19/06/2025
Venez nombreux 📍❤️
Ankafaliana lehibe no hanambarana amintsika fa hiditra tanteraka @ lalao rezionaly ireo mpifaninana rehetra eto itasy!! ❤️🦋
Ka noho izany, manasa anao indray izahay hanotrona ireo ankizy @ QUART DE FINAL REGIONALE ITASY 🦋
Ahitana ireo solo-tenan’ny Commune MIARINARIVO, ANALAVORY, SOAVINANDRIANA , AMPEFY ary ARIVONIMAMO 💕👑
Ny Alahady 22 Jona ho avy izao, amin’ny 2 ora tolakandro ao amin’ny Tranompokonolona Analavory📍🦋
Billet Invitation: 5 000ar
Billet VIP: 10 000ar
Billet BRONZE : 15 000ar
Tongava maro ary!!👑💕