Toro Savika

Toro Savika TORO SAVIKA(Kolontsaina Betsileo)

Asandrato ny Kolotsaitsika ho hitan’izao tontolo izao🌍KOLOTSAIGNA RAIKA AGNARAN-DRAY SAMIHAFA
09/05/2026

Asandrato ny Kolotsaitsika ho hitan’izao tontolo izao🌍
KOLOTSAIGNA RAIKA AGNARAN-DRAY SAMIHAFA

05/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ly Lima, JC Andry, Aryh Fetra, Lucas Rakotonirina, Amandine Norotina, Tsilavina Hery Randrianarisoa, Thwøükï BM, Tojo'sAdelinah Portraitiste, Nambinintsoa Andrion, Hélène Marie, Nariot Lëöt, Frôste Belouh, J'ayà Rk, Ben Ahmed Fardy, Tsiferan Safidy, Warren D'ïmady, Fa Neva, Elisa Nambinintsoa

Afero ny aomby sy ny tovolahy,am 8ora maraina Dia manomboka ny savika fa maika hizaha course moto sy tsipekitakila 😜 TSA...
05/05/2026

Afero ny aomby sy ny tovolahy,am 8ora maraina Dia manomboka ny savika fa maika hizaha course moto sy tsipekitakila 😜
TSA misy vidim-pidirana

GRATOSSS........

05/05/2026
KOLOTSAIGNA RAIKA AGNARAN-DRAY SAMIHAFA
03/05/2026

KOLOTSAIGNA RAIKA AGNARAN-DRAY SAMIHAFA

02/05/2026

Tena manao ny hataony li Godompaosa ity ato !

Kilalao madio ,nisaraka tsy naratra toy ny adim-boromahilala ny kaompania sy ny mpikarakara hisaorana ny tompon'omby ,hi...
02/05/2026

Kilalao madio ,nisaraka tsy naratra toy ny adim-boromahilala ny kaompania sy ny mpikarakara hisaorana ny tompon'omby ,hisaorana ireo mpisavika naneho ny fahaizamanao tena mahafinaritra,hisaorana aby Izay rehetra Tonga nanotrona tao antoerana hoy ny AMM ampandrotrarana "kolontsaina raika agnarandray samihafa"

30/04/2026

Slm ho antsika Izay hanao commande akanjo torosavika Dia midira mp am mme Hery Arisoa Elysabeth na i mii mamy misaotra tompoko !

Asandrato ny Kolotsaitsika ho hitan’izao tontolo izao🌍
29/04/2026

Asandrato ny Kolotsaitsika ho hitan’izao tontolo izao🌍

Tsenan'omby sehatra iray ihodinana vola maro  bé : ireo mpiompy mivarotra Amin ireo mpanelanelana na mpanao irakely ,mpa...
29/04/2026

Tsenan'omby sehatra iray ihodinana vola maro bé : ireo mpiompy mivarotra Amin ireo mpanelanelana na mpanao irakely ,mpanao commission hoy ny any antsimo ;ireo indray mivarotra Amin ireo patrons manangona any ambanivolo ,ireo patrons mitondra eny am tsena Ary eo amizay no mihodina n'y kajikajy isan-karazany na hividy ireo mbola hiompy na ireo mpivarokena Ary ireo mpanondrana mihazo tanan-dehibe ...Iza avy Izany ireo mpahazo tombony amity sehatra iray ity ???

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toro Savika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share