Rénov'Jiro

Rénov'Jiro Tel : 038 71 117 27

💡 MANADIO JIRO AMIN’NY GAZ!Tsy misy vernis, tsy misy cimoniz✔️ Vokatra maharitra👉 RÉNOV’ JIRO no miandraikitra an’izany!...
07/07/2025

💡 MANADIO JIRO AMIN’NY GAZ!
Tsy misy vernis, tsy misy cimoniz
✔️ Vokatra maharitra
👉 RÉNOV’ JIRO no miandraikitra an’izany!
TEL : 038 71 117 27

21/06/2025

🟣 MANADIO JIRO TSY MAMPIASA VERNIS,
TSY MAMPIASA CIMONIZ,
FA GAZ SPÉCIAL NO AMPiasAINA 💨💡
👉 Jereo ao amin’ny commentaires ny sary 😎
📞 038 711 1727 (WhatsApp)

🟣 MANADIO JIRO TSY MAMPIASA VERNIS,TSY MAMPIASA CIMONIZ,FA GAZ SPÉCIAL NO AMPiasAINA 💡👉 Jereo ao amin’ny commentaires ny...
21/06/2025

🟣 MANADIO JIRO
TSY MAMPIASA VERNIS,
TSY MAMPIASA CIMONIZ,
FA GAZ SPÉCIAL NO AMPiasAINA 💡
👉 Jereo ao amin’ny commentaires ny sary 😎
📞 038 711 1727 (WhatsApp)

🔧 RÉNOV' JIRO – Mamerina ny Hazavana!Mazava toy ny vaovao indray ny jiro fiara sy moto-nao!✅ Fanadiovana amin'ny gaz man...
20/06/2025

🔧 RÉNOV' JIRO – Mamerina ny Hazavana!

Mazava toy ny vaovao indray ny jiro fiara sy moto-nao!
✅ Fanadiovana amin'ny gaz manokana
❌ Tsy mampiasa cimoniz
❌ Tsy mampiasa vernis
➡️ Vokatra maharitra, endrika madio
📍 Bypass - Alasora
📞 Tel : 038 711 1727 (WhatsApp)
📩 Aza misalasala, mandefasa hafatra dia hojerentsika miaraka!

🔧 RÉNOV’ JIRO – Mamerina ny JIRO ho toy ny vaovao!Aleo ho mazava toy ny vaovao ny phares-nao!➡️ Tsy cimoniz➡️ Tsy vernis...
19/06/2025

🔧 RÉNOV’ JIRO – Mamerina ny JIRO ho toy ny vaovao!
Aleo ho mazava toy ny vaovao ny phares-nao!
➡️ Tsy cimoniz
➡️ Tsy vernis
✅ Gaz manokana – Vokatra maharitra
📍 Bypass - Alasora
📩 Mifandraisa aminay anio!
📞 038 71 11 727 (WhatsApp)

🔁 TALOHA vs ANKEHITRINYSary miteny ho azy! 😎Ny jironao ve mbola manjavona be? Alefaso aty dia mamirapiratra indray ao an...
13/06/2025

🔁 TALOHA vs ANKEHITRINY

Sary miteny ho azy! 😎
Ny jironao ve mbola manjavona be? Alefaso aty dia mamirapiratra indray ao anatin’ny ora vitsy!
📌 RÉNOV’ JIRO – By Pass Alasora
📲 WhatsApp: 038 71 11 727

🔧 MANADIO JIRO!👉 Ity ilay jiro taloha — vasoka, manjavona, tsy manintona. ➡️ Fa izao kosa no endriny rehefa avy nandalo ...
11/06/2025

🔧 MANADIO JIRO!
👉 Ity ilay jiro taloha — vasoka, manjavona, tsy manintona. ➡️ Fa izao kosa no endriny rehefa avy nandalo RÉNOV’ JIRO 💥: madio, mazava, mamerina endrika vaovao ho an’ilay fiara!
📍 By Pass – Alasora
📞 +261 38 71 11 727 (WhatsApp)

🔁 Zarao amin’ny namana mety mila an’ity asa tsara ity e!

🔹 NA MOTO NA FIARA, REHEFA VASOKA NY JIRO... RÉNOV’ JIRO NO VAHAOLANA !👉 Teknika manara-penitra amin’ny gaz manokana, ts...
09/06/2025

🔹 NA MOTO NA FIARA, REHEFA VASOKA NY JIRO... RÉNOV’ JIRO NO VAHAOLANA !
👉 Teknika manara-penitra amin’ny gaz manokana, tsy polissage, tsy vernis
✅ Mangirana
✅ Maharitra (garantie 2 ans)
📍 By Pass – Alasora
📞 038 71 117 27 (📱 WhatsApp)

06/06/2025

🔧 Tsy mila manolo jiro akory… fa mila mankany @ Rénov'Jiro!
✨ Jiro vasoka? Rénov'Jiro no vahaolana mamirapiratra!

🔦tsy  mazava intsony ve ny jiron'ny fiaranao?Mikobona, vasoka, miendakendaka tsy mahazaka masoandro? 😩🎉   no vahaolana! ...
03/06/2025

🔦tsy mazava intsony ve ny jiron'ny fiaranao?
Mikobona, vasoka, miendakendaka tsy mahazaka masoandro? 😩
🎉 no vahaolana! Diovina amin'ny gaz manokana – tsy mila vernis!
🌟 Tombony lehibe :
✔️ Mazava sy maharitra (tsy vasoka ao anatin'ny fotoana fohy)
✔️ Tsy mila vernis (tsy miendaka amin'ny hafanana!)
✔️ Fiarovana UV sy hafanana : ho an'ny jiro miaro sy mamiratra!
📍 Toerana: By Pass - Alasora
📞 Antsoy izao: 038 71 11 727

Address

By Pass - Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rénov'Jiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share