Ivato 105

Ivato 105 « Iv’Ato… fa avo fo »

Miarahaba ireo Reny rehetra dia Mirary soa anareo hatrany
31/05/2026

Miarahaba ireo Reny rehetra dia Mirary soa anareo hatrany

2 ème étoiles UEFA Champions Ligue hoan'ny PSG (Paris Saint Germain) Nisy bé dia bé nahita Arsenal nahafaty 1 voalohany ...
30/05/2026

2 ème étoiles UEFA Champions Ligue hoan'ny PSG (Paris Saint Germain)

Nisy bé dia bé nahita Arsenal nahafaty 1 voalohany Zay vao hoe haka Arsenal Téo!

Avoay amin'izay Ilay Maillot PSG - Paris Saint-Germain
rehetra any e !!

Iza no ahazo an'io PSG sa Arsenal ?;
30/05/2026

Iza no ahazo an'io

PSG sa Arsenal ?;

Aiza no Tsara Composé ety? Valiny: .... Mividiana de andao entina mijery BOLO  eny Ambohijanahary eny e ! Sady manala az...
29/05/2026

Aiza no Tsara Composé ety?

Valiny: ....
Mividiana de andao entina mijery BOLO eny Ambohijanahary eny e !

Sady manala azy mijery Bolo no miletra Composé no M'revy Ravitoto

Andao hifampitaona Ary dia eny n'y fotoana

29/05/2026

Fa misy inona ao @ ao izany rahariva e!?? .... de aiza ho aiza ao Andraondrikely izany Bar Police izany ?!!!

BONNE ANNÉE TOLIARA eto Ivato Ho antsika zanakin'ny Faritany Toliara eto Ivato sy Ambohidratrimo 👍Ho tanterahina ny 06 J...
27/05/2026

BONNE ANNÉE TOLIARA eto Ivato

Ho antsika zanakin'ny Faritany Toliara eto Ivato sy Ambohidratrimo

👍Ho tanterahina ny 06 JIONA 2026 izao ny fifampiharahabana nahatratra ny Taaona vaovao 2026
Koa manasa antsika ho Tonga Maro

Artiste fanta-Daza maro avy amin'ny Faritany Toliara iny no Hanafana ny Lanona toan'i
sns ....

Manasa antsika ho Tonga Maro

VAO maraina izahay dia naharay Hafatra fa nandao antsika ihany koa i Noah Razafy Tena feno ny fo fa n'y azo lazaina dia ...
26/05/2026

VAO maraina izahay dia naharay Hafatra fa nandao antsika ihany koa i Noah Razafy

Tena feno ny fo fa n'y azo lazaina dia ny mirary fiononana feno hoan'ny Fianakaviana iray manontolo

Mandria am-piadanana leisy a

Tadidinareo ve i Leboh na i  Fulgence Soja  Tanoran'Ivato no sady filohan'ny Fikambanana VARIRA eto Madagasikara Hoy Izy...
24/05/2026

Tadidinareo ve i Leboh na i Fulgence Soja Tanoran'Ivato no sady filohan'ny Fikambanana VARIRA eto Madagasikara

Hoy Izy: "Miandrandra ny fiaraha mientana antsika mpiray tanindrazana fa tena ambivotra ny ain'ireo olona manana toe-tena VARIRA eto Madagasikara"

🔥 ANATAL EN SHOWCASE 🔥TSy haiko na Hisy Tipaka sy Fandakana Micro indray fa Ho avy Lery anao zavatra M’lay br 📅 Zoma 29 ...
23/05/2026

🔥 ANATAL EN SHOWCASE 🔥
TSy haiko na Hisy Tipaka sy Fandakana Micro indray fa Ho avy Lery anao zavatra M’lay br

📅 Zoma 29 Mai
🕘 21H00

Miomàna amin’izay isika ivato! 🎤🔥
Ambiance mafana, show mivantana, sy gadona hanetsika anao mandra-pahamaraina 💃🕺

🎧 Animation : DJ LAHATRA
📍 Chez EDIMAH BP/K5

💸 PAF : 10 000 Ar
👑 VIP : 20 000 Ar

📞 Info & réservation :
034 59 858 96 / 038 14 250 28

⚡️ Aza tara fa ho feno toerana! Tongava miaraka amin’ny namana dia ataovy memorable ity soirée ity!

22/05/2026

TOSIKA 105

FAMPAHAFANTARANA ARTISTE VAO MISONDROTRA
Avy eto amin’ny 105 Ivato 🚀

🎤 LEINAD — artiste tanora mitondra vibe vaovao sy énergie hafa mihitsy eo amin’ny sehatry ny mozika Malagasy.

Extrait Clip hiviaka ny : 01 Juin 2026
Titre : "Lady"
Miomàna amin’ny:
✨ Sound vaovao
✨ Flow sy style miavaka
👉 Aza adino ny manaraka sy manohana an’i Leinad amin’ny réseaux sociaux satria vao manomboka ny aventure!

Andao tohanana ny talenta avy eto an-toerana

Izahay ETO amin'ny Pejy Ivato 105 VAO nahita an'ity Sombiny Kely ity dia nahitabfa tena Tsara e

Address

Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ivato 105 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share