01/09/2024
Ry musiciens akama ❗Aza dia variana miady hevitra be loatra amin'ny resaka "clé USB" sy "instrument acoustique" anareo ito, marina samy manana ny préférence-ny fa conseils kely ny ahy ity 😁Zavatra afaka miaraka tsara ireo ary tsara kokoa rehefa miaraka💯Betsaka ny artiste efa mba manisy drums,guitare acoustique kely, synthé,... tendrena miaraka amin'ny DJ rehefa live.
Tadidio fa raha hivelona amin'io mozika io dia mila mahay milomano ao aloha, niovaova arakaraky ny vanimpotoana ary tsy hitsahatra hiova izany io... Sao efa terrain de foot no ilalaovana nefa isika mbola variana mianatra mi-dribble amin'ny tanana ?😅 Tsy aleo mba sokafana kely ny portée an'ilay asa tiana hatao raha tena te hivelona amin'io ? Torohevitra ihany iny fa samy manana ny safidiny !