10/2026

🎯πŸ”₯14 OKTOBRA 1958

πŸ“ŒNatao sonia teny amin’ny LycΓ©e Gallieni (LycΓ©e Andohalo ankehitriny) ny fijoroan’ny Repoblika Malagasy,

πŸ“ŒIo sonia io no nanafoana ny sata maha zanatany sy nanambara fa i Madagasikara dia Repoblika mizaka tena " (RΓ©publique autonome) ao anatin’ny CommunautΓ© FranΓ§aise alohan’ny naha ofisialy tanteraka ny fahaleovantenany ny 26 jona 1960.

πŸ“ŒNosoniavina nandritra izany ihany koa ny Lalampanorenana voalohany (Loi Constitutionnelle NΒ°1).

πŸ“ŒAtoa Philibert TSIRANANA, filohan’ny governemanta no nisolotena an’i Madagasikara raha toa ka Atoa AndrΓ© SOUCADAUX no avy amin’ny governemanta Frantsay . Izy moa dia Haut commissaire de la RΓ©publique FranΓ§aise teto Madagasikara tamin’izany fotoana.

πŸ”₯π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜πŸ”΄πŸš°πŒπˆπ’πˆπ“π‘π€πŠπ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽβœοΈAo anatin'ny tsingerin-taonan'ny Fanjakana Fanavaozana no nitokanan'ny PRRM Ko...
14/10/2026

πŸ”₯π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜
πŸ”΄πŸš°πŒπˆπ’πˆπ“π‘π€πŠπ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

✍️Ao anatin'ny tsingerin-taonan'ny Fanjakana Fanavaozana no nitokanan'ny PRRM Kolonely Randrianirina Michael fotodrafitrasa famatsian-drano vaovao (forages) ao Bekitrobaka - Antsohihy, ahafahan’ny fokontany maro mahazo rano fisotro madio.

βœ…Misy fokontany sasany izay tsy nahazo rano nandritra ny 11 taona, saingy efa voavaha izany ankehitriny noho ny ezaka ataon’ny Fitondrana Fanavaozana. Mahatratra 2 500 mΒ³ isan’andro ny filΓ n-drano ao Antsohihy, ka hanampy amin’ny fanatsarana ny famatsian-drano sy ny fiainan’ny mponina ity tetikasa ity.

Andro fiasana anio fa sao variana eo annn....
14/10/2026

Andro fiasana anio fa sao variana eo annn....

πŸ“˜πŸ‘‰Tia Tanindrazana alarobia 14 oktobra 2026
14/10/2026

πŸ“˜πŸ‘‰Tia Tanindrazana alarobia 14 oktobra 2026

🎯πŸ”₯  ANTSOHIHY : Maresaka ihany koa ny fampirantiana ara-kolontsaina a !
13/10/2026

🎯πŸ”₯ ANTSOHIHY : Maresaka ihany koa ny fampirantiana ara-kolontsaina a !

Address

Soanierana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Tanindrazana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share