FenoHasina

FenoHasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FenoHasina, Digital creator, Ambohimanarina, Antananarivo.

⚡💧 NY OLAN’NY JIRO SY RANO NO ISAN’IREO FOTOTRA NANGATAHIN’NY VAHOAKA NY FIALAN’NY FILOHAM-PIRENENA📅 NATSAHATRA TAMIN’NY...
07/11/2025

⚡💧 NY OLAN’NY JIRO SY RANO NO ISAN’IREO FOTOTRA NANGATAHIN’NY VAHOAKA NY FIALAN’NY FILOHAM-PIRENENA

📅 NATSAHATRA TAMIN’NY ASANY ny Ministry ny Angovo tamin’izany ny Zoma 26 Septembre 2025 satria tsy nahavita ny andraikitra nankinina taminy.

💥 NORAVANA ny Gouvernementa ny Alatsinainy 29 Septambra 2025 satria tsy nahavita ihany koa ny asa izay tokony nataony.

😡 FA NAHOANA NY DG AN'NY JIRAMA NO MBOLA EO FOANA ?
💡💦 Nefa tsy nitondra vahaolana ho an’ny resaka délestage sy ny fahatapahan’ny rano.
⛔ Vao maika aza nitombo isan’andro ny olana amin’ny jiro sy rano hatramin’ny nanendrena azy ho DG teo.
💸 Ny karamany mihoam-papana 14.000 $,
🤝 Ny tsikombakomba ataony amin’ireo fournisseurs mpambotry firenena,
😤 Ny didim-pamoretana amin’ny mpiara-miasa,
🗣️ Ny antsonjay efa tsy zakan’ny mpiara-miasa intsony,
⚔️ Ary ny fampisaraham-bazana sy tsy fahaizana mitantana.

👉 VOKANY : Tsy nisy vokatra azo tamin’ny fametrahana azy ho DG, fa vao maika nitombo ny olana 😤

🚨 MIANTSO NY MINISTRY NY ANGOVO :
✍️ Hanatsahatra ny contrat-ny
❌ Hanala azy tsy ho DG ny JIRAMA intsony
🚫 EXPULSION IMMÉDIATE DU TERRITOIRE MALAGASY
💪 MANU MILITARI !

Malagasy iray, " ensemble pour rebâtir la nation "

Ndao eee
23/09/2025

Ndao eee

23/09/2025

Nos jeunes crient d’épuisement, à bout de force. Nous sommes fatigués. Nos familles souffrent, nos forces s’épuisent. Il y a quelques temps, j’ai pu finir mes études de justesse avant que notre établissement soit indignement fermé définitivement. Un établissement qui aurait pu faire briller Madagascar et sa jeunesse, un héritage que j’aurais voulu partager et léguer. Mais non, on dérangeait. Je me suis sentie bafouée, alors je ne peux que ressentir les cris de désespoir de cette jeunesse, de ce peuple.

Nous ne demandons pas la haine, nous demandons nos droits : le droit de vivre dignement, le droit à la paix, à la lumière, le droit à un avenir meilleur!
Nos ancêtres nous ont confié cette terre, et nos enfants méritent d’y trouver un avenir.

Je suis fière de cette jeunesse courageuse, forte.
Prenez soin de vous et n’oubliez pas : La prière console, unit, relève. Même dans la nuit, nous croyons encore au lever du soleil. ✨🙏

23/09/2025

Ai vé eee....
Manonga panjakana Ary hainay
na ampiasaina vola

eny ho aho aza mitsoaka fotsiny eeee

23/09/2025

Tony koa henoy

23/09/2025

Ieee... Raiso

Aty n'y maso eeee
18/09/2025

Aty n'y maso eeee

𝗦𝗮𝗶𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝘀𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗶𝗺𝗯𝗮𝗿𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗟𝗮𝗻𝗶𝗲𝗿𝗮,...........................

Inona no heviny?

Fomba fanehoana sy fangatahana ny amin'ny tsy tokony hanotofana ny tanin'izy ireo,

Izay milaza mazava fa azy ireo ny tany,
an'ny malagasy ny tany ,izy ireo sy ny razam-bean'izy ireo no tompon'ny tany ,

Tafiditra ao anatin'izany fitakiana izany ny tsy hanekan'izy ireo ny hanodikodinana ny tanindrazan'izy ireo,...

𝗠𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗱𝗶𝗮,
Ho eo ''𝑨𝒏𝒊𝒍𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒇𝒐𝒂𝒏𝒂'' izahay





Aty jerena fa avelao any n'y jaovavy sy césar eee
18/09/2025

Aty jerena fa avelao any n'y jaovavy sy césar eee

18/09/2025

Siora

Dia asa aloha...
09/09/2025

Dia asa aloha...

Address

Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FenoHasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share