
14/01/2025
Miarahaba antsika rehetra, ho atombotsika amin'ity boky kely (format PDF) ity ny tolotra sy fifanampiana hoantsika.
" Guide pratique de 10 business rentables à Madagascar - I "
Vidiny: 3.000 Ariary
Maro isika no mitady hevitra fa tsy mety mahita fa hanao éditions 3 izahay, izany hoe gevitra 30 zaraina boky telo samihafa izay ahitantsika hevitra 10 avy.
Hinoana fa hanampy betsaka antsika amin'ny fihariana.
Mbola maro ny karazana livrets ho zaraina eto fa manaraha tsy tapaka ary!!!