09/10/2026
✅Tsy vitan’ny hoe manampy ny mpandeha sy manatanteraka ny andraikiny fotsiny ity receveur ao amin’ny taxi-be 172 VIP ity, fa mbola mivarotra café mafana ihany koa, mandritra ny asany.
☕ 300 AR monja ny kopy iray!
Fomba iray miavaka entiny mitady fivelomana, sady manararaotra ny fotoana iasany hanampiana ny vola miditra.