
26/09/2025
Malagasy aho 🇲🇬 miray fo amnareo malagasy rehetra 💪🏻 fa kosa tsy apiverina any jiro sy rano @ normal anie ry malagasy ny fandrobana fafanan'olona ee 😭😭refa jiro sy rano ny tanjotsika de jiro sy rano atramy farany no tokony niadivana 👌🏻vo maika manimba ny fiainan.tsiky zao ataonareo zao , ts milamina madagasikara 😓😓😓
Misy mo ny sasany de manapatra ny fahantrany de zarany ary mis zao zavatra zao anararaotana 🥺🥺
Tsy apiova ny fiainan.tsika zao ry malagasy a
🇲🇬 Ny marina ijorona de ataovy mifanaraka am ze zava.misy , fa tsy oe jiro sy rano ka miafara am fandrobana ny fafanan'olona