Ikiala Jejo Mdg

Ikiala Jejo Mdg Nos vêtements, nos accessoires, ce ne sont pas juste des objets. Ce sont des gestes d’amour envers nous-mêmes.

"🛍️ Live shopping : Accessoires, vêtements, déco maison à petits prix ! 🏡👗💎"

🌍✨ Jour 2 - JMJ Diocèse Antananarivo📍 Mahitsy - Vikaria AndrefanaMZO Company Vdkt Antananarivo
03/08/2025

🌍✨ Jour 2 - JMJ Diocèse Antananarivo
📍 Mahitsy - Vikaria Andrefana

MZO Company Vdkt Antananarivo

JMJ DIOSEZY ANTANANARIVO MAHITSY VIKARIA ANDREFANA 😍😍Mi-Zesta Online «MZO» MZO COMPANY
01/08/2025

JMJ DIOSEZY ANTANANARIVO MAHITSY VIKARIA ANDREFANA 😍😍
Mi-Zesta Online «MZO»
MZO COMPANY

On souffle les bougies ensemble 👑👑😘😘🎂🎂🎂… Merci Dieu 🙏
28/07/2025

On souffle les bougies ensemble 👑👑😘😘🎂🎂🎂… Merci Dieu 🙏

Joyeux anniversaire "Neny"Tinay sady tena reharehanay..ho ambinm-pahasoavana neny 😘😘
24/07/2025

Joyeux anniversaire "Neny"
Tinay sady tena reharehanay..ho ambinm-pahasoavana neny 😘😘

Dia zay aloha ny androany kiala neny a...ndao mba samy hirary soa ireo zandry, zoky, zanaka hanala fanadinana baccalauré...
20/07/2025

Dia zay aloha ny androany kiala neny a...ndao mba samy hirary soa ireo zandry, zoky, zanaka hanala fanadinana baccalauréat manomboka rahampitso isika 😍😍..mavità soa rankizy dia tafità soa 🩷🩷🩷...tsara tso-drano 🩷🩷🩷..ho tahin'Andriamanitra anie ianareo 😘😘😘

17/07/2025

Bonjour ee 🤝🤝.. Ny ivraison atsika mande fona kiala neny a..mba raiso ilay finday fa misy dia tena mampite anome bisous ilay olona sasany mody tsy mandray telephone isakizay anao livraison 🤣🤣🥱🥱🥱
Mirary tontolo andro feno fahombiazana fona kiala neny

16/07/2025

TARATARA KELY TSIKA FA HO AVY KIALA NENY A..AZA MIALA LAVITRA..AZA MATORY MIHITSY ALO 😁😁

Coucou kiala neny👋Entana tena bômba be no ataotsika live androany❤❤ PANTALON WIDE LEG, MOM MIFONO SACHET TSIRAIRAY ❤❤..t...
16/07/2025

Coucou kiala neny👋
Entana tena bômba be no ataotsika live androany
❤❤ PANTALON WIDE LEG, MOM MIFONO SACHET TSIRAIRAY ❤❤..tena tsara tena tsara 🤩🤩🤩..aza ratena fa mandalo ny tsara
⏰⏰ a 18h ny fotoana ⏰

Bonjour kiala neny 👋👋Izay tsy vita livraison rehetra omaly, aza manahy fa atambatra androany...samia mba mandray appel d...
15/07/2025

Bonjour kiala neny 👋👋
Izay tsy vita livraison rehetra omaly, aza manahy fa atambatra androany...samia mba mandray appel daholo kiala neny a 😊
Bonne journée daholo

14/07/2025

Tapaka ho azy aki kiala neny ilay live dia tdy tafiditra intsony fa tsy hay hoe inona ny olana 🤔🤔

Coucou kiala neny👋..mbola mazoto ve ianareo ra asitsika faradoboka amin'ilay 5.000ar daholo androany? Efa mande ny livra...
14/07/2025

Coucou kiala neny👋..mbola mazoto ve ianareo ra asitsika faradoboka amin'ilay 5.000ar daholo androany?
Efa mande ny livraison atsika, aza atao lavitra ny finday dia mba samia mandray appel daholo..mirary herinandro feno fahombiazana 😊

Address

Ivato
Antananarivo
101

Telephone

+261344192757

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikiala Jejo Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ikiala Jejo Mdg:

Share