24/05/2025
Drainage lymphatique...inona indray aza izany dia inona ny asany ?
Technique entina mampandeha ny lymphe ao anaty vatana. Izy io ilay “rano” anaty vatana mitondra ny “loto” sy toxines hivoaka amin’ny alalan’ny p**i.
Raha mijanona io lymphe io noho ny stress, manque d’exercice, fihinanan-tsakafo ratsy sns dia mivonto (balloné), malemy, be boutons, mahatsiaro mavesatra foana. (Ohatra, ilay tongotra mivonto isan-kariva, vatana malemilemy sy matavitavy izany nefa ianao kely)
Ahoana ny fanaovana azy ?
• Tanana madio, tarehy madio, menaka kely na sérum
• Miaraka amin’ny fanokafana ny ganglions : tenda, aorian'ny sofina, clavicule, ambany elika
• O***a maivana, mizotra makany amin'ny ganglion foana ny lalana (ohatra, manomboka amin’ny tarehy mankany amin’ny tenda)
• Somary o***a malefaka fa tsy hanaparana ny herinao rehtra akory 😅
Avantages ?
• Manampy amin’ny detoxification naturelle
• Manamaivana oedème sy ballonnement
• Manadio oditra ary manava azy (éclat)
• Manampy amin’ny fiko***an'ny rà sy drainage d’eau en excès
• Anti-stress be
Atao in-3 isan-kerinandro mialohan'ny atory analana izay mavesatra rehetra
Vao manomboka ? Tadiavo amin’ny YouTube/tiktok hoe “drainage lymphatique visage” na “corps” dia mizatra tsikelikely.