Nomia ℕ𝕠𝕞𝕚𝕒.𝔌𝕟𝕖𝕣𝕘𝕚𝕢𝕊𝕖
✅ 𝐄́𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 |𝐅𝐚𝐫𝐊𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧
✅ 𝐁𝐚𝐚𝐬𝐭 𝐏𝐚𝐠𝐞 |𝐕𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐞𝐧 𝐥𝐢𝐠𝐧𝐞
✅ 𝐂𝐫𝐞́𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐋𝐚𝐠𝐚𝐬 |𝐂𝐚𝐚𝐜𝐡𝐢𝐧𝐠
✅ 𝐌𝐚𝐫𝐀𝐞𝐭𝐢𝐧𝐠
🀝 𝐌𝐢𝐯𝐚𝐚𝐫𝐚 , 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚, 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐚𝐚 𝐡𝐞𝐫𝐲!
(4)

20/08/2025

Mise à jour

🎯  𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐋𝐀 𝐄𝐍𝐀𝐎 , 𝐃𝐈𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀̀𝐍𝐀 𝐇𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀!  💡➡ 𝐍𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚. 𝐅𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐥𝐚𝐡...
05/08/2025

🎯 𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐋𝐀 𝐄𝐍𝐀𝐎 , 𝐃𝐈𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀̀𝐍𝐀 𝐇𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀! 💡
➡ 𝐍𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚. 𝐅𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚.

📝 𝐀𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐚̀𝐫𝐲 𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲?

🔹 1⃣. Crowdfunding 💰

⏩ Lazao amin’ny olona ny hevitrao, angataho fanohanana.

👉 𝐌𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚̀ 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐜𝐞𝐛𝐚𝐚𝐀, 𝐖𝐡𝐚𝐭𝐬𝐀𝐩𝐩, 𝐧𝐚 𝐓𝐢𝐀𝐓𝐚𝐀 hilazana amin’ny namana na havana hoe:
Manomboka bizina aho, afaka manampy ve amin’ny fanampiana kely na fizaràna?

🎯 Rehefa tena hitan’izy ireo fa vonona ianao, dia hiseho koa ny fanohanana.

📍𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚: i Domoina, tanora avy any Fianarantsoa, dia nanangana bizina zaitra tamin’ny fitaovana avy amin’ny zanak’anabaviny. Nampiasa Facebook izy hanazavany ny vinanany, ary nahazo vola fanombohana avy amin’ny olona 5 fotsiny.

🔹 2⃣. 𝐓𝐚𝐧𝐭𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚, vao avadika ho vola 🛠
⏩ Ataovy fotsiny ilay asa, dia afindra ho vola avy eo.

👉 Ohatra: Raha mahay manao trano kely ianao, manolora hanamboatra zaridaina ho an’olona iray, dia lazao fa afaka mandoa izy rehefa vita na amin’ny ampahany.

🎯 Ny fahatokisana sy ny asa vita no mahasarika ny vola.

🔹 3⃣. "𝐌𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐲 ⚜" – Manolora fa aza miandry vola avy hatrany
⏩ Mampanàna traikefa sy vokatra azo aseho, amin'ny alalan'ny fanampiana mialoha.

👉 Ataovy fanombohana: manasa volo, manamboatra vy, manome coaching, sns
 amin’ny fomba manampy aloha. Rehefa nahavita tsara, dia izy ireo ihany no hitondra anao ho an’ny hafa sy hanao “valin-tsoa”.

📍Ohatra: i Toky, tanora any Antsirabe, dia nanamboatra fanaka metaly maimaimpoana ho an’ny mpivady iray. Nahazo baiko 4 avy hatrany izy taty aoriana.

✹ 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :

🔞 Ataovy video 1 mn manazava ny hevitrao → Zarao amin’ny olona 10 ao amin’ny Facebook

🔞 Miezaha hahazo vavolombelona iray faly amin’ny zavatra vitanao

🔞 Fenoy amin’ny ENERGIE tsara sy FINOANA ny fombanao

🔞 Aza matahotra mangataka, fa rehefa mangataka amin’ny fomba matotra, dia manaja ny fahavononanao ny olona

_________________________________________

👉 Tsy voatery manomboka amin'ny vola. Fa tsy azo atao ny tsy hanomboka.

