20/04/2026
🚨 RECRUTEMENT MAIKA – LIVREUR 🚴♂️ 🚨
👉 Mitady OLONA VONONA HIASA TENA IZY
🎯 PROFIL TENA TADIAVINA :
Olona matotra sy responsable
✔️ Efa manana bicyclette manokana .
✔️ Matanjaka 💪 (asa mihetsika isan’andro)
✔️ Tsy manana aretina mitaiza (hémorroïdes, marary andoha lava, sns)
✔️ Manana finiavana mafy hiasa
✔️ Tsy olona mitsapatsapa ❌
✔️ Azo itokisana 100%
✔️ Taona : 23 – 30 taona
📍 TOERANA ilaina manodidina :
Ambohibao • Ambohimanarina • Andranomena • Ambodimita • Ambohidroa • Talatamaty • Soavimasoandro • 67Ha • Ambohimahitsy • Analamahitsy • Ambohitrarahaba • Ilafy • Anosizato • Ambohipo • Ankadidratomno • Mandroseza • Alasora • Tanjombato • Andoharanofotsy
🗓 ANDRO IASANA:
Alatsinainy ➝ Sabotsy
💰 KARAMA :
280.000Ar (base)✅✅ hors prime
⚠️ TSY IZAO NO ASA HO AN’NY OLONA MALAINA NA TSY SERIEUX
📩 Liana ?
Mandefasa message privé izao dieny izao na miantsoa amin'ny laharana :
☎️:034 40 779 49 na 032 27 335 07
🔥 Vitsy ny toerana – izay haingana no raisina