13/05/2025
🟨 FANAFODY TAZO MAHERY VAIKA.
Voan'ny bemangovitra sy tsy mety vontokafanana ve ianao?
Fambara izany fa voan'ny tazo ianao ka ity misy vahaolana manasitrana izany.
ZAVATRA ILAINA:
🟢 Rano mafana 1 vera
🟢 Hasina tongolo gasy 3
🟢 Citron 1
FIKARAKARANA AZY:
Totoina ho potika ny tongolo gasy dia atao anatin'ilay rano mafana 1 vera, araraka ao ihany koa ny ranona citron 1 dia afangaro tsara, tatavanina ary sotroina avy hatrany.
FAHARETANY:
sotroina 4 jours misesy.
Andramo fa tena efficace be.
Te ahazo astuces maimaimpoana isan'andro ?
Tsindrio ilay soratra SUIVRE ato👇👇👇
https://www.facebook.com/profile.php?id=61551515267639
Miaraha tongasoa eto
Raha tinao ny memes sy miala voly dia abonneo pagentsika
Memes 😂🤣
Texto
Mandray fiharamiasa koa izahay
Humours
🔔🎉Abonnez vous🎉 tsindrio io jaime na suivre ambany io👇🏻👇🏻🙏🏻🙏🏻