28/08/2026
đČđŹ Ho anâny communautĂ© des Traders Malagasy
Tsy hoe Lamborghini, moto na maison no tena atao hoe rĂ©ussite aminâny trading.
Ireo dia mety ho rĂ©sultat fotsiny. Ny tena zavatra tsy hita aminâny sary dia :
đ AnnĂ©es dâapprentissage
đ Stop Loss sy pertes maro
đ§ Psychologie mafy
đ° Risk management
âł Patience sy discipline isanâandro
Betsaka no te hahazo ny rĂ©sultat, fa vitsy no vonona handalo aminâny processus.
Aza miditra trading satria te ho riche rapidement. Midira satria vonona hianatra gĂ©rer lâargent, gĂ©rer le risque ary surtout gĂ©rer ny tenanao.
đ„ Ny objectif tsy hoe hiseho ho riche. Ny objectif dia ny ho lasa financiĂšrement intelligent sy libre.
đČđŹ Traders Malagasy, construisons quelque chose de solide.