Ny ankohonako

Ny ankohonako Fitaizana ny samy olona

Tsy mahantra ny malagasy fa verivery fanahy kely fotsiny Sary : indrana
14/07/2025

Tsy mahantra ny malagasy fa verivery fanahy kely fotsiny

Sary : indrana

👩‍👧‍👦 Ny reny koa mila fotoana fialan-tsasatra… 💙🚫 Tsy fialan-tsasatra ny manadio trano🚿 Tsy fialan-tsasatra ny mandro i...
07/07/2025

👩‍👧‍👦 Ny reny koa mila fotoana fialan-tsasatra… 💙
🚫 Tsy fialan-tsasatra ny manadio trano
🚿 Tsy fialan-tsasatra ny mandro irery
🚽 Tsy fialan-tsasatra ny mandeha amin’ny trano fivoahana
🛒 Tsy fialan-tsasatra ny mividy entana

Ireo dia asa fototra sy fikarakarana tena ihany.
Aza ekena intsony ny fanaovana hoe “fialan-tsasatra” izany rehetra izany ❌

😔 Misy manantena azy ireo mba ho faly sy ho velombelona rehefa avy nanadio sy nandro…
➡️ Izany no mahatonga ny reny ho reraka be, torovana, ary tototra eritreritra 😵‍💫

💭 Omeo azy fotsiny ny mba fotoana ho izy 💆‍♀️
🔄 Niova ny vatany
🧠 Niova ny eritreriny
💥 Miady amin’ny hormone isan’andro izy
❗ Nanjavona kely ilay “izy taloha” satria napetrany ho laharam-pahamehana ny ankohonany

❤️ Tsy mitaky zavatra be izy.
Fa mila ny ankohonany mba mahatsapa fa olona ihany koa izy, fa tsy (robot).

💬 Raha reny ianao, dia asivo 💙 eto ambany
🔁 Zarao amin’ny reny hafa ho fanohanana 🤱

Ry reny💪, ao anatinao ireo hery tsy hita maso: fahendrena, faharetana ary fitiavana tsy hay refesina.💪 Mahereza, fa isan...
07/07/2025

Ry reny💪, ao anatinao ireo hery tsy hita maso: fahendrena, faharetana ary fitiavana tsy hay refesina.

💪 Mahereza, fa isanandro dia miankina aminao ny hoavin’ny zanakao.” 👩‍👧‍👦

Zaro amin’ny reny hafa ity fampaherezana ity

Léonie dia tovovavy malagasy 27 taona izay nanomboka tamin'ny fiainana tena sarotra. Nilaozan'ny reniny izy tamin'ny fah...
07/07/2025

Léonie dia tovovavy malagasy 27 taona izay nanomboka tamin'ny fiainana tena sarotra. Nilaozan'ny reniny izy tamin'ny faha-2 taonany, ary nitaiza azy ny raibeny sy ny renibeny. Nandritra ny fianarany tany amin'ny sekoly ambaratonga voalohany, dia nahazo fanohanana avy amin'ny parrainage iraisam-pirenena izy. Ity fanohanana ity no nanampy azy hahavita ny fianarany hatramin'ny oniversite.
Afaka proposénareo amin'ny olona tena sahirana ity parraingage ity fa mety hanavotra azy

Tsy mpanao parrainages akory ny pejy fa mampahafantatra antsika ny fisian'izany.

Découvrez le témoignage de Léonie, une jeune malgache qui nous démontre que l'aide de parrains à l’international peut changer la vie des enfants et leur donner une chance de réussir.

👨‍👩‍👧 zavatra 5 tokony hataon’ny lehilahy hanohanana ny vadiny bevohoka 🤰❤️Mihaino tsara 👂Mety hilaza zavatra kely izy, ...
07/07/2025

👨‍👩‍👧 zavatra 5 tokony hataon’ny lehilahy hanohanana ny vadiny bevohoka 🤰❤️

Mihaino tsara 👂
Mety hilaza zavatra kely izy, saingy ilaina ny mihaino am-pitiavana. Tsy maintsy mahatsiaro izy hoe misy mihaino azy.

