Ny Kalitao.mg

Ny Kalitao.mg Ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao,raha mihaino ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao🥰🌺
( deo 28:2)
Tongasoa eto amin' ny pejy«»🌺🌸🙈

Wouahhh,,tena hoe wouaouhhh🥰🥰🥰Vao mivoka dia promotion sahady kia neny an🙈❤️Alefaso n'y JP aingana fa sody tsy mahatratr...
27/04/2026

Wouahhh,,tena hoe wouaouhhh🥰🥰🥰
Vao mivoka dia promotion sahady kia neny an🙈❤️

Alefaso n'y JP aingana fa sody tsy mahatratra eo ndray nge oa e🌺🤭
Au lieu de 20.000 Ar dia Tonga alatsaka tsika bé mihitsy,,14000 Ar❌😜
Dispo sous livraison ihany an,,satria boutique en ligne izahay❤️
Commendez sur mp ou veuillez appeler le
038 29 783 13🍫

bienvenue ony 6,3 k e🥂🥰🥰misaotra anareo manohana hatrany ry reto an🙈asiko jeux Ary ho fanamarihana an izany(jeux d'invit...
26/04/2026

bienvenue ony 6,3 k e🥂🥰🥰
misaotra anareo manohana hatrany ry reto an🙈
asiko jeux Ary ho fanamarihana an izany
(jeux d'invitation d'amis+ partage max)
manaraka tsara ny toromarika fotsiny nareo an,,dia alefa capture en mp ny sary numéro 5 mba hahitako hoe lasa tokoa ve😜

rehefa izay dia commentena hoe JP lot 5000 Ar + teny mamy Kely ho an admin🤭😂,,laingako izany an 🤪

Zay dia vita ny chocolat 🍫 tsotra Kely,,bonne chance daholo❤️

25/04/2026

noho ny tsy fetezan Ilay jeux antsika dia tapaka ny hevitro fa ho soloiko hafa le izy🤭🤗
rendez vous demain❤️

cadeaux d'anniversaire an bestie🤭😆   aingana izy fa stock limité reo an😋dispo sur tous les pointures😜
24/04/2026

cadeaux d'anniversaire an bestie🤭😆
aingana izy fa stock limité reo an😋
dispo sur tous les pointures😜

Mba toroy hevitra ry zareo an🥺crédit sa Mobile money indray ny loka zaraintsika😴sa hoe aleo amzao ihany😏
23/04/2026

Mba toroy hevitra ry zareo an🥺
crédit sa Mobile money indray ny loka zaraintsika😴
sa hoe aleo amzao ihany😏

22/04/2026

Mbola misy vitsivitsy tavela kia neny an🥰
mp vite 🙈

ho tahin manonkana ianao mamaky io am ity androany ity🤗🥰
22/04/2026

ho tahin manonkana ianao mamaky io am ity androany ity🤗🥰

21/04/2026

ndriii😅
tsy mahazo kivikivy izany am fiainana🤭

Maman oh🙈Reto sisa no dispo Raha Mbola tsy nahazo rafotsy Kely🥰Aza mangataka photo réel intsony fa efa izy io😋Masiso Kel...
20/04/2026

Maman oh🙈
Reto sisa no dispo Raha Mbola tsy nahazo rafotsy Kely🥰
Aza mangataka photo réel intsony fa efa izy io😋
Masiso Kely nge oa e🥺🥰🥰
Ho an zaza 1 ans et demi sy 2 ans ireo pointure Raha Mbola misalasala ndry🤗
Mitongava mp fa 1 pièce par pointure ne sisa reo e🤗

❌urgent ❌mba miditra mp Kely aminay  nareo izay nanjifa an Ilay collier sy boucle cerise farany Téo 🍒azafady fa misy fan...
18/04/2026

❌urgent ❌
mba miditra mp Kely aminay nareo izay nanjifa an Ilay collier sy boucle cerise farany Téo 🍒azafady fa misy fandaminana Kely isika🥺

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Kalitao.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share