22/04/2022
Anio isika dia hiresaka kely mikasika ny mariage eo amin'ny gasy sy frantsay. satria dia betsaka tokoa ny malagasy indrindra ny tovovavy no miaraka am teratany frantsay.
Handray ohatra isika , raha lehilahy frantsay mikasa anambady vehivavy malagasy.
Manana options roa izy ireo ny amin' ny toerana anaovana ny mariage civil:
✅any France any amin'ny commune misy ny fonenan' ilay lehilahy na
✅eto Madagascar amin'ny commune misy ilay vehivavy.
🟠Raha toa ka any France no atao ny mariage dia : mila maka visa ilay vehivavy ahafahany mande mankany France , VISA COURT SÉJOUR EN VUE DE MARIAGE AVEC UN RESSORTISSANT FRANÇAIS no type de visa angatahiny , 𝐜𝐞𝐫𝐭𝐢𝐟𝐢𝐜𝐚𝐭 𝐝𝐞 𝐩𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐛𝐚𝐧 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐧𝐨𝐧 𝐨𝐩𝐩𝐨𝐬𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧 ary 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐚𝐠𝐞 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 no ilaina ankoatra ireo taratasy mahazatra ilaina rehefa angataka visa France
🟠raha toa ka eto Madagascar no ho tanterahina ny mariage : mila maka taratasy fahazoan-dalana manao mariage mialoha na CCAM ( certificat de Capacité à Mariage) eny amin'ny Consulat ,iny no entina rehefa isoratra eny am Commune.
Ireo dingana ireo no atao mba ho reconnu par l' État français ny mariage ary dia afaka mangataka visa long séjour conjoint français mamonjy ny vadiny any France amin'izay ilay vehivavy gasy rehefa vita ny dingana takiana amin'izany.
Ho entitsika amin'ny manaraka eto ny momba ny fangatahana CCAM.
Dia mirary soa antsika rehetra ooo.
𝐼𝐷'𝐴𝐿𝐿 𝑆𝐸𝑅𝑉𝐼𝐶𝐸𝑆
"𝑉𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑟𝑒́𝑢𝑠𝑠𝑖𝑡𝑒,𝑛𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑚𝑒́𝑡𝑖𝑒𝑟"
𝑇𝑒́𝑙: 034 49 773 66
𝑊ℎ𝑎𝑡𝑠𝑎𝑝𝑝: 034 49 773 66 / 033 31 976 60
𝐸𝑚𝑎𝑖𝑙: 𝑠𝑒𝑟𝑣𝑖𝑐𝑒𝑠𝑖𝑑𝑎𝑙𝑙@𝑔𝑚𝑎𝑖𝑙.𝑐𝑜𝑚