01/10/2025
๐ฃ APPEL AUX DONS โ๐ผ
"Anaka, aoka tsy ho tia amin'ny teny na amin'ny lela isika, fa amin'ny asa sy amin'ny marina" - 1 Jaona 3: 18
โ๐ผ Ao anatin'izao toe-java-misy izao dia tsy hay ny hitazam-potsiny ka tsy hifanohana amin'ny malagasy mpiray tanindrazana, manentana antsika handray anjara arak'izay azontsika atao, na inona na inona ny fironanao ara-politika, hanampiana ireo mpivarotra mandalo fahasahiranana sy ireo mpiara-belona amin'ny alalan'ny famatsiana azy ireo: cache bouche, sรฉrum SSI, voankazo, yaourt, rano, sns...
๐๐ผ Azonao alefa mvola amin'ny 034 30 500 72 (Hantavololona) ny fandraisana anjara.