Team Rs-Z-Zero

Team Rs-Z-Zero Unis par la Passion

Miarahaba e 👋 nangina kely isika tato ho ato zay e?Calme avant la tempête angamba 🤭🤫AIZA NO REVIREVENAREO IZAO, MBA ANDE...
07/04/2026

Miarahaba e 👋
nangina kely isika tato ho ato zay e?
Calme avant la tempête angamba 🤭🤫
AIZA NO REVIREVENAREO IZAO, MBA ANDEHANANA VETIVETY ?
Tahirin-tsary kely iray ito, dimy taona lasa hono izao ito 😎
Pro improvisé talatavolonondry izy teto
iza avy indray ary reo oh?
iza ilay mbola tsy miala kanefa izy tsy rasta akory 😆😆
tsy misy miala eo rast'ahh🤙
avoahy ny souvenir 🫶🫶

Miarahaba eh 👋👋👋👋Isika dia miezaka hatrany mba tsy ho ny fivoahana ihany no vaindohan-draharahaTeam Rs-Z-Zero sady passi...
17/03/2026

Miarahaba eh 👋👋👋👋
Isika dia miezaka hatrany mba tsy ho ny fivoahana ihany no vaindohan-draharaha
Team Rs-Z-Zero sady passion no vie en société araky ny fiteny vahiny
Ka dia notanterahintsika ny adidy satria isika tsy olon-dratsy 🥹
Mankasitraka antsika rehetra amin'izany fahatsapana izany, hoe iray isika ka na mamy na mangidy dia soroka miara-milanja tokoa 💪💪ary tongotra miara-mamindra🚶🚶🚶
Tongava hatrany mba ifankahalalàna bebe kokoa
Ifampizarantsika eny foana ny hafaliana, iarahantsika eny fa na andro maloka aza

Manakory eManomboka mivoaka ny sary anIlay sortie antsika RN2 ito  Arantio 🔥🔥
08/03/2026

Manakory e
Manomboka mivoaka ny sary an
Ilay sortie antsika RN2 ito

Arantio 🔥🔥

Grand merci à Black Room pour ses cadeaux Mamy kely 🎁🥰. Des petites remarques et détails font les grandes différences 😇....
06/03/2026

Grand merci à Black Room pour ses cadeaux Mamy kely 🎁🥰. Des petites remarques et détails font les grandes différences 😇. Pour les restaurations et nouvelles peintures de vos motos n’hésitez pas a contacter , passioné et Pro 🔥
En passant, n’oubliez pas notre rendez-vous ce dimanche ⚡️🏍️
🔥Un pour tous et tous pour la team🔥
🏆Le choix des champions🏆

Salama daholo, efa vita vérification tsara daholo ny scooter ? Ireto misy toromarika kely sady tsiahy no fandaminana ho ...
03/03/2026

Salama daholo, efa vita vérification tsara daholo ny scooter ?
Ireto misy toromarika kely sady tsiahy no fandaminana ho amin'ny alahady 8 Martsa zao :
* Depart : Jovenna double Ambohimangakely
* Checkpoint 1 : Ambanitsena
* Checkpoint 2 : Manjakandriana
* Checkpoint 3 : Ambotoloana
* Arrivée : Moramanga
* Retour : hiezaka hiala vers 14h eo isika satria mbola 3h de route.

N.B :
- Eny amin'ny checkpoint no miezaka manenjika ireo tara.
- Ezahina ho 10mn ny pause isaky ny checkpoint.
- Samy mahafantatra ny limite-ny daholo dia aleo mifehi-tena fa ratsy ny lalana
- Ho tsara mandroso, tsara miverina 🙏

27/02/2026

Coucou harivariva isika
Misy efa zatra sy mahay tsara isika ato
Aona, tsy tsara ianarana ve
Ahoana hoy ianareo

Tsy mahazo kivy fa mahazo mikiry refa passion ✊✊✊Hafatry ny namantsika Rojo Manantsoa Anaty loading izy amin'izao fotoan...
25/02/2026

Tsy mahazo kivy fa mahazo mikiry refa passion ✊✊✊

Hafatry ny namantsika Rojo Manantsoa

Anaty loading izy amin'izao fotoana izao

Aiza ho aiza ny loading antsika Team Rs-Z-Zero ato alefaso anaty commentaires hoe🔥🔥🔥

Aza adinoina ilay 8martsa2026 an
Tsy fankalazana andron'ny vehivavy ihany izy amin'ity taona ity fa fivoahana ho antsika

FIRST RANDOO TEAM 2026Zany ary izy zany anVita iny ary ny fifampiarabahana nahatratra ny taona vaovao ka ito ilay tapaka...
19/02/2026

FIRST RANDOO TEAM 2026
Zany ary izy zany an
Vita iny ary ny fifampiarabahana nahatratra ny taona vaovao ka ito ilay tapaka tsika, ilay fiarahana milavalava voalohany Team Rs-Z-Zero @ ity taona ity zany...

Manasa antsika rehetra àry

Go MORAMANGA isika

Team Rs-Z-Zero

🙏🏻💪🏻👌💯🇲🇬

Rando mixte
Allure mixte
Miarova tena
Miarova namana

T-shirt iombonana no anaovantsika
Scooter antsika asiana logo
Zay ilay team

Dieny zao ataovy ny commande fa aza variana
Dieny zao izay mbola iprepa scooter dia ataovy

Anao Lavalava isika, efa natao 8h15 ny lera dia aza tara satria maika ankafy ilay lavalava isika tsy ho enjikenjika be

Tsara kely eh ?An'iza ary oh...Alefaso ny fampirantiana eTsara foana na stock, na kitKounyeh?Team Rs-Z-Zero
11/02/2026

Tsara kely eh ?
An'iza ary oh...
Alefaso ny fampirantiana e
Tsara foana na stock, na kit
Kounyeh?
Team Rs-Z-Zero

Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026Team Rs-Z-Zero 08 février 2026Natao tany ampitatafika tanyIza daholo reo mahay ...
09/02/2026

Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026
Team Rs-Z-Zero
08 février 2026
Natao tany ampitatafika tany
Iza daholo reo mahay mankafy fiainana ireo?

Santatra am-bavarano ihany iny fa ho avy hisesy ny fihaonana ho antsika tsy afaka tamin'io andro io an
Ehhhhhhhh
Ilay t-shirt ho'aho an
Ilay logo amin'ny scooter antsika
billet d'entrée ireo, obligatoire, na tsy misazy toy ny tany am-pianarana ary, vidio, salory

09/02/2026

En collaboration avec Black Room

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team Rs-Z-Zero posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share