Mi'Art'Vola

Mi'Art'Vola Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi'Art'Vola, Digital creator, Ouest Ambohijanahary, Antananarivo.

🟨 ASTUCE MAHASOA HO AN’ANTSIKAHo an’ireo reraka, tsy ampy magnésium sy calcium, ireo manana aretim-po, spasmophilie, na ...
17/08/2025

🟨 ASTUCE MAHASOA HO AN’ANTSIKA
Ho an’ireo reraka, tsy ampy magnésium sy calcium, ireo manana aretim-po, spasmophilie, na aretim-bavony…

🍌 AKONDRO LOMANA
Tena mahasoa sy mahasalama!

Ity fanafody natoraly ity dia tena mahomby — ny finiavantsika fotsiny no ilaina. Afaka ny anatiny fotsiny, ny hodiny fotsiny, na ireo roa mitambatra.

---

FIKARAKARANA

🟢 Amin’ny hariva, mialoha ny hatory, sasana tsara ny akondro 1.
🟢 Maka bocals/vera 2: ao amin’ny iray ny akondro, ao amin’ny iray ny hodiny.
🟢 Afaka tetehina na tsia mialoha ny handatsahana azy ao, avy eo fenoina rano. Raha azo atao, saromana mandritra ny alina.

---

FAMPIASANA

🟢 Vao mifoha maraina, sotroina aloha ilay nisy ny anatiny, avy eo ilay nisy ny hodiny.
🟢 30 minitra aorian’izay vao misakafo.
🟢 Atao mandritra ny 10 andro tsy tapaka, dia ho hitanao ny fiovana tsara amin’ny vatanao.

🟡 Raha tsy mety mahita tory indray dia mihinàna akondro amin’izao.

---

💬 Mino aho fa maro no afaka manamarina ao amin’ny commentaire.

📢 ZARAO MAXIMUM FA MAHASOA NY HAFA!

Mirary soa hatrany ary zarazarao mba hahasoa anao sy ny hafa 🙏🤗🇲🇬

🔔 Aza hadino manaraka ny page Mi’Art’Vola raha te hahazo torolàlana mahasoa sy mahaliana isanandro 👉 Kitiho fotsiny ilay soratra Suivre eo ambony indrindra dia tafiditra ianao

🍎 FANALANA RIVOTRA @ VAVONY SY TSINAY💡 Antony mety: fitohanana, fihinanana be loatra, tsinay marary, fadimbolana mialoha...
17/08/2025

🍎 FANALANA RIVOTRA @ VAVONY SY TSINAY

💡 Antony mety: fitohanana, fihinanana be loatra, tsinay marary, fadimbolana mialoha.

🍊 Sakamalaho + Voasarimakirana:

Tetehina manify ny sakamalaho, afangaro amin’ny rano mafana 1 kôpy + tantely + ranona voasarimakirana

Sotroina alohan’ny sakafo sy aorian’ny sakafo

Atao mandrapahasitranana

🍊 Massage lamosina sy vavony:

O***a boribory 15 minitra na mandra-pahafaka ny rivotra

💌 Zarao raha mahasoa ary manaraka ny pejy Mi’Art’Vola ho torohevitra mahasoa isanandro.

17/08/2025

🚀🚀Formation en ligne :BOOST PAGE, PUBLICATION, BUSINESS en ligne.

Ny fanaovana BOOST dia afaka atao ASA na VADIN'ASA raha toa ka voafehy tsara ary mety hazoanao atramin'ny💵💸600.000Ar/mois

Manampy be anao amin'izany ity formation ity.

Mety amin'ny olona rehetra izay maniry ny hampiroborobo ny orin'asany sy ireo izay te hanangana business vaovao na ihany koa ho an'ireo mpanao "vente en ligne rehetra sy izay te hampiroborobo ny asany sns...

