Monsieur Francko

Monsieur Francko Les jeunes, vous n’etes pas seuls.

Je suis avec vous.👇

Ici, on parle: Gestion RH | Education moderne | Entrepreunariat | Postures professionnelles | Echec |

Venez reussir ensemble 🤝

Tsy haiko nareo fa mahazo tsindrimandry aho hoe ho lasa minisitra izany ity rangah ity 😂Asa raha ho marina ilay tsindrim...
28/10/2025

Tsy haiko nareo fa mahazo tsindrimandry aho hoe ho lasa minisitra izany ity rangah ity 😂

Asa raha ho marina ilay tsindrimandry 😅Économiste, Entrepreneur sy manana vision be amin’ny resaka secteur privé ilay PM dia izay no hitenenako an’izany.

Tiana Rasamimanana no anarany, president an’i SIM ( Syndicat des Industries à Madagascar) sy Directeur Cab an’i Groupe Sipromad 👌

Ho Ataoko 60 secondes eto daholo moa ireo minisitra ho voatendry ireo raha tonga izany 😎

Dia naheno koa aho hoe maromaro ny anaran’ny minisitera niova, misy minisitera natambatra… anisan’izany ny minisiteran’ny Tourisme. ( tsy haiko ny fahamarinan’io)

Zay fa Mirary soa.

26/10/2025

60 secondes pour connaître Lalatiana Henriette Rakotondrazafy, figure politique féministe à Madagascar

24/10/2025

60 secondes pour connaître Pinah, une femme entrepreneur dans la mode et beauté à Madagascar.

Tsy haiko hoe iza no mila mahita an’ity. Mirary soa.
24/10/2025

Tsy haiko hoe iza no mila mahita an’ity.

Mirary soa.

Tsy haiko nareo raha miombo-kevitra amiko fa Jereo aloha ity. Nisy Tanora ray nanontany Ana hoe: afaka apetaka amin’ny C...
22/10/2025

Tsy haiko nareo raha miombo-kevitra amiko fa Jereo aloha ity.

Nisy Tanora ray nanontany Ana hoe: afaka apetaka amin’ny CV ve Momsieur Francko ny experience iray na dia 1mois monja 😂

Dia hoy aho hoe: apetao foana fa ny an’i Lova Rinel ary 3h dia napetany ao amin’ny LinkedIn 🤣

Laingako zany.

Tantara lava be ny amin’izany fa azavaiko amin’ny manaraka ☺️

Mirary soa.

21/10/2025

60 seconds pour connaître le nouveau Premier Ministre de Madagascar🇲🇬

Herintsalama RAJAONARIVELO.

Safidio ny zavatra avoaka eto amin’ny Réseaux sociaux 🙄Efa impiry aho no miteny an’io eto amin’ny pejy fa mbola averiko ...
21/10/2025

Safidio ny zavatra avoaka eto amin’ny Réseaux sociaux 🙄

Efa impiry aho no miteny an’io eto amin’ny pejy fa mbola averiko foana hoe:

Safidio ny zavatra partage-na, commente-na, publie-na eto amin’ny réseaux sociaux ☺️

✅Zava-dehibe io image numérique-nao io.

Io ilay Praiminisitra dia Tao anatin’ny 30min monja dia nivoaka ny archive rehetra ( pub, commentaire, sary, partage) natanaony😆

Ka raha mbola te hanana carrière tsara sy te andeha alavitra dia io aloha no hianarana voalohany rankizy a 🙂

Za zao raha lasa ministre indray andro any dia misy hamoaka ity sariko tamin’ny 2019 ity 😂

Hoe olona tsy matotra anie io ministre napetrakareo io eh 😂😂

Zay fa Mirary soa dia avelao aloha ny PM hiasa eh 😘

19/10/2025

60 secondes pour connaître MaLuna. Une femme entrepreneure dans la mode et la beauté à Madagascar 💋💄

17/10/2025

Miarahaba an’i President de la Refondation de La Republique de Madagascar Colonel RANDRIANIRINA Mickael 🇲🇬

Hai-tsika tsara ny situation misy an’i Monsieur RAVATOMANGA amin’izao. Ka manontany aho hoe mbola atokisana ve ilay orin...
17/10/2025

Hai-tsika tsara ny situation misy an’i Monsieur RAVATOMANGA amin’izao.

Ka manontany aho hoe mbola atokisana ve ilay orinasany ? Tsy manimba carrière ve ny niasa tao ???

Avant de postuler quelque part, il faut apprendre à regarder au-delà du salaire et du poste.

Qui est derrière la société ?
Quelle est son histoire ?
Quelle est sa réputation ?
Parce qu’un jour, ce logo sera aussi collé à ton parcours.

Travailler pour une grande marque, c’est valorisant.

Mais quand cette marque est éclaboussée, c’est ton CV qui prend les éclats.

Pas parce que tu es coupable,
mais parce qu’aux yeux du monde professionnel, l’image de ton employeur devient aussi la tienne.

Ce n’est pas une question de politique, ni de scandale.

C’est une question de lucidité.

À Madagascar comme ailleurs, beaucoup confondent encore “opportunité” et “aveuglement”.

Mais il faut se rappeler que la réputation voyage plus vite que le mérite.

Avant d’accepter un job, regarde le salaire qu’on t’offre

Mais surtout, la réputation que tu risques d’y laisser.

Hoy aho hoe, tsy mahamenatra ny mametraka ilay groupe sodiat ao anaty CV-nao raha toa ka tena niasa tamin’ny fo ianao.

Sa ahoana hoy ianareo ?

Mirary soa.

Ary raha atao en ligne daholo oa ny Asa eh ? 😂😂🛑President de Republique en ligne 🛑Mampiteraka en ligne 🛑Cuisinier en lig...
16/10/2025

Ary raha atao en ligne daholo oa ny Asa eh ? 😂😂

🛑President de Republique en ligne
🛑Mampiteraka en ligne
🛑Cuisinier en ligne
🛑Gardien en ligne

Za Zao nampanao atelier en ligne tao ISCAM Business School Madagascar

Efa programme ilay izy dia tsy maintsy natao na dia tsy milamina ny firenena.

Anisany mampiavaka an’i ISCAM ny fananana plateforme en ligne dia tsy tapaka ny cours fa mitohy foana.

Misaotra an’izareo ao amin’ny Espace Carrière sy ireo mpianatra L3 en commerce international 🙏

Tena maro ny zavatra hiova Amin’ ity 2025 ity.

Mirary soa

15/10/2025

1974 à 2025, je vous raconte l’histoire politique de notre ancien président Andry Rajoelina. 👌

C’est mon cadeau de retour sur TikTok les gars après une pause de 6mois 😋

C’est un peu rouillé mais ankafizo amin’io aloha 😚

Allez me suivre: www.tiktok.com/

Extrait photo: Mounir Phitography
Extrait vidéo: France 24

Mirary soa.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Monsieur Francko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share