Free TV

Free TV Savoir, Inspirer, entreprendre

Un grand merci à nos nouveaux followers !Ràvò  Räkòtò, Toavina Harilalaina, Willah Valie, Elie Andrianarinirina, Patrice...
15/11/2025

Un grand merci à nos nouveaux followers !

Ràvò Räkòtò, Toavina Harilalaina, Willah Valie, Elie Andrianarinirina, Patrice Hk

Manasa anao hanaraka ny fandaharana"Anao Ny Fitenenana" iarahana amin'i Mbininintsoa RANAIVOSON, ao amin'ny Onjampeon"ny...
08/10/2025

Manasa anao hanaraka ny fandaharana
"Anao Ny Fitenenana"
iarahana amin'i Mbininintsoa RANAIVOSON,
ao amin'ny Onjampeon"ny kolontsaina Free Fm 104.2 Fm,
manomboka amin'ny 9 ora maraina.
Hiresahana ny raharam-pirenena ary ahafahanao olom-pirenena maneho hevitra mivantana ihany koa.

23/09/2025

Omenay menu atao laoka ianao, rehefa avy mikotrana miaraka aminay, tsy izay ihany fa hampitombo ny fahalalana miaraka ihany koa isika.
Morning Show ihany no manome an'izany.
Raikitra e!
Rahampitso amin'ny 6h30mn no fotoanantsika ao amin'ny FreeTv sy Free-Fm ary eto amin'ity pejy ity.

Omena an'i Heritiana Andrianarimalala ( Mahery Miller) Filohan'ny Antoko Ilo Mada sady Mpanolon-tsaina CUA ny fitenenana...
22/09/2025

Omena an'i Heritiana Andrianarimalala ( Mahery Miller) Filohan'ny Antoko Ilo Mada sady Mpanolon-tsaina CUA ny fitenenana anio alina manomboka amin'ny 8ora sy 30mn:
Hiresaka momba ny vaovao mafana eto amin'ny firenena.
Manasa anao hanaraka izany ao amin'ny FreeTv :
-Canal plus chaînes 7 na 210
-Startimes Chaine 113
Ary mivantana eto amin'ity pejy ity.

22/09/2025

Tsy mitsahatra mizara izay mahasoa sy mahafinaritra hikoloana saina ny Morning Show.
Aza adino ary isa-maraina manomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma,
eto amin'ny FreeTv sy Free-Fm.
Jereo anie ny santionany e!

20/09/2025

Fiderana sy Erica, mpivady tanora, mahafinaritra kely, izy roa no mpandray anjara ao anaty "Ianao sy Izaho" ny alahady izao manomboka amin'ny 8 ora alina eto Free TV sy Free-Fm.
Andao daholo hiaina tantaram-pitiavana miavaka, sady hijery lalaon'ny mpifankatia.

19/09/2025

⭕️ TOKOLAVA ⭕️

Hiresaka momba ny fananganana fiangonana zandriny eto Madagasikara isika ao anatin’ny fandaharana ny Alahady ho avy izao amin’ny 7 ora hariva eto amin’ny Free TV sy Free FM.

Manasa anao ny sampana fampalalam-baovaon’ny Free communication hanaraka izany.

Address

Pradon Trade Center Antanimena 3 ème Etage
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Free TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Free TV:

Share

Category