Dee L O B O S

Dee  L O B O S zaraiko aminao ny mahasoa sy mahafinaritra fa
KITIO ITO J'AIME AMBANY ITO EH ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ
๐Ÿ‘‡ โฌ‡๏ธ ๐Ÿ‘‡

  amin'izao.Iza no maharaka ny tantara fa misy milaza hoe fambara zavatra hitranga amin'ny firenena ny fivadian'ny rano ...
02/10/2025

amin'izao.

Iza no maharaka ny tantara fa misy milaza hoe fambara zavatra hitranga amin'ny firenena ny fivadian'ny rano tritriva?

๐ŸŒŠ๐Ÿ›‘ ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ  #๐—ฃ๐—ต๐—ผ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ'๐—ถ ๐—™๐—ฎ๐˜‚๐˜… ๐—–๐—ฎ๐—ฝ, ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ  #๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ต๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ.โš ๏ธ Tsy dia fahita firy aty aminโ€™ny ranomas...
01/10/2025

๐ŸŒŠ๐Ÿ›‘ ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ #๐—ฃ๐—ต๐—ผ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ'๐—ถ ๐—™๐—ฎ๐˜‚๐˜… ๐—–๐—ฎ๐—ฝ, ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ #๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ต๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ.

โš ๏ธ Tsy dia fahita firy aty aminโ€™ny ranomasina manodidina anโ€™i Madagasikara izy ity, indrindra fa ao aminโ€™ny Canal de Mozambique. Matetika izy no hita any aminโ€™ny Ranomasimbe Atlantika sy ny Ranomasina Mรฉditerranรฉe ary any aminโ€™ireo firenena mangatsiaka avaratra no tena ahitana azy. Tato ho ato anefa dia nisy Phoque hita nifanesy teny aminโ€™ny morontsiraka ao aminโ€™iny faritra Atsimo Andrefana iny. Raha ny fantatra dia isanโ€™ireo biby arovana izy.

(๐Ÿ“ท Milavonjy Edmond)

Tokony haperraka amin'ny toerantsika mihitsy aloha izy
30/09/2025

Tokony haperraka amin'ny toerantsika mihitsy aloha izy

Omeo hoe izay tena ao amponao momba azy?
30/09/2025

Omeo hoe izay tena ao amponao momba azy?

Sary tamin'ny tolona, variana tamin'i Nosy Rose ny Nosy Maitso (Polisy)
29/09/2025

Sary tamin'ny tolona, variana tamin'i Nosy Rose ny Nosy Maitso (Polisy)

Nifanenjehan'ny olona teny an-toerana ny filoha fa saika handamina.
29/09/2025

Nifanenjehan'ny olona teny an-toerana ny filoha fa saika handamina.

Mazava ny hafatra!
28/09/2025

Mazava ny hafatra!

28/09/2025

Tsy izaho irery no tia tanindrazana etc ...
๐Ÿซก

Teny kely hoe?
28/09/2025

Teny kely hoe?

Dia tena hoe maty Maty foana.XINDA Ankazomanga !
26/09/2025

Dia tena hoe maty Maty foana.
XINDA Ankazomanga !

26/09/2025

Olona dimy izay no maty araka ny tatitra azo, izay notifirina teny ambohibao alina

Tena efa ratsy mihitsy izao fiainana izao, miharatsy daholo koa ny olona.Mankahery antsika hatrany handeha amin'ny faham...
12/05/2025

Tena efa ratsy mihitsy izao fiainana izao, miharatsy daholo koa ny olona.
Mankahery antsika hatrany handeha amin'ny fahamarinana sy hiambina ๐Ÿ™
Mirary fihononana tompoko!

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dee L O B O S posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share