🔑 Ny fahatokisana no vola voalohany.

⚙ Avy eo ny fomba fanao, no hanome vokatra azo amidy.

📢 𝐓𝐬𝐲 𝐊𝐢𝐥𝐚 𝐊𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐟𝐞𝐧𝐚, 𝐟𝐚 𝐊𝐢𝐥𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐚.

✅

🌟 ♊ 𝐁𝐔𝐒𝐈𝐍𝐄𝐒𝐒 𝐌𝐎𝐃𝐄𝐋 𝐂𝐀𝐍𝐕𝐀𝐒: 𝐌𝐀𝐌𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘  𝐃𝐈𝐌𝐄𝐍𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀 09🎯📝 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚, dia...
04/08/2025

🌟 ♊ 𝐁𝐔𝐒𝐈𝐍𝐄𝐒𝐒 𝐌𝐎𝐃𝐄𝐋 𝐂𝐀𝐍𝐕𝐀𝐒: 𝐌𝐀𝐌𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐌𝐄𝐍𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀 09🎯

📝 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚, dia ilaina ny manangana sarintany mazava momba izany. Izany no antsoina hoe Business Model Canvas — fitaovana iray tsotra nefa mahery vaika hanombohana amin'ny fomba matihanina, na dia amin’ny vola kely aza 💡💌

⚜ 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐞 𝐡𝐚 𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐯𝐚𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚, 𝐝𝐢𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐭𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐊𝐞𝐭𝐲 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚.

📌 𝐁𝐮𝐬𝐢𝐧𝐞𝐬𝐬 𝐌𝐚𝐝𝐞𝐥 𝐂𝐚𝐧𝐯𝐚𝐬 = 𝐒𝐚𝐫𝐢𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚. 𝐈𝐳𝐲 𝐢𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐊𝐢𝐬𝐲 𝐝𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝟗 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐧𝐣𝐚:

1⃣. 👥 Mpanjifa (cibles)

2⃣. 🎁 Vokatra na servisy atolotra

3⃣. 💬 Fifandraisana amin’ny mpanjifa

4⃣. 🚚 Fizarana vokatra

5⃣. 💞 Fidiram-bola

6⃣. 🛠 Lohahevitra lehibe hanaovana ny vokatra

7⃣. 🀝 Fiara-miasa stratejika

8⃣. 📊 Fampiasam-bola lehibe indrindra

9⃣. 💰 Vidim-pamokarana sy fandaniana

📌 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚:

➡ Ravaka vita amin’ny tanana no hevitrao.

🎯 Mpanjifa: Vehivavy tiana manome fanomezana.

🎁 Vokatra: Kavina vita amin’ny akora natoraly.

📊 Fizarana: Facebook, Instagram, tsena kely isaky ny faran’ny herinandro.

💞 Fidiram-bola: Baiko manokana sy famandrihana.

➡ Rehefa ao anaty Canvas izany dia tonga amin’ny endrika toy ny miasa ilay hevitrao.

✹ 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲:

✅ Raiso penina sy taratasy.

✅ Ataovy tabilao misy fizarana 9 (araka ny voalaza etsy ambony).

✅ Fenoy tsikelikely araka ny zavatra efa ao an-tsainao.

✅ Aza miandry ho tonga lafatra — manomboka amin’izay anananao! 💪

__________________________________________

💥 Ataovy hitranga ilay hevitrao. Ny tsara eritreretina, azo atomboka izao!

🔖




🎯  𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚𝐚  𝐯𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚! 💡SWOT Analyse no zava-dehibe tokony hifotoranao!📝 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐒𝐖𝐎𝐓 𝐀𝐧𝐚...
03/08/2025

🎯 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚𝐚  𝐯𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚! 💡
SWOT Analyse no zava-dehibe tokony hifotoranao!

📝 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐒𝐖𝐎𝐓 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐲𝐬𝐞?

👉 SWOT dia fomba fanombanana mahomby hahafantarana ny:

Hery (Strengths): Inona no ataonao tsara sy maha samy hafa anao?

Fahalemena (Weaknesses): Inona no mila hatsaraina?

Toerana (Opportunités): Inona ny vintana sy fanokafana eny an-tsena?

