GASY LENZ

GASY LENZ Ity pejy ity dia natao mba ifampizarana vaovao ary anehoan-kevitra ho antsika mpiray tanindrazana.

Fotaka be le FMF raha izao vaovao tena marina izao!!!
01/03/2025

Fotaka be le FMF raha izao vaovao tena marina izao!!!

🚨La FMF avait déjà reçu une lettre confirmant la non-homologation du stade mais aucune communication n'a été faites de leurs part.

Il aura fallut un communiqué de la Fédération Ghanéenne pour que la FMF fasse un communiqué envers les supporters Malagasy sur la non-homologation du stade.

(L'Express.mg)

Direct aminao hafatry tiky Colonel Faneva: Marina lay fa tsy nanara-dalàna rozy fa resaky makamba va koahy irengirengena...
20/02/2025

Direct aminao hafatry tiky Colonel Faneva: Marina lay fa tsy nanara-dalàna rozy fa resaky makamba va koahy irengirengenao aminty facebook sy vaovao iaby toy!!! Nagnino tsy nanarinao hoatrany fomba fanaoanao reny avao lay…Tsy menatsy iha, en plus fa rakemba be mba mipay drala atao fiveloma!!! Amiko aloa tena very IABY ty ezaky marobe nataonao reny, tsy olon’ny vahoaka sasy iha manomboka ananizao io…Tsarovy hafatro toy: ALEO ALAN’ANDRIANA TOY IZAY ALAM-BAHOAKA.

19/02/2025

Andao mba ampiana ity zandrikely miezaka mitraka amin’ny fiainana ity. Mba zarazarao azafady!

Mba zarazarao ho fanampiana ny namantsika. Mahereza rahalahy!!!
19/02/2025

Mba zarazarao ho fanampiana ny namantsika. Mahereza rahalahy!!!

Resaka mpisoloky kalanoro indray ity. Tena efa betsaka no misy tranga hoatran’ity eto amintsika. Mila mailo isika vahoak...
18/02/2025

Resaka mpisoloky kalanoro indray ity. Tena efa betsaka no misy tranga hoatran’ity eto amintsika. Mila mailo isika vahoaka.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY LENZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share