ShortForm Creator

ShortForm Creator 💯 TOP FORMATEURS 💯🔥
🖱 Graphic design 🎨
🎬 Montage vidéo 🖥

Mpianatra vao haingana efa nahay premiere pro kanefa tsy nahita asa tany ivelany izany mihitsy.Félicitations 🔥❤️💯
15/10/2025

Mpianatra vao haingana efa nahay premiere pro kanefa tsy nahita asa tany ivelany izany mihitsy.

Félicitations 🔥❤️💯

13/10/2025

Mitohy Ilay -50% Raha toa ka.
Tapitra hatreo kosa Raha sanatria .
😂🤗

Imagination an'ny tarehy an'ireo nahavanindoza.(Mialatsiny amin'ny mpanaraka ny pejy fa tsy tantiko ny nahita ny fahabib...
09/10/2025

Imagination an'ny tarehy an'ireo nahavanindoza.

(Mialatsiny amin'ny mpanaraka ny pejy fa tsy tantiko ny nahita ny fahabibina nataon'ireto dia lasa mandefa Zavatra mety hoe tsy tianareo).

09/10/2025

Na débutant te ho tonga monteur vidéo na mbola mpianatra na efa mahay dia jereo ity vidéo ity fa tena hanampy anao. 📌👌
Raha tianareo ho tohizana dia aza misalasala manoratra hoe "Tohiny" !

Nisy nangataka izy ity satria tena mila mianatra na dia mandeha aza ny tolona.Ka noho izany dia indro ary 🥰😍🎉Manomboka a...
08/10/2025

Nisy nangataka izy ity satria tena mila mianatra na dia mandeha aza ny tolona.
Ka noho izany dia indro ary 🥰😍🎉

Manomboka androany ka hatramin'ny alahady izao.

-50% daholo ny saran'ny formation :

📌 Raha par logiciel : photoshop, illustrator, premiere pro, after effect raha tokony 300.000ar ny iray dia 150.000ar
📌 Raha par formation : graphic design, montage vidéo, raha tokony 800.000ar ny iray dia lasa 400.000ar
📌 Raha Motion design 1.000.000ar dia 500.000ar

N.B : formation en montage vidéo ihany no assurena hoe mahita client any ivelany haingana fa ny ankoatran'izay miandray mi-postule etsy sy eroa 😔

à distance ihany fa tsy misy présentiel tompoko fa aleo tsy mi-insiste amin'iny intsony fa tena tsy misy fotoana.

Ndao ary, 0344037789

Tsy vidéo mampandihy fitombenana no sady compte vaovao be 💪
07/10/2025

Tsy vidéo mampandihy fitombenana no sady compte vaovao be 💪

Ataovy misy retour eo moa iny vidéo iny fa tonga dia ...
06/10/2025

Ataovy misy retour eo moa iny vidéo iny fa tonga dia ...

27/09/2025

Montage iny tompoko fa tsy live.

Fantaro ireo karazana demande misy amin'ny sehetra tianao, fehezo ny outils tsotsa sy mora indrindra mahavita azy miampy...
17/09/2025

Fantaro ireo karazana demande misy amin'ny sehetra tianao, fehezo ny outils tsotsa sy mora indrindra mahavita azy miampy ny processus tokony harahina, dia proposeo amin'ny clients potentiels amizay. ... dia izay Ilay izy.

Izy dia anisany tao anatin'ireo mpianatra gratuit tamin'ireny fotoana ireny. Tsy dia ilay vola loatra no mahafaly fa ila...
16/09/2025

Izy dia anisany tao anatin'ireo mpianatra gratuit tamin'ireny fotoana ireny. Tsy dia ilay vola loatra no mahafaly fa ilay fahaombiazana niampita sy ilay geste nataony tsy nampoiziko !

Mirary soa hatrany !

16/09/2025

Aza dia mahatoky loatra ilay pub sponsorisé ireny fa diniho tsara foana ihany aloha, hidiro ilay page dia jereo daholo izay ao.

Address

Ankazolava Ambohitsoa
Antananarivo
101

Telephone

+261385890735

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ShortForm Creator posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ShortForm Creator:

Share