Ireto avy no hitanao ao anatin'ity formation ity :
✅Définition du BOOST
✅Création d’un compte et d'une page professionnelle
✅Création d'une carte VISA virtuelle
✅Les règlements publicitaires
✅Lancement d’une campagne publicitaire
✅Ciblage client avancé
✅Réponse automatique
✅Contrôle d’une campagne publicitaire
✅Business BOOST

🎁Misy torohevitra marobe ahafafanao manatsara ny BOOST ataonao.🎁
TSY MAINTSY MAHAY IANAO ary MAHALEO TENA TANTERAKA miaraka sy mianatra ato aminay

👉Formation à domicile : Izahay no manantona anao amin'ny fotoana izay mampalalaka anao.
Frais de formation : 35000 Ar
frais de deplacement :0 ariary raha TANA ville no misy anao
Durée : 3à 4 heures

👉Formation en ligne : vidéos tsara kalitao amin'ny teny Malagasy.
Frais de formation : 10.000 Ar.

Téléphone : +261348600811/0328771781

📚 E-BOOK FIANARANA CANVA & EXCEL – 5000 ARIARY FOTSINY! 🎯✅ Te-hahay hanao design matihanina amin'ny Canva ve ianao?✅ Te-...
17/08/2025

📚 E-BOOK FIANARANA CANVA & EXCEL – 5000 ARIARY FOTSINY! 🎯

✅ Te-hahay hanao design matihanina amin'ny Canva ve ianao?
✅ Te-hahay hampiasa Excel automatique amin'ny kajy sy tabilao ve ianao?

Aza avela ho zava-miafina intsony!
Ity E-Book PDF ity dia hanampy anao hianatra Canva & Excel mora azo, tsikelikely, ary miaraka amin’ny ohatra azo ampiharina avy hatrany.

💡 Tombony:
📌 Fianarana mazava, sary & ohatra
📌 Mety ho an’ny vao manomboka sy efa zatra
📌 Afaka vakiana amin’ny Android, Tablette, PC
📌 Alefa avy hatrany amin’ny Email / WhatsApp / Messenger

💰 Vidiny: 5000 Ar ihany
📞 Contact: 0348600811 / 0326332473

🚀 Mianara, ampiharo, ary ataovy fidiram-bola ny fahaiza-manao vaovao azonao!

---

Mandroso

🌿 FITSABOANA DIABETE NATORALY TSOTRA SY MAHOMBY 🌿Maka ravina manga malefaka 15 isa dia sasao tsara, ampangotrahina anaty...
17/08/2025

🌿 FITSABOANA DIABETE NATORALY TSOTRA SY MAHOMBY 🌿

Maka ravina manga malefaka 15 isa dia sasao tsara, ampangotrahina anaty rano 1 litatra ny hariva.Rehefa mangotraka dia esory, sarony ary avela hilona mandritra ny alina.Vao maraina mifoha, mbola tsy misakafo, misotro iray kaopy ianao.Atao in-2 na in-3 isan-kerinandro.
👉 Rehefa mamerina fitiliana ianao dia hahatsikaritra fa mihena ny tahan’ny siramamy ao amin’ny vatana.

✨ Natural Beauty – Natural Health – Natural Style ✨
Toy ny lamaody ihany ny fahasalamana: tsotra, voajanahary, ary manome endrika vaovao amin’ny fiainana.

📞 Contact: 0348600811 / 0326332473
📍 page: Mi 'Art’Vola

🙏 Mirary soa tompoko ❤️🇲🇬

🔊🎀Mitady kilalao tonga lafatra ho an'ny zanakao ve ianao?🎀✴Fashion show DollTsara kalitao ,misy akanjo maromaro sy kojak...
30/03/2025

🔊🎀Mitady kilalao tonga lafatra ho an'ny zanakao ve ianao?🎀

✴Fashion show Doll

Tsara kalitao ,misy akanjo maromaro sy kojakoja mahafinaritra!

💸Vidiny promo: 20 000 Ariary
🚎Livraison partout à Madagascar

Contact :☎0348600811/0326332473
Page:Tiana Harivola
e mail: [email protected]

Address

Ouest Ambohijanahary
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'Art'Vola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share