Manampy amin’ny asa ao an-trano 🧹🍳
Na kely aza ny fanampiana, toy ny manasa vilia na mitondra rano, dia mahafaly azy izany.

Manome fiarovana sy fitiavana 🤗💖
Miova ny toetrany mandritra ny fitondrana vohoka. Mila fanohanana ara-pihetseham-po izy.

Miaraka aminy amin’ny dokotera 🏥👫
Mandeha miaraka rehefa manao fanaraha-maso ny fahasalamana, manome fahatokisana sy fiarovana.

Miteny teny mamy sy manome toky 🥰📢
Lazao aminy hoe “Misaotra anao”, “Mahery fo ianao”, mba hahatsapany ny fitiavanao sy ny fanohananao.

💬 Lehilahy: Ataovy ireo ho an’ny vadinao!
💬 Vehivavy: Zarao amin’ny vadinao ity mba hahalala izy!

Une petite histoire à méditer👦 Un ado râle : « Papa, y a plus de Wi-Fi ! »👨‍🌾 Le père répond : « Va nourrir les poules, ...
04/07/2025

Une petite histoire à méditer

👦 Un ado râle : « Papa, y a plus de Wi-Fi ! »
👨‍🌾 Le père répond : « Va nourrir les poules, ramasse les œufs, et tu verras… »
Le garçon obéit à contrecœur. Une fois de retour, le Wi-Fi fonctionne à nouveau !
Tout fier, il lance :
– C’est les œufs qui ont réparé le réseau, hein ? 🥚📡
Le père rit :
– Non, c’est parce que tu t’es mis en mouvement. 🚶‍♂️💡

🔑 Ne reste pas bloqué à attendre le miracle. Le changement commence quand tu bouges. ⚙️🔥

Zarazarao

Manaova fety sambatra daholo 🥳💗💗❤️❤️🥳🥳
25/06/2025

Manaova fety sambatra daholo 🥳💗💗❤️❤️🥳🥳

15/06/2025

Raha tena raim-pianakaviana tena izy dia satriny hody hiaraka amin'ny ankohonany,

Tsy variana amin'ny revy sy ny namana fa mandany ny androny amin'ny hahatsara ny ankohonany
Tsy variana amin'ny vehivavy hafa sy ny ki-sipasipa fa tsy mitondra soa ho an'ny ankohonanao ireny ary mety hanimba ny toka-tranonao
Tsy variana miloka fa mitondra gouté ho an'ny zanany sy ny reniny
Tsy variana mandany andro amin'ny jeu sy ny adin'ankoho

Ilaina kosa anefa ny miala voly sy miaraka amin'ny namana fa ny fahaizana mandanjalanja ny fotoana sy ny lahara-pahamehana no zava-dehibe

Ry dada ! Ataovy laharam-pahamehana ny ankohonanao

😢Tsy hay ny tsy hiteny satria vonton'alahelo raha nandre ireny zava-niseho nalaza ireny😢Manoloana ireny indrindra no tia...
13/05/2025

😢Tsy hay ny tsy hiteny satria vonton'alahelo raha nandre ireny zava-niseho nalaza ireny😢

Manoloana ireny indrindra no tiako hisariana ny saintsika ray aman-dreny.✏️

Aza avela handeha irery amin'ny toerana tsy fantatra na apetrapetraka amin'olona na azo atokisana na tsy azo atokisana ny zaza.👧

Mila miambina isika amin'ny maha ray aman-dreny atsika.

Efa miha ratsy Raolombelona ka mitandrema isika😭

Mankahery ny fianakavian'ireny tompo-manjo ireny ny pejy
.

Address

Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny ankohonako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category