10/08/2026
FIOFANANA MOMBA NY ĂCHOGRAPHIE â UNIVERSITĂ ACEEM
Fanolorana mari-pankasitrahana ho anâireo mpiofana nahavita soa aman-tsara ny fiofanana voalohany
Taorianâny 3 volana nanaovana fiofanana momba ny Ă©chographie obstĂ©tricale sy abdomino-pelvienne, dia tonga aminâny famaranana ny andiany voalohany tao aminâny UniversitĂ© ACEEM, niarahana taminâny Centre MĂ©dical Fanasina.
đ Fotoana iray nanehoana ny ezaka sy ny fahaiza-manao azonâireo mpiofana nandritra ny fiofanana, izay nahitana fampianarana ara-teĂŽria sy pratique.
Nomena mari-pankasitrahana ireo mpiofana nahavita soa aman-tsara ny fiofanana.
đą Ary efa misokatra ny fisoratana anarana ho anâny ANDIANY FAHAROA !
đ UniversitĂ© ACEEM & Centre MĂ©dical Fanasina
Miara-miasa aminâny fananganana fahaiza-manao ho anâny fahasalamana.