Loza (Threats): Inona no mety hanimba ny fandrosoana?

🔍 Izy io no manampy anao hanadio sy hampiharihary hoe: Aiza no tena tokony hifantohana sy inona no fomba manomboka amin'ny saina mazava!

🛠 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚:

📌 Ravaka sy asa-tanana vita amin’ny vy no hevitrao.

✅ Hery (S): Manam-pahaizana amin’ny famolavolana vy sy mahay manamboatra sary sy endrika miavaka.

❌ Fahalemena (W): Tsy mbola manana fivarotana sy tsy mahafehy ny "marketing".

🌟 Toerana (O): Misy fety sy tsena isam-bolana, afaka manomboka amin’ny famarotana eny.

⚠ Loza (T): Maro ny mpifaninana efa manana mpanjifa matotra.

💡 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :

1⃣. ✍ Soraty amin’ny taratasy fotsy ny SWOT anao manokana. Aza miteny fotsiny hoe “mety io” fa adika amin'ny tena fiainana.

2⃣. 🎯 Mifantoha amin’ny HERY sy TOERANA amin’ny fanombohana. Atombohy amin'ny zavatra hainao sy ny vintana eo akaiky eo.

3⃣. 📞 Asehoy amin’ny sary: Mamoròna pejy Facebook, zarao amin'ny fomba mahafinaritra ireo vokatra, na dia vitsivitsy aza.

4⃣. 🀝 Miara-miasa amin'ny olona iray mahafehy sehatra iray hafa (ex: marketing, design, fandoavana en ligne).

__________________________________________

📌 Template SWOT PDF (azo atao amin’ny taratasy na bloc-notes):

🔍 SWOT Analysis anao manokana

HERY (Strengths)
- ______________________
- ______________________
FAHALEMENA (Weaknesses)
- ______________________
- ______________________
TOERANA (Opportunités)
- ______________________
- ______________________
LOZA (Menaces)
- ______________________
- ______________________

➡ 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚, 𝐝𝐢𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐬𝐢𝐀𝐚!

➡ 𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚-𝐊𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚 𝐊𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐚̀𝐥𝐚𝐧-𝐀𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚!

✅

📝 𝐓𝐬𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐛𝐞 𝐥𝐚𝐚𝐭𝐫𝐚. Mila manomboka amin’ny 1 na 2 fotsiny, fa azo tanterahana, mifanaraka amin’ny:zavatra...
02/08/2025

📝 𝐓𝐬𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐛𝐞 𝐥𝐚𝐚𝐭𝐫𝐚. Mila manomboka amin’ny 1 na 2 fotsiny, fa azo tanterahana, mifanaraka amin’ny:

zavatra hainao 💪

zavatra tianao ❀

zavatra ilain’ny olona 💞

➡ 𝐈𝐫𝐞𝐚 𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐡𝐚𝐞 "𝐓𝐞𝐥𝐚𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐕𝐚𝐥𝐚𝐊𝐞𝐧𝐚" 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚.

📌 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 :

💌 Rasoa dia mpanety volo amin’ny tokontany. Naka sary, nizara "avant-aprÚs" tao Facebook. Tafapetraka business kely, manomboka amin’ny 5 000 Ar isaky ny service.

➡ Nanomboka tamin'ny talentany, tsy niandry toerana na fitaovana be.

🍞 Rado tiany m**omamy. Nianatra tao YouTube. Nanamboatra m**o kely sy gâteau am-bifotsy, nividy akora 15 000 Ar, nivarotra 60 000 Ar.

➡ Nanomboka tamin'ny fahaiza-manao sy ny zava-misy an-tanana.

🧭 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :

1⃣. 🧠 Soraty 20–50 hevitra araka ny zavatra tianao sy ataonao.

2⃣. ✅ Fantaro ny 3 manan-danja amin’izany:

mora hanombohana

misy olona mila

tsy lafo fitomboana

3⃣. 🔍 Miresaha amin’ny 5 olona amin'ny manodidina: Inona no ilain’izy ireo? Inona no hitany mahasoa amin'ny hevitrao?

4⃣. 🎯 Safidio ny 1 na 2 tena azo tanterahana. Ataovy tetsy an-tanana avy hatrany, na kely aza.

