Fifaliana FRIP

Fifaliana FRIP mivarotra b***e friperie
�0387913737
�0372692412
🍀manao livraison any faritra🍀

04/09/2026

Rapitso tsika miverina miasa am Zay 🥰 naka aina Keli aloh fa Tena TROP ilai rotoroto isanandro

✅  ✅ Lohan’entana POINSA BE !!! 😱😱entana vitsy mpanana 😍 Entana JÔKERA be 🤧📞0387913737📞0339381749📞0372692412
03/09/2026

✅ ✅
Lohan’entana POINSA BE !!! 😱😱entana vitsy mpanana 😍
Entana JÔKERA be 🤧
📞0387913737
📞0339381749
📞0372692412

❌ ❌Be couleur be ✅🥰1Ere qualité Livraison Tana / province 📞0387913737📞0372692412📞0339381749
03/09/2026

❌ ❌
Be couleur be ✅🥰
1Ere qualité
Livraison Tana / province
📞0387913737
📞0372692412
📞0339381749

📚 NY MAHA-SAMY HAFA NY MÊLÉE ENFANT SY BABY LIGHT 👶🧸Betsaka be isika no mbola voafitaka na diso fanazavana amin’ity resa...
02/09/2026

📚 NY MAHA-SAMY HAFA NY MÊLÉE ENFANT SY BABY LIGHT 👶🧸

Betsaka be isika no mbola voafitaka na diso fanazavana amin’ity resaka ity, indrindra ireo mpanjifa any Province 🥺❤️

Marina fa samy manana ny vidiny ny entana: misy Mora, misy Lafo. Fa tsy tokony ho ny prix fotsiny no hijerena azy, fa miankina amin’ny qualité sy ny karazana entana ihany koa.

Andao ary hohazavaiko KELIKELY 👇😊

✅ BABY LIGHT
👉 Ankajo manify ho an’ny zaza.
👉 Amin’ny ankapobeny dia ankizy 0 hatramin’ny 8 ans eo ho eo no betsaka ao anatin’ny 1ère choix.
👉 Ny 2ème choix kosa dia mety mbola ahitana zaza lehibe kokoa, hatramin’ny 12 ans midina eo ho eo.

✅ MÊLÉE ENFANT
👉 Ankajo antonony izy ity.
👉 Raha atao tsotra dia eo anelanelan’ny BABY LIGHT sy MÉDIUM.
👉 Tsy manify be toy ny Baby Light, fa tsy matevina/manafana be Otrany medium iani koa.
👉 Noho izany dia hafa ihany ny contenu sy ny rendu-ny raha ampitahaina amin’ny Baby Light.

💡 Betsaka amintsika no mbola tsy tena mahafantatra an’io différence io, ka izay no antony nanaovako ity fampianarana kely androany.

Tsy hoe iza no tsara kokoa akory, fa ny tena zava-dehibe dia ny mahalala tsara izay karazana b***e vidinao mba tsy ho diso fanantenana rehefa tonga ny entana. ❤️

Raha mbola misy karazana b***e tianareo hohazavaiko manaraka, lazao eo amin’ny commentaire 👇🥰

🎉VRAI JEAN BOOMBA BE 💥💥 indray ary e !! ❌  45kg ❌Entana Tonga dia tsisy tantaraina fa poinsa be foana 🤭😍📞0387913737📞0372...
02/09/2026

🎉VRAI JEAN BOOMBA BE 💥💥 indray ary e !!

❌ 45kg ❌
Entana Tonga dia tsisy tantaraina fa poinsa be foana 🤭😍
📞0387913737
📞0372692412
📞03394381749

❌  1ere choix ❌Zaza 0 a 8 ans Tena😁 Efa mande be ity am zao ankatokiny fidirani mpianatra zao an !! 🥰📞0387913737📞0339381...
02/09/2026

❌ 1ere choix ❌
Zaza 0 a 8 ans Tena
😁 Efa mande be ity am zao ankatokiny fidirani mpianatra zao an !! 🥰
📞0387913737
📞0339381749
📞0372692412

😅 Ao ndray iiiii !!!!! ❌  ❌Taille kelikely tsara 😍 Lohan’entana be manambady ity fa Aingana ….📞0387913737📞0372692412📞033...
02/09/2026

😅 Ao ndray iiiii !!!!!

❌ ❌
Taille kelikely tsara 😍 Lohan’entana be manambady ity fa Aingana ….
📞0387913737
📞0372692412
📞0339381749

❌PALAZZO MIHAJA ❌Tsy haiko intsony hoe inona no nataon’ity b***e ity fa tena lasa record amin’ny hatsarana tato ato 😭🔥  ...
02/09/2026

❌PALAZZO MIHAJA ❌

Tsy haiko intsony hoe inona no nataon’ity b***e ity fa tena lasa record amin’ny hatsarana tato ato 😭🔥

🎉PROMESSE ko foana aminareo client hoe tsy maintsy afam_po ianareo 😁😍
💯Aingana aloh Sao tsy mahatratra eo ndray
📞0387913737
📞0372692412
📞0339381749

Ity sisa dia miakatra ko SORATRA 🤧😅 amin’ny ity entana volamena 50K ity 😍  ❌  ❌💯fin de série Satisfait ou remboursé 📞038...
02/09/2026

Ity sisa dia miakatra ko SORATRA 🤧😅 amin’ny ity entana volamena 50K ity 😍

❌ ❌
💯fin de série
Satisfait ou remboursé
📞0387913737
📞0372692412
📞0339381749

…. LOADING ….😍😍😍Alefaso COMMANDE …
02/09/2026

…. LOADING ….😍😍😍
Alefaso COMMANDE …

Address

Isotry BMH
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:30
Tuesday 04:30 - 17:00
Wednesday 07:00 - 16:30
Thursday 07:00 - 16:30
Friday 07:00 - 16:30
Saturday 07:00 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fifaliana FRIP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share