Revy hafa mihitsy

Revy hafa mihitsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Revy hafa mihitsy, Antananarivo.

mis in tara we😊😊😊misy mitsi2 e🤣🤣🤣😊
24/10/2025

mis in tara we😊😊😊
misy mitsi2 e🤣🤣🤣😊

za reef manao pub varotra en lige:Ty Mse sy Mdame le fatina pataloha sy robe na akanjo maha saropiaro fa manintona ny ma...
22/10/2025

za reef manao pub varotra en lige:

Ty Mse sy Mdame le fatina pataloha sy robe na akanjo maha saropiaro fa manintona ny mason'ny mpijery a🤣🤣🤣
Roboka daholo ry lelikamaty hividy amzay fa mba te hanana raik'pitia hono🙄🙄🤣🤣🤣

trotra be ty teniko ty sad mazav an🤣🤣🤣
22/10/2025

trotra be ty teniko ty sad mazav an🤣🤣🤣

22/10/2025

enao ko ve mba toa ah makafy ny gadona milamindamina sy sakotry ny ela😍❤️
eo fa hifampizara isika e❤️😍

minan'tsss 🤣🤣🤣ny takarivan'n olona sy n tontoloandrony mlamn fa tsik variana politique pour rien eto🤣🤣🤣
21/10/2025

minan'tsss 🤣🤣🤣
ny takarivan'n olona sy n tontoloandrony mlamn fa tsik variana politique pour rien eto🤣🤣🤣

izay tonga izany nandraybanjara sy samy naka ny tandrify sy nety aminy a🤣🤣🤣iza ko re no mba andrasiko tong hotataziko e🤣...
20/10/2025

izay tonga izany nandraybanjara sy samy naka ny tandrify sy nety aminy a🤣🤣🤣

iza ko re no mba andrasiko tong hotataziko e🤣🤣🤣

18/10/2025

😢😢😢

NANKAIZA? (Dox)Nankaiza ny olon-tety... no rindrina sisa mijoro? Ny tafo mikipaka iray, ny rihana sy andry mikoro. Raike...
16/10/2025

NANKAIZA? (Dox)

Nankaiza ny olon-tety... no rindrina sisa mijoro?
Ny tafo mikipaka iray, ny rihana sy andry mikoro.
Raiketa sy ambiaty ary seva no sisa miandry tanàna.
Mangina ka mahalao monina... haolo tsy mahatamana.

Nankaiza ny olon-tety?... Ako no sisa manoina.
Fody no sisa mamaly... Aloka sisa antsoina!
Sorohitra mbamin-domohina no zary tompon-tanàna.
Nankaiza ny olon-tety?... lasa tsy nisy tamàna...

Ry sendra mamangy mitsera... Tsy aiza tsy aiza tsy akory:
Dongona izatsy jerena, ao ry zareo no matory...
Rakofan'ny vero sy antsoro...

Avoko homban-tsongosongo no 'reo hany mamelana.
Vorona sendra mipetraka no indro mivetso fitserana!
Tsy fantatra tsisy mpanoro...

Dox, NY HIRAKO.

zaraiko aminao ihany koa🙏

Aza d manao ze maha lasa torimaso reto a🤣🤣🤣🤣ao fa ezahanay hatao malaladalaka kel le fitafiana amidin'le namany iny e🤣🤣🤣
15/10/2025

Aza d manao ze maha lasa torimaso reto a🤣🤣🤣🤣
ao fa ezahanay hatao malaladalaka kel le fitafiana amidin'le namany iny e🤣🤣🤣

MALAGASY MANKANYEny, ho’aho, Ramalagasy ! Malagasy be fivoarana !Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana !...
12/10/2025

MALAGASY MANKANY

Eny, ho’aho, Ramalagasy ! Malagasy be fivoarana !
Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana !
Izato fihetsiketsikao e, izato fomba amam-piteny !
Ianao no tena malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny !

Satrinay hitsinjo ihany izato ianao mirehareha :
Borizanom-pandrosoana miedinedina fandeha
Soa, manko, nitanila ilay Rafotsibe nidraiko
Ka nanajanaja hoe : "mandehana, sombinaiko" !

Soa fa niato kely koa Rangahy antitra efa goga,
Ilay nisatroka ahibano sy nitafy lamba soga
Izay nivimbina entan-kely---toa tsy zakany sahady
Ka nihoaranao malaky tsy nanaovana azafady !

Taitra ihany Ingahibe nahita anao nivatravatra
Ka nitraka moramora, nefa dia namihin-tratra ...
Eny, hoy izy velon-tsento : mafy izany ka tsy toha
Saingy ho aiza moa ny tena, izao no gasy tafafoha ! ...

Tafatombina Rangahy, zary lasa kaodikaody :
Iny koa niserana azy, tovovavy be lamaody,
Irony ilay mitetin-doko sy mibory volo irony
Sady tsy mitafy lamba, tsy miteny gasy intsony !

Dia indreny koa nandalo, niara-dia nifampitantana :
Ankizilahy sy ankizivavy, amin’ny tena fisandratrana,
Moa va tsy mpivady mihitsy amin’izato fombafombany?
Kanjo dia tsy izany loatra, raha natao ny tombatombany.

Nantenain’Ingahibe fa mba hanaja ireto zaza.
Nefa loza no nataony fa nifampikitika aza,
Dia nifampikimokimo, ‘ndeha hiserana, handika.
Ingahibe no niarahaba ireto zana-kavantsika !

Eny, ho’aho, Ramalagasy ! Malagasy be fivoarana !
Tsara haingo, tsara vatsy, tsara sampy, tsara anarana !
Tsy hanozona ny Ntaolo n’inona n’inona natao.
Saingy masina ny sata izay voahitsakitsakao.

Randja ZANAMIHOATRA

zarazarao ny hafatra 🙏🙏🙏

🙄🙄🙄🤣😂🤣😂
11/10/2025

🙄🙄🙄🤣😂🤣😂

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Revy hafa mihitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share