5⃣. 📲 Ataovy ao Facebook na WhatsApp ny test: “Manomana m**o kely ho an’ny maraina aho 🍞, iza no liana amin’ny pack 3 isa = 5 000 Ar?”

_________________________________________

🔞 Tsy ilaina ny manomboka amin’ny tonga lafatra. Atombohy amin’ny misy, dia fenoy amin’ny fitiavana sy fiezahana.

🔞 Ataovy tsotra, ataovy azo antoka, ataovy ankehitriny!

✅
✅
✅ ’nyMora
✅ ’nyTanana
✅

🔵  𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚𝐡𝐢𝐝𝐲 🀔🔑 — manokatra hevitra vaovao, manaitra saina, ary manetsika olona hifandray am...
01/08/2025

🔵 𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚𝐡𝐢𝐝𝐲 🀔🔑 — manokatra hevitra vaovao, manaitra saina, ary manetsika olona hifandray aminao. Raha te hanomboka orinasa ianao, dia ny fanontaniana tsara no fiandohana tsara.

🌱 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐢𝐩𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚:

Raha mitady hevitra fanombohana business ianao dia afaka manontany toy izao ao amin’ny pejy na groupe:

Inona no zavatra kely 5.000 Ar no nanampy anao nahazo vola voalohany? 💡

Raha omena fivarotana kely anio ianao, inona no zavatra amidinao voalohany? 🛒

➡ Io no miteraka fanehoan-kevitra, hevitra vaovao, ary matetika mivoaka ao ny valin-teny mitondra business idea!

🛠 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :

✅ Mametraha fanontaniana manintona indray mandeha isan-kerinandro amin’ny pejy na vondrona misy anao

✅ Ataovy mifandray amin’ny olana sy zava-misy ankehitriny (tsy fidiram-bola, tsy fahampian’ny asa, sns.)

✅ Soraty amin’ny fomba tsotra sy mora am-pamalian’ny olona

✅ Valio ny olona mamaly—sady mampahery no mampitombo fifampitokisana

________________________________________

🗣 Ny fanontaniana no tohatra iakarana amin’ny fahombiazana.

🔥 Olona mahomby = olona manontany matetika.

🎯 𝙁𝘌𝙈𝘌𝙆𝘌𝙁𝘌𝙆𝘌 𝙉𝙔 𝘜𝙀𝙎𝙊𝙄𝙉 𝙉𝙔 𝙏𝙎𝙀𝙉𝘌:🔍 Misy filàna maro mitranga andavanandro, saingy tsy ampy ny mpamaly izany. Io no 𝐯𝐚𝐯𝐚𝐡𝐚...
01/08/2025

🎯 𝙁𝘌𝙈𝘌𝙆𝘌𝙁𝘌𝙆𝘌 𝙉𝙔 𝘜𝙀𝙎𝙊𝙄𝙉 𝙉𝙔 𝙏𝙎𝙀𝙉𝘌:
🔍 Misy filàna maro mitranga andavanandro, saingy tsy ampy ny mpamaly izany. Io no 𝐯𝐚𝐯𝐚𝐡𝐚𝐝𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚!

📝 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐡𝐚𝐞 𝐟𝐚𝐊𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞𝐬𝐚𝐢𝐧?

👉 Dia fiezahana mahita hoe inona marina no ilain’ny olona, tsy hoe tianao fotsiny. Mila mihaino, manontany, mijery akaiky.

📌 Ohatra amin’ny fiainana andavanandro
Raha mahita olona maro mividy m**o isan'andro fa lavitra ny fivarotana, dia mety hilaina amin’izy ireo ny m**o amidy akaiky an-trano.
➡ Efa “besoin” izany. Asaivo manamarina amin’izy ireo hoe “Raha misy mivarotra m**o ato akaiky ato amin'ny 6 ora maraina, hividy ve ianao?”

📌 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :

✅ Mandehana eny amin'ny toerana be olona (fiantsonan'ny taxi, tsena, sekoly)

✅ Mandiniha: Inona no asan’ny olona? Inona no fahasahiranana iainan’izy ireo?

✅ Miezaha miteny amin'ny olona 5-10 isaky ny toerana:

Manana eritreritra hanomboka [servisy/vokatra] aho. Mba mila an’io ve ianareo?

