Millenium SHoP

Millenium SHoP Produits-Services

Miarahaba harivariva oooh! 😊 Faly izahay eto amin'ny pejy Millenium SHoP maneho fisaorana sy fankasitrahana anareo rehet...
31/12/2025

Miarahaba harivariva oooh! 😊 Faly izahay eto amin'ny pejy Millenium SHoP maneho fisaorana sy fankasitrahana anareo rehetra mpanaraka, mpanjifa, mpanohana. ♥️
Zava-poana ny asa ataonay raha tsy teo ianareo ka dia misaotra indrindra tompoko niaraka taminay nandritra iny taona 2025 iny. 🙏 Manantena ny fitohizan'ny fiarahantsika hatrany hatrany. 🥰




🎉 Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! ❤️ Ho Noely feno fitiavana, fahasambarana, ary fitahiana 🙏💖
24/12/2025

🎉 Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! ❤️ Ho Noely feno fitiavana, fahasambarana, ary fitahiana 🙏💖


❌ 20 000ar daholo ❌4 modèle dispo.
22/12/2025

❌ 20 000ar daholo ❌
4 modèle dispo.



🩷 Dinette pour les filles 🩷 Dînez complet 😋 : 🩷 saribakoly efatra mipetraka ambony seza🩷misy sakafo ambony latabatra 🩷mi...
20/12/2025

🩷 Dinette pour les filles 🩷

Dînez complet 😋 :
🩷 saribakoly efatra mipetraka ambony seza
🩷misy sakafo ambony latabatra
🩷misy boisson
🩷misy verre
🩷misy balançoire

❌ promotion 17 000ar ❌


17/12/2025
❌ SEULEMENT 15 000ar ❌Ho an'izay haka azy oooh   fans
17/12/2025

❌ SEULEMENT 15 000ar ❌
Ho an'izay haka azy oooh


fans

Iza no mbola tsy nahazo oooh? Efa atao mora aaa.
17/12/2025

Iza no mbola tsy nahazo oooh?
Efa atao mora aaa.



🤍  KAMBANA 💚SAC à Épaule. Alefa mora
15/12/2025

🤍 KAMBANA 💚
SAC à Épaule. Alefa mora


15/12/2025

LIVE SAC MORA BE
fans

Coucou, 👋 ☺️ rehefa avy eo ny fotoanantsika an!
15/12/2025

Coucou, 👋 ☺️ rehefa avy eo ny fotoanantsika an!

15/12/2025
❤️ Bandoulière GUESS ❤️🫴 Couleur dispo : marron, bleu, rose, fushia, blanc, grenat, beige, noir.Top qualité 💥
12/12/2025

❤️ Bandoulière GUESS ❤️
🫴 Couleur dispo : marron, bleu, rose, fushia, blanc, grenat, beige, noir.
Top qualité 💥

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Millenium SHoP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share