Gasy Promo & Info

Gasy Promo & Info ( 📖Apokalypsy 12 : 11 )

10/08/2025
🗓️ Sabotsy 09 Aogositra 2025 — Niainga avy any Mahajanga indray ny hafatra, narahina fanokanana diakona sy fanosorana lo...
10/08/2025

🗓️ Sabotsy 09 Aogositra 2025 — Niainga avy any Mahajanga indray ny hafatra, narahina fanokanana diakona sy fanosorana loholona, ary tonga nanatrika izany ireo fikambanan’ny fiangonana zandriny. 🙏✨

07/08/2025

Hatraiza ilay Horohoron-tany Teo
Tana

🔴 LOZA MAHATSIRAVINA RN1 🔴‼️Nitranga ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina androany maraina, teo alohan’ny tetezan’i Tsi...
07/08/2025

🔴 LOZA MAHATSIRAVINA RN1 🔴

‼️Nitranga ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina androany maraina, teo alohan’ny tetezan’i Tsinjoarivon’ Imanga, RN1 🛣️. Manam-boninahitra 3 no tao anaty fiara: 1 maty teo no ho eo 💀, 2 tsy mbola nahatsiaro tena 🚑.

(Sary indrana)
📷 ©️Ibc_Bongolava

😍😍😍
06/08/2025

😍😍😍

Sary 📸 Nindramina
05/08/2025

Sary 📸 Nindramina

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Promo & Info posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share