✹ 𝐓𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐊𝐚𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚, 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚, 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐝𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐧𝐣𝐚𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚..𝐬𝐧𝐬...

✹ 𝐓𝐚𝐫𝐚-𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 :

💡 Tsy mila vola be vao manomboka, mila maso mahita sy sofin’ny mpihaino fotsiny aloha.

💬 Arakaraky ny hahalalanao ny tena ilain’ny olona no hahazonao tombony sy mpanjifa maharitra.

__________________________________________

✅ Ny hevitry ny olona = harena

✅ Ny filàn’izy ireo = loharano hananganana business

✅ Ianao = vahaolana! 🎯

📣 💌
🚀
👣
🌱
🔑

🔵 ♊𝐀𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐚 𝐯𝐚𝐧𝐢𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐚, ny video kely fohy no mpandresy amin’ny sehatry ny fandraharahana. 𝐍𝐲 𝐑𝐞𝐞𝐥 𝟏𝟎𝐬 mahafinar...
31/07/2025

🔵 ♊𝐀𝐊𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐚 𝐯𝐚𝐧𝐢𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐚, ny video kely fohy no mpandresy amin’ny sehatry ny fandraharahana. 𝐍𝐲 𝐑𝐞𝐞𝐥 𝟏𝟎𝐬 mahafinaritra iray dia afaka:

Mampisongadina vokatra

Mitarika mpanjifa

Mampitombo fidiram-bola

na dia orinasa vao manomboka aza ianao.

💡 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚:

➡ Mpanjaitra iray kely any an-tsena no naka horonan-tsary 10s mampiseho ny kitapo madinika vitany miaraka amin’ny feo hoe:
🗣 "Avy amin'ny tanako ho an'ny fanananao. Antsoy aho izao!"
➡ Nafarany tamin’ny Facebook, 2 andro taty aoriana: nahazo baiko 7!

🛠 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚

1⃣. Maka sary na horonan-tsary 10s amin’ny vokatrao na asa ataonao (afaka atao amin'ny finday fotsiny)

2⃣. Ampidiro feon-kery (ex: Te hiavaka? Izaho no valiny!)

3⃣. Asio sary sy lahatsoratra manintona (ohatra: Tongava haka, kely sisa ny tahiry!)

4⃣. Apetraka CTA mazava: Antsoy izao 📞 | Mandehana amin’ny WhatsApp 📲

5⃣. Zarao amin’ny pejy sy groupe Facebook 🎯

_________________________________________

🌟 𝐀𝐊𝐩𝐢𝐭𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐚𝐲 — 𝐊𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐚 𝟐𝟒𝐡/𝟐𝟒. 🎥⚡

✹

🔵 𝙏𝙚 𝙝𝙖𝙣𝙀𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖   𝙢𝙖𝙩𝙞𝙝𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖?💌 𝐍𝐚𝐊𝐢𝐚 𝐄́𝐧𝐞𝐫𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐊𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐩𝐮𝐜𝐞 𝐂𝐚𝐬𝐡 𝐏𝐚𝐢𝐧𝐭-𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐧...
30/07/2025

🔵 𝙏𝙚 𝙝𝙖𝙣𝙀𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙩𝙞𝙝𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖?
💌 𝐍𝐚𝐊𝐢𝐚 𝐄́𝐧𝐞𝐫𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐊𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐩𝐮𝐜𝐞 𝐂𝐚𝐬𝐡 𝐏𝐚𝐢𝐧𝐭-𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐊𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐚.

📣 Na efa manana ianao, na mbola vao mieritreritra, dia 𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 hanampy anao hanomboka — ara-dalàna, azo antoka, ary misy fitarihana!

✅ 𝐈𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲?

🔹 Fanokafana Puce Cash Point (MVola | Orange Money | Airtel Money).

🔹 Fampiofanana feno sy mazava: fiarovana, fitantanana, fitombon'ny vola.

🔹 𝐏𝐃𝐅 𝐆𝐮𝐢𝐝𝐞 𝐆𝐫𝐚𝐭𝐮𝐢𝐭 (ho an'izay liana fotsiny aza!).

🔹 𝐒𝐮𝐢𝐯𝐢 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 + Technique Pro anti-arnaque.

♊ Ny 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 ampy hanombohana!

