REVUE de Presse Madagascar

REVUE de Presse Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from REVUE de Presse Madagascar, Newspaper, Antananarivo.

14/07/2026

๐ŸŸข ANTANANARIVO ATSIMONDRANO, TANJOMBATO : ZAZAVAVIKELY 14 TAONA NIRENIRENY IRERY AMINโ€™NY 9 ORA ALINA, HITANโ€™NY POLISIMPIRENENA ARY NATERINA TANY AN-TRANONY.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™€๏ธ Ny 13 Jolay 2026 tamin'ny 09 ora sy 20 minitra alina, teo amin'ny tohatra miakatra mankany amin'ny Katolika Tanjombato, nandritra ny fisafoana mitety tanร na no nahitan'ny Polisin'ny Vonjy Taitra (UIR) avy ao amin'ny Kaomisaria Foibe Tanjombato zazavavikely 14 taona nirenireny irery, mbola nibaby kitapo.

๐Ÿ“ Rehefa nohadihadiana dia fantatra fa nandao ny tranon'ireo havany tao Maroho Tsimbazaza izy noho ny fifamaliana nisy teo amin'izy ireo, ka lasa nivoaka ny trano ary izao nirenireny izao.

๐Ÿ  Nandray andraikitra ny Polisimpirenena ka voatitra soa aman-tsara tany an-tokantranony any Tsimbazaza ilay zaza.

๐Ÿค Nanentana ny fianakaviana ireo Polisy mba hamaha ny disadisa amin'ny fifampiresahana hatrany hisorohana ny tranga tahaka izao. Miantefa aminโ€™ny rehetra ihany koa anefa izany fanentanana izany satria olana mateti-piseho izany saingy tsy misy tsy voavahanโ€™ny fifampiresahana sy fifampihainoana.

๐Ÿš” Ny Polisimpirenena kosa dia mandray ny andraikiny feno ka aza misalasala miantso raha misy ilร na izany, na manatona ireo Polisy misehatra eny an-kianja.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
โ˜Ž๏ธ IRETO IREO LAHARANA AHAFAHANA MIANTSO NY POLISIMPIRENENA ETO ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ›๏ธ CSP & ARRONDISSEMENTS

๐Ÿ“ CSP 1 (1er Arr.) โ€“ Analakely : 034 05 998 28
๐Ÿ“ CSP 2 (2รจme Arr.) โ€“ Ambohijatovo : 034 05 998 30
๐Ÿ“ CSP 3 (3รจme Arr.) โ€“ Antaninandro : 034 05 998 32
๐Ÿ“ CSP 4 (4รจme Arr.) โ€“ Isotry : 034 05 998 34
๐Ÿ“ CSP 5 (5รจme Arr.) โ€“ Mahamasina : 034 07 517 16
๐Ÿ“ CSP 6 (6รจme Arr.) โ€“ Ambohimanarina : 034 05 517 12
๐Ÿ“ CSP 7 (7รจme Arr.) โ€“ 67 Ha : 034 05 517 13
๐Ÿ“ CSP 8 (8รจme Arr.) โ€“ Analamahitsy : 034 05 517 14
๐Ÿ“ UIR : 034 05 517 22

๐Ÿ“ Commissariat Central (Tsaralalana โ€“ Intervention) : 034 05 531 20
๐Ÿ“ C.C. Tanjombato : 034 05 998 44
๐Ÿ“ C.S.P. Itaosy : 034 05 517 16
๐Ÿ“ C.C. Sabotsy Namehana : 034 05 998 11

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ˜๏ธ PROXIMITร‰
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ“ PPP Antaniavo : 034 64 859 60
๐Ÿ“ PPP Ilanivato : 034 05 517 08

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿš” PPA (POSTES POLICE AVANCร‰S)
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ“ PPA Ampefiloha : 034 07 517 09
๐Ÿ“ PPA Ankorondrano : 034 05 531 28
๐Ÿ“ PPA Loharanombato : 034 05 517 11
๐Ÿ“ PPA Ampanefy : 034 05 703 69
๐Ÿ“ PPA Soavina : 034 07 517 22
๐Ÿ“ PPA Ankaraobato : 034 05 703 68
๐Ÿ“ PPA Mahabo : 034 05 703 67
๐Ÿ“ PPA Ampasika : 034 05 703 66
๐Ÿ“ PPA Ampahibato Alasora : 034 05 703 64

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ›ก๏ธ UNITร‰S & BRIGADES SPร‰CIALES
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿš” UIR โ€“ Tsaralalana : 034 05 517 22
๐Ÿ‘ฎ BFP โ€“ Tsaralalana : 034 05 350 13
๐Ÿšจ SAG โ€“ Anosy : 034 07 517 10
โšก USI โ€“ Antanimora : 034 05 517 21
๐Ÿš“ FIP โ€“ Antanimora : 034 07 517 07
๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง PMPM โ€“ Tsaralalana : 034 05 703 73
๐Ÿš” BAC โ€“ Tsaralalana : 034 05 517 24

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when REVUE de Presse Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category