Andriambelle

Andriambelle Everyday life sharing, to keep receiving blessings �

Coucouuuuuuuuuuu lou leleeeeeeeees ! 👋😁Izaho sy ny voloko moa dia tantaram-pitiavana lava be...🥹 Handaniko fotoana sy fa...
21/05/2025

Coucouuuuuuuuuuu lou leleeeeeeeees ! 👋😁

Izaho sy ny voloko moa dia tantaram-pitiavana lava be...🥹 Handaniko fotoana sy fananana mihitsy ireo! 😂😅
Tamin'itony izao "blonde" elaela kely satria nanam-pikasana ny handoko manga x))

Bref, tsiaro kely fotsiny dia fizarana e!
Mirary soa ho antsika rehetra oooo! 😁🥰😚

20/05/2025

Coucouuuuuuuuuuu lou leleeeeeeeees ! 😁😘

Ny volony efa mia lava fa taviny sisa! 😂

Misaotra be dia be an'i Tsarakely Vibe fa sady nanao “beautsé beautsé” no nanao échanges tena mampivotra ny saina. 🥰🥰🥰

Pi-maso Adrienne Irma Rabemanantsoa - AIR 😘

Mirary soa oooo! 🤗

Coucou lou leleeeeeeeees ! 🥳😁Nibikabika kely fotsiny, nandrana tao-volo tsy fanaoko mba hahitàna hoe manao ahoana ny don...
15/05/2025

Coucou lou leleeeeeeeees ! 🥳😁

Nibikabika kely fotsiny, nandrana tao-volo tsy fanaoko mba hahitàna hoe manao ahoana ny donany! 🤪

Nihiratra kely ny endriko, enganie hanaraka izany koa ny ho aviko! 🫢

Mirary soa o! 🤗😘

❤️

06/05/2025

Akory? 😄

'Ndao hanaraka ahy anaty tontolo androko iray au hasard (pour 04:04min)😁😜

Koa maninona moa raha sady tonga dia sady 'ndao hiaraka aminay amin'ny 09 mai, ao amin'ny Restaurant LE CARPE DIEM hiaina ny "release party" an'ny an'i BOLO e? 😊

*Sahiran-kiran-tsaina kely teo aloha teo dia niato ny vidéo ! 😅 Fa hiezaka araky izay vita sy tratra izao. 😇🤗

Mirary soa sy hasina ho antsika aby o! 😚😚😚
Fitiavana sy fahasoavana ho eny aminareo o!

18/04/2025

«I want to tell you something you don't know» - BOLO .

Ekany, dia ny hoe nanitatra lava-tsofina aho!
Ekany, marary ! 😂 Sady mibindana kely ... 😬

Ho hita mivantana amin'ny 09 mai, ao amin'ny Restaurant LE CARPE DIEM, satria hisy album mitapy be hivoaka amin'io ka sao ho tara ( )🤭

Mirosoa hasina kalony mandrapa! 😘

🤫😉

02/04/2025

Akory aby e! 😃

Izaho moa sady malahelohelo ny voloko mena dia mijery² vidéo ao amin'ny TikTok sisa no hany mba mampilamina ny saiko. Hahaha! 😂😂😂

Mahafinaritra ahy ny manaraka itony karazana "trend" itony, mampihomehy kanefa misy fahamarinany ihany. Ny ahy moa, ny tenako no resahako voalohany amin'izao karazana teny izao! 😆
Mianatra mampiana-tena sy mandray lesona amin'ny fiainana ! 😝

'Ndao moa! 😂😃
Ity ny rohy amin'ny compte ko: https://www.tiktok.com/?_t=ZM-8vBtjIyxrBW&_r=1

Mirary soa e! ☺️

🌸

Akory aby e! 😃Izay indray aho vao tafaverina eto amin'ny pejy, faly sy vonona ny hitafatafa indray. ☺️Araky ny efa nazav...
01/04/2025

Akory aby e! 😃

Izay indray aho vao tafaverina eto amin'ny pejy, faly sy vonona ny hitafatafa indray. ☺️

