MADA LIFE

MADA LIFE ( 📖Apokalypsy 12 : 11 )

▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy manisy réaction ❤️

😞 Menatra sady malahelo aho… Nividy hena 10kg tao  izahay, fa tonga tao an-trano 8,6kg sisa 😡! Hoy ilay patron-ko: “C’es...
30/10/2025

😞 Menatra sady malahelo aho… Nividy hena 10kg tao izahay, fa tonga tao an-trano 8,6kg sisa 😡! Hoy ilay patron-ko: “C’est la manière dont le Malgache fonctionne.” 🥲
Tena maharary izany teny izany… Tsy mba misy lalàna ve manasazy ireo mpampiasa balance tsy marina eto Madagasikara? ⚖️🚫

▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy manisy réaction ❤️ afahanao mahita zava-baovao foana tsy tapaka.

‼️🥷 132 no maty any Rio de JaneiroNifanehitra tamin’ny polisy ireo jiolahy mpanao trafikana zava-mahadomelina tany Rio d...
30/10/2025

‼️🥷 132 no maty any Rio de Janeiro
Nifanehitra tamin’ny polisy ireo jiolahy mpanao trafikana zava-mahadomelina tany Rio de Janeiro, , nanomboka ny Talata 28 Oktobra 2025.
📍Araka ny toromarika avy amin’ny governora Claudio Castro, dia natao ny hetsika fanaraha-maso sy hazalambo amin’ireo narcotrafiquants.

😢    Lehilahy iray, 39 taona, hita faty nihantona tao amin’ny tsenan’Anjomà Fianarantsoa io maraina io. 💔Ny vadiny no na...
30/10/2025

😢
Lehilahy iray, 39 taona, hita faty nihantona tao amin’ny tsenan’Anjomà Fianarantsoa io maraina io. 💔
Ny vadiny no nahita azy rehefa hanokatra trano fivarotana. Araka ny voalaza, efa iray volana mahery izy no tsy nody tany an-trano. Nandry tao amin’ilay fivarotana izy omaly alina, saingy vatana mangatsiaka no hita maraina.
👮 Efa eny an-toerana ny mpitandro filaminana sy andrasana ny BMH.

©️ Claude Razafimahandry

📢 AVERENO AMIN’NY RARINY NY OFFRE! ⚖️🔥 Yas – Airtel✨ – Orange 🍊📶
29/10/2025

📢 AVERENO AMIN’NY RARINY NY OFFRE! ⚖️
🔥 Yas – Airtel
✨ – Orange 🍊📶

🚨‼️   eo  , lalana Antalaha–Sambava 😢Olona 2 naratra mafy, tsy mahatsiaro tena amin’izao. 🏍️💥Tsy misokatra ny findain’iz...
29/10/2025

🚨‼️ eo , lalana Antalaha–Sambava 😢

Olona 2 naratra mafy, tsy mahatsiaro tena amin’izao. 🏍️💥
Tsy misokatra ny findain’izy ireo, mety ho mpivady na mpianadahy.

👉 Raha mahalala azy ireo na manana vaovao dia antsoy avy hatrany: 📞 032 02 566 20

©️ Ricardo

▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy manisy réaction ❤️ afahanao mahita zava-baovao foana tsy tapaka.

💥🚗 Loza nahatsiravina teny RN9, fokontany Antseva, kaominin’Ankililoaky (Toliara II). Olona 1 namoy ny ainy, 2 naratra m...
29/10/2025

💥🚗 Loza nahatsiravina teny RN9, fokontany Antseva, kaominin’Ankililoaky (Toliara II). Olona 1 namoy ny ainy, 2 naratra mafy rehefa vaky kodiarana ilay fiara tsy mataho-dalana. 😢🙏
📸 Skispass Atm - Mw Nx

29/10/2025

Mpaminany koa izy fa nanamboatra fonja mialoha hitoerany 😂

🚨‼️ Antso maikaMisy lémuriens tafavoaka eny an-dalana manodidina an’i Katsaoka.Iza no mahalala ny tompon’andraikitra ao ...
28/10/2025

🚨‼️ Antso maika
Misy lémuriens tafavoaka eny an-dalana manodidina an’i Katsaoka.
Iza no mahalala ny tompon’andraikitra ao amin’ny Lemurs Parc azafady? 🙏
Urgent e! 🐒

💥😢 Nahitana lohan’olona tao amin’ny reniranon’Ikopa, akaikin’ny Lehintsy Ambohimanambola io tolakandro io.Tsiahivina fa ...
28/10/2025

💥😢 Nahitana lohan’olona tao amin’ny reniranon’Ikopa, akaikin’ny Lehintsy Ambohimanambola io tolakandro io.

Tsiahivina fa vao tamin’ny sabotsy tolakandro lasa teo no nahitana fem-behivavy tao amin’ny reniranon’Ikopa, tsy lavitra ny Barrage Mandroseza.

Eo am-panaovana fanadihadiana lalina momba ity raharaha mampihorohoro ity ny Brigade Criminelle, ary mbola ho taterina eto ihany ny fivoaran’ny vaovao. 🙏🕵️‍♂️

📸 Skispass Atm - Gasy Kam Mada

▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy manisy réaction ❤️ afahanao mahita zava-baovao foana tsy tapaka.

28/10/2025

Soa ihany fa tafa iny tolona iny fa raha tsy izany be ny hinana IEM sy gagazo teo

🔥‼️ MIREHITRA NY TRANO AO  , distrikan’i   amin’izao tolakandro izao 😱🚒©️Dis-nous Skispass▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy ...
28/10/2025

🔥‼️ MIREHITRA NY TRANO AO , distrikan’i amin’izao tolakandro izao 😱🚒
©️Dis-nous Skispass

▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy manisy réaction ❤️ afahanao mahita zava-baovao foana tsy tapaka.

🚨 Lozam-pifamoivoizana tany Ankazobe 🚗💥Nilaozan’ny frein ilay fiara ka niteraka loza, soa ihany fa tsy nisy maty, fa nis...
28/10/2025

🚨 Lozam-pifamoivoizana tany Ankazobe 🚗💥
Nilaozan’ny frein ilay fiara ka niteraka loza, soa ihany fa tsy nisy maty, fa nisy naratra mafy kosa 😥🙏

🛑 Mitandrema eny an-dalana e!

▲ Aza adino ny mi-suivre 🙌 sy manisy réaction ❤️ afahanao mahita zava-baovao foana tsy tapaka.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MADA LIFE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share