Maison Siu By Rabo

Maison Siu By Rabo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison Siu By Rabo, Digital creator, Ambatovinaky, Antananarivo.

Ela2 tsy heno kely teto ny Maison Siu By Rabo   ๐Ÿ˜ฌBetsaka no nanontany hoe nga ianareo tsy manao intsony? Tena manao foan...
20/05/2026

Ela2 tsy heno kely teto ny Maison Siu By Rabo ๐Ÿ˜ฌ
Betsaka no nanontany hoe nga ianareo tsy manao intsony? Tena manao foana izahay isan'andro fa kosa noho ny tsy fahampian'ny olona hatokisana afaka hanatitra azy eny aminareo ๐Ÿฅบdia tena natao hoe isaky ny weekend no afaka manatitra toerana misy anareo ary ny andavan'andro mba manantona kely fotsiny ianareo ๐Ÿ™ˆ...
๐Ÿก Tsy lavitra akory fa eto an'Antananarivo ihany, eto Ambatovinaky... Fety maromaro misesy ny faraparan'ny volana ity, ka tongava ary ao na antsoy ny 0340533322 ho an'ireo izay mila CharSiu na Poulet laquรฉ chinois, tenaaaa ๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
๐Ÿ’– Ny vidiny tsy miova fa 7000ar/100g ary 40000ar ny poulet entier โ˜บ๏ธ
Rehefa avy eo ary eee ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰

17/02/2026

Andao indray ary eee ๐Ÿฅฐ

Hello Hello ๐Ÿค—๐Ÿค— Ho tonga ny 14 Fรฉvrier FIZARANA FITIAVANA BE ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–Tsy mila raozy foana ๐Ÿซฃ๐Ÿซฃโ€ฆindraindray Char Siu sy Poulet ...
13/02/2026

Hello Hello ๐Ÿค—๐Ÿค— Ho tonga ny 14 Fรฉvrier FIZARANA FITIAVANA BE ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–
Tsy mila raozy foana ๐Ÿซฃ๐Ÿซฃโ€ฆ
indraindray Char Siu sy Poulet laquรฉ koa ampy hampirehitra ny fitiavana ๐Ÿ˜‹๐Ÿ”ฅ
Raha tia ianao, ento hisakafo izyโ€ฆ
Fa raha TENA tia ๐Ÿ˜
dia hitondrao Poulet laquรฉ na Char Siu (na izy 2 ary moa maninona? ๐Ÿ˜ƒ)๐Ÿ’˜๐Ÿฅข
Commande ouverte ๐Ÿ’Œ
โœ๏ธMidira Mp aloha2 ahafahana mandamina azy satria dia tianay raha izy vao vita iny no omena anareo ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–
๐Ÿ— Poulet laquรฉ entier 40000ar ๐Ÿฅฉ Char Siu 100g/7000ar ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
๐Ÿ“ฑNa tonga dia antsoy ny 034 05 333 22
๐Ÿ›ต Livraison possible ๐Ÿ˜Š
Aza avela hangatsiaka ny fonaoโ€ฆ na ny poulet-nao ๐Ÿคญ๐Ÿ—

12/02/2026

Arahabaina Holy Njatosoa nahazo ny loka ๐Ÿ˜Š Misaotra anao ihany koa nisafidy anay ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’–

Andao hilalao ary isika e... Poulet laquรฉ 1 ny ho azonao... * CLIQUร‰'NA NY SARY* MENTIONNE'O NY NAMANAO ANATY COMMENTAIR...
08/02/2026

Andao hilalao ary isika e... Poulet laquรฉ 1 ny ho azonao...
* CLIQUร‰'NA NY SARY
* MENTIONNE'O NY NAMANAO ANATY COMMENTAIRE MIARAK@NY HOE "JE PARTICIPE ๐Ÿ˜‹" (io mihitsy ny emoji ampiasaina an... )
BONNE CHANCE DAHOLO ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ

๐ŸŽ‰ Jeu de la Saint-Valentin ๐ŸŽ‰

๐Ÿ“… Rรฉsultats : jeudi 12 fรฉvrier 2026

๐ŸŽ Lot nยฐ 1

๐Ÿค Sponsor : Giga Market Mg
๐ŸŽ Maison Siu By Rabo ๐Ÿ˜‹ poulet laquรฉ entier
๐ŸŽ Chic By A.H.A ๐Ÿ˜Š Collier en acier inoxydable
๐ŸŽ Conquer by Her ๐Ÿ˜ un budget planner fait main, facile ร  utiliser, de format A5 et en couleur Pastel
๐ŸŽ IART Mianjaika ๐Ÿ˜‡ 10 000 Ar
๐ŸŽ Huile de Coco Zarina ๐Ÿ‘ Huile de coco pressรฉ ร  frois 100 mL
๐ŸŽ Glamerous โค๏ธ

๐Ÿ“Œ Conditions de participation
๐ŸŒŸ Vous devez รชtre abonnรฉ(e) ร  la page PPG depuis au moins 24h avant la fin du jeu pour pouvoir commenter et participer.

โš ๏ธ Important :
โžก๏ธ Vous devez impรฉrativement vous abonner aux 7 pages : le sponsor + les donateurs.

๐Ÿ“Œ En commentaire, mentionnez une amie ou plus et ajoutez lโ€™รฉmoji correspondant ร  la page de votre choix pour valider votre participation.

โค๏ธ Vous pouvez commenter plusieurs fois en mentionnant des personnes diffรฉrentes et en changeant dโ€™รฉmoji si vous le souhaitez โค๏ธ

๐ŸŽ 1 gagnant pour ce lot : 6 cadeaux pour une seule personne
๐ŸŽ Le gagnant sera dรฉsignรฉ par tirage au sort.

