02/08/2025
🧱🔍 INONA NO ATAO HOE "DESCENTE DE CHARGE" AMIN'NY RESAKA FANONERANA TRANO IRAY?
Ny descente de charge dia ny fikajiana ara-teknika atao mba hahafantarana sy handefasana ireo lanja entin’ny trano manontolo, manomboka eny amin’ny tafo midina hatrany amin’ny fototra. 🔽🏠
🎯 Tanjona : Hahazoana antoka tsara ny rafitra mitondra lanja (poteaux, poutres, fondations) fa tena mahazaka lanja mavesatra ➕ miaro ny ain’ny olona sy ny fananany.
---
⚙️ Karazana lanja kajiana amin’ny descente de charge
1. 🪨 Charges permanentes (lanja raikitra)
👉 Simenitra, biriky, tafo, plancher, garde-corps…
2. 🪑 Charges d’exploitation (surcharges)
👉 Olona, fanaka, entana, fiara, fitaovana…
3. 💨 Charge du vent (rivotra)
👉 Ampiharina manomboka amin’ny rihana faha-2 (R+2) ⬆️
👉 Zava-dehibe amin’ny toerana andalovan’ny rivodoza (🌪️ Vatomandry, Toamasina, Mananjary…)
👉 Kajiana araka ny herin’ny rivotra (hatramin’ny 300 km/h)
4. ❄️ Charge de neige (oram-panala) (simulation ihany)
👉 Any amin’ny faritra avo (Antsirabe, Ankaratra…)
---
🔐 Nahoana no zava-dehibe?
✅ Miaro amin’ny fianjerana, fahatapahana, faharavana
✅ Manaja ny fenitra iraisam-pirenena (Eurocode, BAEL, sns.)
✅ Azo omena taratasy manamarina ny kajy sy ny garantie
✅ Mety hahazo antoka 50 taona
---