capitonneur tso

capitonneur tso ✨ Fanavaozana seza | salon |
✂️ Asa vita tsara, haingana & matihanina
📞 034 950 1860 | afaka mdeplace any amnao zay manao ny asa

12/05/2025
Capitonage avant apres
12/05/2025

Capitonage avant apres

CAPITONEUR TSO⚒️Isaorana bdb ny rehetra efa nametraka fitokisana taminay 🙏🙏Izahay dia :mbola tsy mitrahatra ny manome fa...
01/04/2025

CAPITONEUR TSO⚒️
Isaorana bdb ny rehetra efa nametraka fitokisana taminay 🙏🙏

Izahay dia :mbola tsy mitrahatra ny manome fahafahampo ho anao atran 🥰
Manao capitonage :salon efa simba iverina vaovao ⏳
na mbltsy simba ilay seza anao fa tinao ovaina ny fonony ⚒️

NB:afaka mdeplace any amnao izahay manao ilay asa 🚚

Ara potoana trany ny asa ataonay 📜

Misy contrat tratasy 🧾ifanarahana refa anao ilay asa any amnao izahay mba isiany fifampitokisana ho any roa tonta✍️

Efa reo amny sary ireo ny santionany asa vitanay 😍

Koa manasa anao izahay iditra afatra miafina 📩
Na antsoy ny :0349501860 ☎️

Address

Rond Point Ankazomanga
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when capitonneur tso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share