๐Ÿ€ Bonne chance ร  tous et merci pour votre participation ! ๐Ÿ˜

Ato indray ary isika hilalao eeee ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ
07/02/2026

Ato indray ary isika hilalao eeee ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ

Bonne et heureuse annรฉe ร  vous tous โค๏ธโœจUn peu en re**rd ๐Ÿ™ˆ mais avec le cล“ur ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜˜๐Ÿ’– 1 an rahampitso ny "Maison Siu By Rabo" ...
21/01/2026

Bonne et heureuse annรฉe ร  vous tous โค๏ธโœจ
Un peu en re**rd ๐Ÿ™ˆ mais avec le cล“ur ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜˜
๐Ÿ’– 1 an rahampitso ny "Maison Siu By Rabo" ๐Ÿ˜ƒ
Tao ny tena nahafinaritra tena nahafinaritra, ary nisy ihany koa ny olana kely madinidinika tahaka ny hoe : Tsisy afaka nanao livraison tampoka intsony ka izahay 2 irery no nanenjika izany ๐Ÿ™‚ Mais....

Bonne nouvelle : Nahita indray aho, dikany miverina milamina ny livraison ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ
๐Ÿ–Ajanontsika 7000ar/100g ihany, fa tsy ovaintsika mihitsy aloha io ๐Ÿ˜ƒ
๐Ÿคค๐Ÿ˜‹Char Siu faran'izay tsara, voakarakara tsara tahaka ny Char Siu hohaninay ato an-trano mihitsy no atolotray anareo ๐Ÿ’–
๐Ÿ‘‰ Midira mp
๐Ÿ“ฒ Na WhatsApp : 034 05 333 22
Handaminantsika azy
๐Ÿšฒ๐Ÿ›ต Ny "La veille" no mandefa ny commande ianareo ahafahana manoman'azy, sy handaminantsika ny livraison

๐Ÿ“ธ Sary vitsivitsy mampiseho ireo Char Siu amidinay
๐Ÿ’ฌ Sy santionan'ireo Retours Clients afa-po ๐Ÿ’–
Misaotra indrindra tompoko๐Ÿ™โค๏ธ
Dia soava ny andro daholo ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–

Faly tena faly ny fo mahita ireo "retour" avy any @'nareo, cadeau be ho anay ireny ka dia misaotra indrindra tompoko ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™...
24/12/2025

Faly tena faly ny fo mahita ireo "retour" avy any @'nareo, cadeau be ho anay ireny ka dia misaotra indrindra tompoko ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ Misaotra niaraka teto foana nandritr'izay herin-taona izay ๐ŸฅฐAry hinoana fa mbola hiaraka hatrany isika ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–
FISAORANA sy FITIAVANA BE no atolotray ho anareo androany ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ Misaotra indrindra tompoko๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–
* Tsy misy sary Char Siu sy Poulet laquรฉ aloha androany fa ireo izahay 2 miara-misalahy miantsena, mandrehitra afo, mikopaka, mitetika ny hena, manome tsiro, mahandro, ary manatitr'azy any aminareo ๐Ÿ˜…๐Ÿ˜ƒ
PS: Tapitra ny fandraisana ny commande Noรซl... Misaotra tena Misaotra ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Sahirana be mieritreritra ny sakafo ho atao rehefa avy eo? Alahady tokoa ny andro fa andao mba hiketrika sakafo matsiro ...
19/10/2025

Sahirana be mieritreritra ny sakafo ho atao rehefa avy eo? Alahady tokoa ny andro fa andao mba hiketrika sakafo matsiro eee โ˜บ๏ธ
Char Siu vao vita maraina be io๐Ÿคค
Izahay mivady mihitsy no mandray an-tanana azy mba ho tena lafatra ny Char Siu omena antsika any ๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ’–

๐Ÿฅฉ Misy matavy2 tena tianareo, misy nofony ihany koa ho an'ilay tsy tia matavy, anareo ny safidy๐Ÿคค๐Ÿ˜‹
๐Ÿ“ฑAza tara ary fa midira Mp aingana na antsoy ny 0340533332, misy WhatsApp ihany koa io laharana io๐Ÿ˜‰
โ€ผ๏ธTsy miova mihitsy ny prix antsika fa mbola 7000ar hatrany ny 100g ann
๐Ÿ›ต Alefaso aloha ny commande ahafahako mandamina ny fanateran'azy annn ๐Ÿ˜ƒ๐Ÿ˜ƒ
Okรฉรฉรฉ ร€ plus ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰

Vao mafana ooo ๐Ÿคค๐Ÿคค๐ŸคคMaraina mangilatra aty aminay dia efa misy Char Siu milay kely ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹* Vita izay ny fakan-drivotra kely ho...
18/08/2025

Vao mafana ooo ๐Ÿคค๐Ÿคค๐Ÿคค
Maraina mangilatra aty aminay dia efa misy Char Siu milay kely ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
* Vita izay ny fakan-drivotra kely ho anay, ho anareo kosa mino aho fa mbola anatiny tsara ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ’– Ka eto izahay dia afaka mampirevy anareo Siu manitra sy matsiro kely annn hummmm ๐Ÿคค๐Ÿคค
โ€ผ๏ธ Tsy miova ny vidiny fa dia 7000ar hatrany ny 100g
๐Ÿ›ต Vonona ny hanatitra soamantsara any misy anareo fa midira mp mialoha mametraka commande sy ny toerana ahafahantsika mandamina azy tsara ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ“ฑAfaka miantso ny 0340533322 hatrany ihany koa
๐Ÿค—๐Ÿค—๐Ÿค— Allez! Tchao Siu ๐Ÿค—๐Ÿค—๐Ÿค—๐Ÿค—

Address

Ambatovinaky
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison Siu By Rabo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share