Ika Cette page est dédiée au conseil professionnel.

21/03/2025

Relax, c'est vendredi 😅

Le respect 🙏
17/03/2025

Le respect 🙏

Tranga fahita matetika anaty entretien izy ity.Mampalahelo nefa mbola be ny orinasa manavakavaka ny vehivavy mitondra vo...
16/03/2025

Tranga fahita matetika anaty entretien izy ity.

Mampalahelo nefa mbola be ny orinasa manavakavaka ny vehivavy mitondra vohoka.

Tsy tokony ny fahaizany sy ny maha izy azy ve no jerena ?
Sa dia fitiavan-tena kely hikafiry tsy hisian'ilay congé de maternité ?

Misy lalana momba an'izany ve eto madagasikara ?

✅ Ndao hifampizara ny tranga hitantsika na niainanana ao anaty commentaires anie,
Raha misy torohevitra ihany koa vomay mety 🙏

✅ Miasa mba hiaina, fa tsy miaina mba hiasa.◾Haiko hoe mila mivelona ianao,◾Haiko hoe mila mamelona koa.Saingy raha vao ...
08/03/2025

✅ Miasa mba hiaina, fa tsy miaina mba hiasa.

◾Haiko hoe mila mivelona ianao,
◾Haiko hoe mila mamelona koa.

Saingy raha vao miditra ny toeram-piasana ianao dia efa "frustré" 😤
Vao taitra ianao dia efa mahatsiaro stress fa andeha hiasa ndray.😫
Efa tsy miaina ho anao intsony ianao zay.
ka hamafy fahasorenana ho an'ny olona akaiky anao.😩

TSY ALEO MIALA ?
MITADIAVA HAFA 😊

ndao hifampizara izay niainany ao amin'ny "commentaire", mba hifandrisiana.

Marina tokoa zany e ? 🤔
25/02/2025

Marina tokoa zany e ? 🤔

Address

Analamahitsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share