✅ CIN
✅ Justificatif de résidence
✅ 𝐏𝐚𝐭𝐞𝐧𝐭𝐞 (na épicerie, gargote, multiservice sns.)

🔹 Fanokafana azo atao 𝐯𝐚𝐝𝐢𝐧'𝐀𝐬𝐚 anaty épicerie, photocopie, gargote , multiservice sns...

______________________________________

👉 Afaka 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 any amin'ny toerana misy anao izahay.

👉 𝐀𝐳𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐀𝐚𝐚 manokatra puce Cash point fanampiny raha efa manana.

______________________________________

🎓 Raha mitady asa azo antomboka haingana sy madio ianao.

👉 aza miandry lava!
➡ Izao no fotoana hanombohana matotra

📞 Mila fanazavana fanampiny?

📱 +261343351868 / +261376763811
📬 Alefaso fotsiny ny hafatrao eto amin’ny pejy [Nomia_Énergique]

📲 Na antsoy mivantana hanombohana haingana.

📌 — Hanampy anao hitombo ara-dalàna sy matihanina.







🔵  𝐅𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐂𝐚𝐩𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐫𝐢𝐀𝐚✅ 𝐍𝐲 𝐜𝐚𝐩𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐫𝐢𝐀𝐚 dia toy ny varavarana midanadana ho an’ny vokatrao na servisy asehon...
30/07/2025

🔵 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐂𝐚𝐩𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐫𝐢𝐀𝐚
✅ 𝐍𝐲 𝐜𝐚𝐩𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐊𝐢𝐬𝐚𝐫𝐢𝐀𝐚 dia toy ny varavarana midanadana ho an’ny vokatrao na servisy asehonao. Raha tsy misarika ny mason’ny olona ilay andalana voalohany (hook), dia mandalo fotsiny izy. Tsy mividy. Tsy mifandray. Tapitra eo.

🔍 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚:

💡 Raha manomboka 𝐟𝐢𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 m**o amin'ny trano iray ianao:

❌ “Misy m**o amidy ato an-trano.” → 𝐌𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐚𝐭𝐫𝐚, tsy misy misarika.

✅ “Aza manana m**o maina intsony 🍞! Tongava haka m**o mafana avy eny an-dakozia — misy fofony tsisy tohiny!” → Mahafapo ny saina, 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐟𝐲 sy fahatsapana, tapaka ny scroll.

🧭 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 :


1⃣. Atombohy amin’ny fanontaniana manaitra:

Fantatrao ve fa misy zavatra kely iray afaka manova ny fiainanao ara-bola androany?

2⃣. Asongadino ny vahaolana, tsy ny olana:

Mila vola fanombohana kely fotsiny ianao hanokafana bizina matotra.

3⃣. Ampiasao teny mivantana sy fohy:

Mitsangàna. Manaova. Mivarotra.

_______________________________________

🌀 Hook = Fandresena voalohany amin’ny sain’ny olona.

🔥 Lazao amin’ny fomba vaovao izay efa fantatra hatrizay.

🧠

➡ 𝐓𝐀𝐃𝐈𝐃𝐈𝐎:

𝐍𝐲 𝐜𝐚𝐩𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐭𝐬𝐲 𝐊𝐢𝐥𝐚 𝐥𝐚𝐯𝐚, 𝐟𝐚 𝐊𝐢𝐥𝐚 𝐊𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐯𝐚𝐢𝐀𝐚. 𝐓𝐚𝐀𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐣𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐡𝐚𝐊𝐚𝐀𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚.

🌟 🎯 𝐀𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐝𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚?🔎 𝐓𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐚𝐭𝐞𝐫𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐥𝐚 𝐛𝐞 𝐯𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐀𝐚, f...
29/07/2025

🌟 🎯 𝐀𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐝𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚?

🔎 𝐓𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐚𝐭𝐞𝐫𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐥𝐚 𝐛𝐞 𝐯𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐀𝐚
, fa mila hevitra iray marina, mifanaraka amin’ny tena sy ny filàn’ny hafa.

📝 Ny hevitra fototra dia avy amin’ny olana hita eny amin’ny manodidina. Raha misy zavatra mahasorena ny olona, na sarotra aminy, dia misy vahaolana azonao atomboka eo.