Araky ny efa nazavaiko moa dia ny fomba fahitako an'izany hoe fahamanjana izany no tena resahiko ato.
Amiko izao lasa tsy manja ho azy ny olona iray rehefa tsy voakarakarany tsara ny ara-panahiny, ohatra hoe ratsy fanahy izy na dia tsara tarehy be tahaky ny inona aza! 😅

Aleo mihezaka manao ny soa foana e, miverina amin'ny tena foana mantsy ny zavatra atao! 🙃

Asa nga hoe manao ahoana ny anareo ny fandraisanareo izany hoe fahamanjana izany? 😄
Afaka mifampizara isika, anaty commentaires ohatra ! 😁😉

Mitomboa hasina aby e! 🤗🇲🇬❤️

😘

Alahady ny andro, noana aho!Te hihinana an'izany hoe "Ramen" izany nefa sady tsy mahay mahandro no kamo hivoaka.🥴Presto ...
09/02/2025

Alahady ny andro, noana aho!
Te hihinana an'izany hoe "Ramen" izany nefa sady tsy mahay mahandro no kamo hivoaka.🥴

Presto aloha no misy, dia eritreretina hoe izy io e!
Vinaninany eo, miaina amin'izay misy aloha ! 😊

Nareo ihany koa ve? 😂
Mirary soa sy hasina e, amin'ity herinandro miditra ity indray isika mitafa! 😉😚

🫵😚

Coucouuuuuuuuuu lou leleeeeeeeees! 😁😋Voilà, ça fait une semaine que j'ai utilisé le savon "lait de chèvre" et franchemen...
02/02/2025

Coucouuuuuuuuuu lou leleeeeeeeees! 😁😋

Voilà, ça fait une semaine que j'ai utilisé le savon "lait de chèvre" et franchement, ça porte ses fruits an! 🥹🫶

Mazava kokoa ny hoditro an (na ny ambany helika aza satria nandroko ihany koa ilay izy 👌), dia salama tsara no sady malefaka.
Ny boutons vetivety kely dia maina sy sitrana.
Tsy maina ny hoditro rehefa avy mampiasa azy, fa tsy hoe hydratée be ihany koa nefa an! (Manao crème visage foana ihany aho no sady mihezaky ny misotro rano tsara dia mety, hehe)
Dia ito no tena tiako: lasa mia mitovy ny loko-tavako. 🤔😁

Tiako aloha e! 🥰
Mety amiko! 😁

Hitako betsaka ihany ilay mivarotra azy, fa ny ahy tao amin'ny Mëlle en ligne no nangalako: 10.000ar ny anakiroa dia misy parfum betsaka ao (miel, rose, olive, pure lait de chèvre) fa ny ahy izao ilay "miel" (io nampiasaiko io) sy "olive". 😁

Tsy hanenenana an! 😉
Izay fa mirary soa, dia hasina ihany koa! 🤗❤️

😘

Vao omaly aho no niresakanareo mikasika an'i Mell Piercing sy Tatouage Volomaso 😄🥰🤗Mamy be! Rary soa sy hasina e! ❤️Hoy ...
31/01/2025

Vao omaly aho no niresakanareo mikasika an'i Mell Piercing sy Tatouage Volomaso 😄🥰🤗

Mamy be!
Rary soa sy hasina e! ❤️

Hoy i Adrienne Irma Rabemanantsoa - AIR izay hoe: «Mifamelona fa tsy mifamono!» 🥰

Nostalgique be aho mahita azy roa vavy
Ohatran’ny mahita ahy tanaty vanim-potoana roa samihafa tamin’ny fiainako. Mahatsiaro ny lutte ako rehetra . Nandalovako daholo ireo coupem-bolo ireo ary misy tantara amiko daholo . Ndriiii . Antitra aho ity ary faly aho amin’izao ankehitriny izao mi motiver ny génération aty aorianako. Milay tsika 🥹🌹❤️

Alefa foana les filles an , merci beaucoup amin’ny zavatra rehetra ✅🥰

Dee Andriambelo Sy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andriambelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share