➡ 𝐀𝐳𝐚 𝐊𝐢𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚 𝐊𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚 :

Mamaha olana 🎯

Mora tanterahina 💡

Mety amin’ny zava-misy misy anao ankehitriny 📍

________________________________________

🧺 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚:

Rava matetika ny kiraron’ny olona eny amin’ny tanàna => afaka manomboka 𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐊𝐛𝐚𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐢𝐫𝐚𝐫𝐚.

Misy ankizy tsy mahazo fanampiana mianatra => afaka manomboka cours du soir na 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐧 𝐥𝐢𝐠𝐧𝐞.

Betsaka loatra ny sakafo tsy voavidy amin’ny tsena hariva => afaka manangona sy mivarotra amin’ny formule “𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚 𝐊𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚”.

_______________________________________

💡 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚:

1⃣. Ataovy lisitra amin’ny zavatra mahakasika anao: fahaiza-manao, zavatra tianao, sy olana hita eny amin’ny manodidina.

2⃣. Mangataha fanontaniana amin'ny namana sy fianakaviana: “Inona no zavatra sarotra ataonareo isan’andro?”

3⃣. Mitadiava hevitra 3 azonao atomboka amin’ny vola latsaky ny 50 000Ar.

4⃣. Soraty amin’ny taratasy iray ny: "Inona no olana azoko vahana ankehitriny?"

_________________________________________

💬 𝐍𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐭𝐚 𝐟𝐞𝐡𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐊𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚!

✹ 💡
🚀
📈
💬
🧠

🔵 Ny 𝐜𝐚𝐊𝐊𝐮𝐧𝐢𝐭𝐲 dia vondrona ahitana olona mitovy tanjona, fahitana, na olana iainana. Raha te-hanomboka orinasa, na inon...
29/07/2025

🔵 Ny 𝐜𝐚𝐊𝐊𝐮𝐧𝐢𝐭𝐲 dia vondrona ahitana olona mitovy tanjona, fahitana, na olana iainana. Raha te-hanomboka orinasa, na inona na inona habeny, 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐝𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐢𝐚,manohana, ary manome hery. Tsy hoe fianakaviana amin’ny rà foana, fa ireo olona mifandray amin’ny finoana, faniriana, na fomba fihevitra — izany no "fianakaviana ara-tsaina".

_________________________________________

🎯 𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐢𝐩𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚:

🧕🏟 𝐅𝐚𝐫𝐚, 𝐭𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 manan-draharaha kely amin'ny asa tanana, no nanomboka niresaka momba ny vokatra ataony tao amin'ny pejy Facebook-ny. Tsy nividy ny olona avy hatrany, fa naneho fahalianana, nizarazara, ary naneho fanohanana. Avy eo, nirohotra ireo mpanara-dia nanjary mpanjifa, ary nisy aza lasa mpiara-miasa aminy.

👉 𝗥𝗮𝗵𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗎𝗮𝗻𝗮 𝗰𝗌𝗺𝗺𝘂𝗻𝗶𝘁𝘆 𝗶𝘇𝘆, 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗌 𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗞𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗌𝗺𝗯𝗌𝗵𝗮𝗻𝘆.

_________________________________________

💡 𝐓𝐚𝐫𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲:

1⃣. Ataovy 𝐩𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝟏 𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 manasa olona hanaraka sy hifandray aminao amin’ny tanjona ara-barotrao.

📌 Ohatra: "Te-hanangana orinasa madinika ve ianao? Avia hiaraka aminay hanome aingam-panahy sy torohevitra 🎯💡!"

2⃣. Mametraha 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 amin'ny endrika "izaho koa" na "ianareo ahoana?"

📌 Ohatra: "Izaho nanomboka tamin’ny aotra... Ianareo, inona no manakana anareo hanomboka?"

3⃣. Mametraha 𝐭𝐚𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐬𝐚𝐀𝐚 (ohatra: vondrona WhatsApp/Facebook), entina hamondronana olona manana finiavana mitovy.

________________________________________

📣 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 = 𝐌𝐚𝐊𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚.

Raha tonga lafatra amin’ny ezaka irery ianao, lafatra amin’ny fanatanterahana miaraka amin’ny hafa. 🧠💥

📌
📌
📌
📌
📌 💬🀝🔥🚀

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nomia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share